vAHINY MANDALO
22. ari.malala
(
02/12/2005 11:35)
mamzelkely, aza mampiesona waaaaaaaaaaaaaaa nareo teo akaikinay teo fa aza mampiesona eeeeeeeeee;)
23. Mifenty
(
02/12/2005 12:11)
mety mpiara mianatra dolou marina tsika kle.
Ny azoko antoka klou de mpiray tanindrazana isika e.
Ny azoko antoka klou de mpiray tanindrazana isika e.
24. Veloo
(
02/12/2005 16:50)
mifenty a zay mihitsy ka...
ity tsy vovaliko kle oy i herimiafina oe:
dia novaliana'i dadabe oe:
fa ahona ndray zany kle??? misy tsy mazava mihitsy ny aminareo roa lahy reto ka :-D:-D:-D:-D:-D
ity tsy vovaliko kle oy i herimiafina oe:
Vao maika mora bataina izany, na eny amin'ny lalantsara aza de mbola mety foana, mirevy trankill tsara mahintsiny amin'izay, hehehehehe
dia novaliana'i dadabe oe:
herimiafina > iee zah sy i sonwin
fa ahona ndray zany kle??? misy tsy mazava mihitsy ny aminareo roa lahy reto ka :-D:-D:-D:-D:-D
