miseho milay

1. xxx ( 30/11/2005 14:02)
miaraka @ lhl mahasosotra b za ,nefa izy io tiako , nefa ny toetrany aloa d mankaleo b!;fantako aloa we mety betsaka ny anome tsiny za we lhl efa hotranizao v mbola iharahana ihany ,mme na ny namako d miteny za anizany, nefa tena mba mi-forcer tena we za hisaraka fa eeee, tsy misy riska fa mbola tia ary ny mahakamo arakaraka izy manao anio no tena vao maika ny tena taviditra .Anao ohatra :izahay aloa somary mifanalavitra mipetraka ka tsy mifankahita matetika fa tout le mois zahay no mifankahita ,ary manao week-end any @ indraindray!
manontany azy za we hoviana kay ianao no nanao farany @ telephone io resaka io , d mamaly izy we t@ ex fa ni anay juste sex fotsiny hoy izy , ao koa ny we inona ny tianao za ny mankany @ herinandro sa @ zoma ,an,an, zay tianao sy ny mi-arranger anao mety daholo , miseho milay b sy mafy b @ fitiavana tsy t hampiseho we tara b @ sipa fa maha - controler tena b
.ka ny fanontaniana tiako hapetraka we ahoana no tokony ataoko mba ahatonga anio bandy io ho instable fa miseho mafy b e! hampirafy ve sa ahoana ! fa mba tiako valiana @ manko ny ataony ! fa za aloa mbola tia e ! mba atoroy hevitra ho anizay efa sendra karazana bandy hotranio ! fa miseo milay loatra !
misaotra!
novalian'i jennifer2 ny 16/12/2005 04:32
2. fiaritiana ( 30/11/2005 14:05)
aza rarahina mihitsy koa lo de ho hita eo ndray e!
3. ravakamalala ( 30/11/2005 14:26)
ie, marina ny an i fiaritiana, miafy kely ndry, tena mifehy tena mihitsy, aza rarahiana izy mandrindra ny fotoana kely, aza raisina ny téléfona refa izy no miantso, aza mankany aminy koa fa aleo izy no manatona. Fa miverina oazy eo foana izy.

aza mampirafy zany fa tsy vahaolana zany.:(
4. diamondra27 ( 30/11/2005 15:32)
k'efa oe sex fotsiny ny @nareo de tsy misy endrasanao aminy nge zany e, tsy misy sentiment izy fa enao manatena be, sao de manatena ny tsy misy eo njy na de tia be azan ny azy sex ihany sady efa nolazainy, ataony fanary fotsiny njy
5. Veloo ( 30/11/2005 17:57)
tsy misy fitiavana na iray pitika mihitsy zany...aiza ve nama dia Sex fotsiny tssssss ratsy tsy biby retsy njy ko...nareo ko mifanalavitra ihany ... miafy kely ao retsy a mbola ho avy ilay maraina ho anjy an.. de bonne chance eeeeeee
6. mimiso ( 30/11/2005 18:16)
Manana akia hambo a! aza mampiseho fahalemena eo anatrehana bandy zany fa vao maika izy manitsaka f'aza rarahiana kely ange fa ho hitan-jy eo ny ataony raha tena tian-jy izy,fa raha tsy tia indray izy de aza mandany zara @ zay kof tsy hanahaka akia fa hoy ny fiteny hoe"VODISOBIKA AZA MANAN-TANDRIFY fa vao maika ......olona" ?
7. fasaly ( 30/11/2005 18:19)
veloo sy diamondra tsy mamaky tsara, ny tamin'i ex-ny izy no resaka sex fotsiny fa tsy tamin'i xxx....


indry ihany ny mitondra io fa tsy misy azonay hatao amizany....tsy de mi basé am fitiavana ilay izy raha asiana resaka mifaninana sy vali-faty zany.
asio firesahana mazava tsoitra izao hoe tsy zakako ny toetrana tsy de miraika io fa zà mila tairitairina de hitandry eo, sinon mijanona aminy mandrapaha tsy itiavandry azy tsony...njy aza mba
8. fasaly ( 30/11/2005 18:20)
indry aza mbola mahatanty kou!
9. lapino ( 30/11/2005 18:37)
ka ny fanontaniana tiako hapetraka we ahoana no tokony ataoko mba ahatonga anio bandy io ho instable fa miseho mafy b e!

Franchement aloha, tena tsy hitako izay diso ataon'le bandy amin'izany, tsy hitako hoe aiza no tokony hisy olana.

Mila tonga saina aloha ilay xxx manontany io, fa any aminao mihitsy no misy olana. Raha mila tambitamby sy teny mamy avy aminy ary, maninona raha mangataka tsotra fotsiny? Maninona àry ianao no milahatra hifaninana aminy amin'izany? Tsy tantinao angaha hoe "milay" ny bandy miaraka aminao?

Manitsaka anao angaha ilay bandy miaraka aminao, sa manambany anao, sa ...? Tena tsy azoko! Sao dia hoe tsy voa-dominer-nao fotsiny dia izay no tsy zakan'ny eritreritrao? Sa ve tsy matoky ianao hoe tiany?

Na inona koa anefa antony, na inona, mampalahelo be ilay toetsaina, hoe bandy miaraka aminao no anananao tanjona ohatra an'izany!
10. xxx ( 30/11/2005 20:23)
hamaly ny teninao za ry lapino, tsy sanatria we tsy tia bandy milay za fa ny toetrany no mahakamo ahy , efa nomarihako ary ambony anie we za tia azy ,ary tsy manana eritreritra ny hisaraka @ za fa te hanitsy zavatra nefa kosa rehefa mafy ny mahazo d mba mila vonjy @ serasera ihany e! mety misy fadisoko marina aloa ilay izy angamba satria ianao milaza fa i xxxno mila tonga saina ilay manontany ,@ ilay fombany d lasa tsy sahy mangataka fa lasa votery mampiseho tsy miraika koa ny tena , mamaly anao koa za we ,raha ni olona mifanerasera @ d milaza fa tsy manana sipa izy ,fa izy no nilaza t@ko t@ telephone we rehefa tsy eo za d nanao t@ ex-ny izy , izy ihany anie no milaza anio fa tsy za mamorona e , angaha kosa anie na nanao anizany v izy d voatery tsy maintsy lazaina @ko na pour respect fotsiny aza,izy kosa aloa rehefa eo @ za d mampiseho fitiavana foana izy ary mahafinaritra izy fa rehefa tsy eo za fa mody d zany no vavany ataony amiko , izy indray aloa na d manao taimbava hotranizany d rehefa manao veloma mba tsy adinonny n-y manao we au revoir ma cherie et a bientot ! izay no mba teny mahafinaritra tsy maintsy mba haveriny !
aminareo kosa v tsy fisehona milay v zany na mety fanambaniana mihitsy! eo anie ny hilaiko anareo namana anie e
11. Veloo ( 30/11/2005 20:29)
ie wa ry lipino
12. fasaly ( 30/11/2005 20:51)
ka tsotra anie zany ry xxx e!
olona hendry izy milaza aminao ny marina
hoe niaraka tam ex-ny juste pour le sex
olombelona izy anie e! mila izany zavatra izany, kou nareo tsy miara-mipetraka fa une fois le mois vao mifankahita de raha mba en mank izy ve? il suffit de comprendre la situation ....tsy aleo ve aza izy mitsotra sy milaza ny marina toy izay mandainga na manafina, raha sahala amiko manokana aloha tsy voako lay hanafenana zavatra surtout cas hoatra izay e!
ilaina ihany indraindray lay complicité eo amin'ny couple surtout otrani'zao cas-nareo zao.
fa rehefa tena tsy tian'i toi lay izy de asio resaka fotsiny de hita eo ny suite-ny, kanefa izy wa lehilahy, impossible izany tsy hikitika vehivavy zany
fa amboaro ny saina e....bon courage
13. cutie ( 30/11/2005 20:57)
ka ny fanontaniana tiako hapetraka we ahoana no tokony ataoko mba ahatonga anio bandy io ho instable fa miseho mafy b e! hampirafy ve sa ahoana ! fa mba tiako valiana @ manko ny ataony ! fa za aloa mbola tia e ! mba atoroy hevitra ho anizay efa sendra karazana bandy hotranio ! fa miseo milay loatra !
misaotra!

tsy tia azy akory njy matoa mieritreritra an;io .
tonga de saraho e , zay ny solution , fa aza mamizan-tena hamaly faty zany .
14. Veloo ( 30/11/2005 21:02)
ie mety ho zany ko
15. xxx ( 30/11/2005 21:44)
so de le sex no tsy ampy azy de zay no tadiaviny any an kafa, mety tsy omenao sex koa izy de tsy satisfait e! de any amin ny ex izy no mangataka sex fa enao nefa tokony hiresaka aminy face a face!
16. xxx ( 30/11/2005 21:54)
kobony enao hoe maty be sy miankina be aminy, omeo ny hafatra izy dia voan'ny aza manadino e!
17. Herimiafina ( 30/11/2005 22:01)
xxx:

miaraka @ lhl mahasosotra b za ,nefa izy io tiako , nefa ny toetrany aloa d mankaleo b!;fantako aloa we mety betsaka ny anome tsiny za we lhl efa hotranizao v mbola iharahana ihany ,mme na ny namako d miteny za anizany, nefa tena mba mi-forcer tena we za hisaraka fa eeee, tsy misy riska fa mbola tia ary ny mahakamo arakaraka izy manao anio no tena vao maika ny tena taviditra .Anao ohatra :izahay aloa somary mifanalavitra mipetraka ka tsy mifankahita matetika fa tout le mois zahay no mifankahita ,ary manao week-end any @ indraindray!
manontany azy za we hoviana kay ianao no nanao farany @ telephone io resaka io , d mamaly izy we t@ ex fa ni anay juste sex fotsiny hoy izy , ao koa ny we inona ny tianao za ny mankany @ herinandro sa @ zoma ,an,an, zay tianao sy ny mi-arranger anao mety daholo , miseho milay b sy mafy b @ fitiavana tsy t hampiseho we tara b @ sipa fa maha - controler tena b
.ka ny fanontaniana tiako hapetraka we ahoana no tokony ataoko mba ahatonga anio bandy io ho instable fa miseho mafy b e! hampirafy ve sa ahoana ! fa mba tiako valiana @ manko ny ataony ! fa za aloa mbola tia e ! mba atoroy hevitra ho anizay efa sendra karazana bandy hotranio ! fa miseo milay loatra !
misaotra!

Hanaovy kaly bonne be spécialité chinoise nedala de tonga de miova be, ny handraisany anao mantsy izao de olona hanaovana fotsiny, fa raha hainoa ny manao publicité tena (mba miseho milay kely kou i toi) de vita matavy nedala, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

18. Veloo ( 30/11/2005 22:11)
ny an'i hery ko tsy misy afa tsy motika fona kle
19. lapino ( 30/11/2005 22:15)
Herimiafina:
Hanaovy kaly bonne be spécialité chinoise nedala de tonga de miova be, ny handraisany anao mantsy izao de olona hanaovana fotsiny, fa raha hainoa ny manao publicité tena (mba miseho milay kely kou i toi) de vita matavy nedala, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Izany letsy ka vahaolana! Vita matavy marina izy am'zay an! :-D:-D
20. fijo ( 30/11/2005 22:24)
xxxx ity misy fika mahomby,vao avy manao dia mody miteny ianao hoe ,tena tsy hafapo za izany kle.
andramo fa tena grave io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1725