miseho milay

21. jennifer2 ( 01/12/2005 01:17)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 01-12-2005 02:15:02
Lohateny : Re : miseho milay
Hoy i Herimiafina:
Hanaovy kaly bonne be spécialité chinoise nedala de tonga de miova be, ny handraisany anao mantsy izao de olona hanaovana fotsiny, fa raha hainoa ny manao publicité tena (mba miseho milay kely kou i toi) de vita matavy nedala, hehehehehe

Izany letsy ka vahaolana! Vita matavy marina izy am'zay an!

Ary nifindran'ny aretin'i herimiafina enao zany lapino an! fa sao de herimiafina aza le tenenin'le sipa e! mino aho fa tsy herimiafina e
22. Herimiafina ( 01/12/2005 01:25)
jennifer2, tena otsan'ny mety ho zah marina klé, anjaso kalongany hoe jereko vetivety ny anaran'ny sipako retsaretsa sao de misy xxx an, hehehehe:-D:-D
23. hesham ( 01/12/2005 01:49)
ary tianao mintsy ry herimifaina ny hanaovana kaly , tena hitako ny fika eee hihihi:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 01/12/2005 01:52)
Inona no azonao haroso any ry hesham malala? Arakarak'ilay kaly io kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
25. lapino ( 01/12/2005 01:58)
jennifer2 < tena marina io fikan'i lery io ka! Raha voky ambony voky ambany ny bandy any aminao, ....
Andramo ange!

Ilay fikan-dra-fijo koa aloha toa gidra marina kle! Omena ny tena lavaka tsy hita noanoa izy! :-D:-D
26. vivi ( 01/12/2005 09:28)
zao akia no anaovana anazy a!mihezaha miala @ tsikelikely satria tsy t tsara loatra io manana histoire miaraka @ ex io ,fa maninona koa moa tsy maintsy ex fa tsy olonkafa e!ary tsy misy anizany hoe tsy matanty izany akia ny lhl fa rehefa tiany akia ndry d tokony hiaritra izy , sady na ny feeling anie @ olona tiana sy tsy tiana akia tsy mitovy , raha vao manao @ olona tsy tiana zany d tokony tsy tsaroana aza fa matoa mitsotra b zany d mahakamo ! za aloa tsy tia e!, fantako aloa hoe ndry tia d mihezaha miala @ fotsiny !, fa ny fanaovana sipa aloa tsy solution e; satria ndry ihany no voa mafy, raha tsy rarahiny akory we ndry manana sipa , tsy ny tenandry ihany v akia no voaviravira eo ! aleo miala tsotra !, efa tonga aloa zao ny fety d ataovy aloa ny mahafinaritra !
27. hesham ( 01/12/2005 13:39)
Mody aza rarahina koa izy dia jerevo zay pasiny fa raha tena tiany nji tsy maintsy manontany tena izy na mitady anji mintsy hoe fa aona dia azavao azy amizay avieo . Raha sex @ ex zany klou dia tsy mazava amiko e , raha olonkafa tsy mbola nandalo teo @ fiainana dia mety ekeko ihany. Raha za manokana mantsy raha mbola sex @ ex dia tena mbola tiako izy zay fa raha tsy tiako tsony tsy hanao aminy tsony mintsy za .Folaho kely izy e , aza rarahina kely dia hitanjy eo zay atao , aza aseho azy be koa nji hoe tena tia be lotra fa mety zay koa ny ampifilany anji e satria izy efa milay rahateo :-D:-D:-D:-D:-D
28. Veloo ( 01/12/2005 17:35)
hesham :-*
29. Herimiafina ( 01/12/2005 21:10)
xxx:

miaraka @ lhl mahasosotra b za ,nefa izy io tiako , nefa ny toetrany aloa d mankaleo b!;fantako aloa we mety betsaka ny anome tsiny za we lhl efa hotranizao v mbola iharahana ihany ,mme na ny namako d miteny za anizany, nefa tena mba mi-forcer tena we za hisaraka fa eeee, tsy misy riska fa mbola tia ary ny mahakamo arakaraka izy manao anio no tena vao maika ny tena taviditra .Anao ohatra :izahay aloa somary mifanalavitra mipetraka ka tsy mifankahita matetika fa tout le mois zahay no mifankahita ,ary manao week-end any @ indraindray!
manontany azy za we hoviana kay ianao no nanao farany @ telephone io resaka io , d mamaly izy we t@ ex fa ni anay juste sex fotsiny hoy izy , ao koa ny we inona ny tianao za ny mankany @ herinandro sa @ zoma ,an,an, zay tianao sy ny mi-arranger anao mety daholo , miseho milay b sy mafy b @ fitiavana tsy t hampiseho we tara b @ sipa fa maha - controler tena b
.ka ny fanontaniana tiako hapetraka we ahoana no tokony ataoko mba ahatonga anio bandy io ho instable fa miseho mafy b e! hampirafy ve sa ahoana ! fa mba tiako valiana @ manko ny ataony ! fa za aloa mbola tia e ! mba atoroy hevitra ho anizay efa sendra karazana bandy hotranio ! fa miseo milay loatra !
misaotra!

Refa tena niheritreritra zah ry chérie de toa hitako hoe tsy de le bandy lotsa no olana eto fa ianao an.
Zany hoe, tena tsy mety manaiky ianao hoe tia anazy, tsy de voanao loatra le hoe tara amina olona e, angamba ny metimety aminao kokoa de le tiavina fa tsy le tia. de izay. Betsaka ny olona otsan,izany kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D

30. ravakamalala ( 02/12/2005 11:31)
Samy te ho tiavina daholo isika rehetra fa mba ahtongavana amin izay dia tsy maintsy mitia aloha.
Manome dia mahazo!!
31. lapino ( 02/12/2005 11:40)
ravakamalala < za ary meo e! :-D:-D:-D
32. fiaritiana ( 02/12/2005 19:21)
raha vo samy miseho mialy nareo dé tsy mandroso e!tsy maintsy manao effort kely lo ny iray!
33. Herimiafina ( 02/12/2005 21:59)
Non, tsotsa ny vaha-olana, manaova zavatra hafa fa aza de varian miheritreritra an'ileiry e, mianara manao lakozia ohatra, mba mikarakara cassoulet kely de misotro divay, miaraka amin'ny ankizy any amin'ny restaurant, misy favy otsan'izany indray ve, olona iray iny ve no hataoko mankarary andoha klé? Zara aza izy mba eo klé, refa tonga izy mirevy, refa tsy tonga izy mikaly, vita, hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. fijo ( 02/12/2005 23:05)
andramo wa io nolazaiko io
35. hesham ( 03/12/2005 01:11)
herimiafina tendakanina oooooooo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 03/12/2005 01:40)
Ndroky ihany no nahatendakanina ahy teo knou, ampifilafilaindroky zah de manala azy any amin'ny sakafo sisa klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. jennifer2 ( 03/12/2005 03:07)
Enao no efa tendakanina hatr@ zay koa.
38. Herimiafina ( 03/12/2005 21:10)
Eny ery e, jenny kou o! Zah zany mankafy kaly be mahintsiny e, izany manao izany mbola azo leferina fa ny kibo tsy mvba lamosina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. jennifer2 ( 04/12/2005 03:38)
de ny tsinay tsy mba vatsy.
Fa i herimiafina angaha efa nanao?
40. Herimiafina ( 04/12/2005 19:12)
Nanao inona ry chérie, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835