miseho milay
43. Herimiafina
(
06/12/2005 01:19)
Ka io teneniko io manao tricot de zah taloha manampy an'i bebeanay manao tricot foana, izay ve? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina
(
06/12/2005 02:21)
Ie, de aleoko kalongany sakafo tsara, hanaovan'i bebeanay lasopy soucrila zah de faly be, hehehe:-D:-D
46. jennifer2
(
06/12/2005 02:34)
soucril a! t@ za tsy nahafantatra an'io za de tia fa avy eo naharikoriko ahy ny nieritreritra an'le izy!
47. Herimiafina
(
06/12/2005 02:36)
Tsara be ireny knou, sady mampodya ian be klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
50. jennifer2
(
07/12/2005 00:15)
herimiafina: omeo an'i veloo fa izy angamba no tia matoa izy mihomehy ohatran'io!
51. Herimiafina
(
07/12/2005 21:38)
Veloo ve? Nen'io njay na zavatra tsara tahaka ny inona aza no omeko azy tsy tiany, hehehehe:-D:-D
53. lilbon
(
08/12/2005 07:18)
rizareo manana fitiavana a!
azafady e, azafady!
xxx> hitanao ny raisonnement par l'absurde
tia d mody manao tsy tia !TANDREMO
ZA MIERITRERITRA HOE nareo 2 variana mifampidera fitia fa tsy mifankatia satria nahoana !
refa tia olona iray de ampisehoy fa tia tokoa , aza saronana fa sao tsy azony ny zavatra tadiavinao !
sao izy de mihevitra fa sex fotsiny koa no tadiavinao
de refa eo vao manao je t'aime
fa ampisehoy amy fihetsika 1 manontolo fa tia enao
amy zay fantany fa tia azy enao amy fonao manontolo

55. Herimiafina
(
09/12/2005 04:49)
Ka refa tsy te-hijery izay de aleo any klé, hehehehehehehe:-D:-D
57. Herimiafina
(
15/12/2005 03:16)
Kay leity e, manao raisonnement par l'absurde i ra-lilbon tato klé, njaso fa tedavako raisonnement par reccurence contraposition kou klé de asiko contre exemple kely, hehehehehehe=))=)):-D:-D