vAHINY MANDALO

1. Maheriloha ( 30/11/2005 14:18)
Tany ambany vohitra be no niseho ny tantara : any ambanivohitra mantsy misy ireny mpivaro-mandeha ireny ka sendra zavatra izy ireto fa henoy tsara ; Nisy mpivadyvao ny iray (vavy) 26 taona , ny iray kosa (lahy) 56taona .Fomban'ny mpivady vao moa dia samy mahafantatra rehefa alina ny andro dia hanao ny fanao izy roa (:*) . Miandry nandro ho alina ry zareo , kanjo nisy vahiny tampoka tonga (ilay mpivaromandeha) ka efa sorena ra lehilahy ka ravehivavy sisa no nikarakara ny sakafo ho an'ireo vahiny . Nony avy nihinam-bary ny vahiny dia samy namonjy ny fandrinany . Nony kelikely dia te hanao ny fanaony angamba ralehilahy ka nikitika an-dravehivavy , dia hoy ravehivavy taminy moramora hoe : Mody anontanio in-3 hoe avy aiza ianareo fa raha tsy mamaly dia hanao isika . Nanontany indray mandeha rangahy hoe : AVY AIZA IANAREO AZAFADY? ?? Mody tsy namaly ireto mpivaromandeha ( efa fantany ) Nanontany fanindroany rangahy , tsy nisy namaly , farany tsy nahatanty fa tonga dia niakatra nanao ny fanao ,, Raikitra ary ny:*, nony akaiky ho tonga ilay zavatra dia hoy tampoka ravehivavy hoe : Rangahy a! maninona raha anontaniana farany sao tsy matory ireto sady ianao sepotsepotra be ! Nanontany ilay rangahy sady efa akaiky ilay farany : o ry zalahy reto a! Avy aiza ho aho ianareo ? Namaly tmpoka ary ny iray tamin'ireo vahiny hoe avy any Ambatolampy izahay . Hoy ilay rangahy namaly ilay vahiny sady sepotsepotra be hoe tsitsirarahako iiialahy nanaavy aaiiza.
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:31
2. sonwin ( 30/11/2005 14:40)
ary sao mba niara-niboss tamiko aza lety fa blag tany ampianarana daholo ny ataon' leiry :-w
nefa na izany aza aloha tena :-D:-D:-D
3. mimiso ( 30/11/2005 14:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. dadabe ( 30/11/2005 15:50)
sonwin> sao de mpianatra tany @ la sainte less aza lery le :wink:
5. Herimiafina ( 30/11/2005 16:01)
Ngah kou dadabe mpianatry la Sainte klé? Tamin'ny andron'i Bema ve?
Ny fika rehefa te-hano otsan'ireny de bataina any andakozia ny kidoro klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
6. zakony ( 30/11/2005 20:00)
bilagy vo nitantaraiko tam akama tam 1 volana ity le, 8O:lol:
7. Veloo ( 30/11/2005 20:01)
ka samy pianatra tany la sainte doly nareo nefa tsisy masina :-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. zakony ( 30/11/2005 20:01)
bilagy vo nitantaraiko tam akama tam 1 volana ity le, 8O:lol:
9. Mifenty ( 30/11/2005 20:03)
>>herimiafina

fa anga le izy kdoro ra tsy tsihy le.
10. Veloo ( 30/11/2005 20:06)
mifenty :-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 30/11/2005 22:40)
Mifenty:

>>herimiafina

fa anga le izy kdoro ra tsy tsihy le.

Vao maika mora bataina izany, na eny amin'ny lalantsara aza de mbola mety foana, mirevy trankill tsara mahintsiny amin'izay, hehehehehe:-D:-D
12. dadabe ( 01/12/2005 00:28)
herimiafina > iee zah sy i sonwin :lol:
13. Herimiafina ( 01/12/2005 00:31)
Zah konkou klé, tam-taona 92 tany, zah le tratran'i Frere Louis Jiosy nanao crois gamé tamin'ny tablier klé, le tonga de Hitler be de nosamborina tany ampianarana, boay kely folo teo izahay no nahazo congé 5 jours klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. jennifer2 ( 01/12/2005 01:24)
misy toetra mihitsy nareo mpianatry la sainte reto, tsy nareo ihany fa ny mpiara-mianatra t@ zokinay koa, de maro hafa
15. Herimiafina ( 01/12/2005 01:26)
Fa iza hono ny zokin-droky tao ry JenriferII? heheheheehe:-D:-D:-D:-D
16. ari.malala ( 01/12/2005 08:00)
Herimiafina:

Ngah kou dadabe mpianatry la Sainte klé? Tamin'ny andron'i Bema ve?
Ny fika rehefa te-hano otsan'ireny de bataina any andakozia ny kidoro klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D



eh, elà kou nga? :-D:-D:-D:-D ndao ndray ary hianatra feble e:-D:-D:-D:-D
17. ari.malala ( 01/12/2005 08:02)
Herimiafina:

Zah konkou klé, tam-taona 92 tany, zah le tratran'i Frere Louis Jiosy nanao crois gamé tamin'ny tablier klé, le tonga de Hitler be de nosamborina tany ampianarana, boay kely folo teo izahay no nahazo congé 5 jours klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D


ary mety promo 1 v tsika ra zany? na zandrinareo zay na ny mifamadika @zany... fa elà tratran'i Frere Louis zany alo 1er cycle sa efa tany @ Bema e...
18. Veloo ( 01/12/2005 17:56)
:°)
19. sasa ( 02/12/2005 07:33)
hi hi hihi ary possible mety misy mpiara-mianatra be da be ato klé, :-D:-D:-D:-D
20. ari.malala ( 02/12/2005 08:07)
sasa, fa njy ko nga?:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078