mba mila torohevitra

61. watafon ( 19/12/2005 17:11)
tsy fantatrao tokoa ry veloo !
62. Veloo ( 19/12/2005 19:55)
ary to be maso doly ny size rehetra e :-D:-D:-D
inn no tsy fantatro? ry wata?
63. watafon ( 21/12/2005 19:32)
oe efa hendry za k !
64. fijo ( 21/12/2005 19:36)
eny wa letsy,io zay efa hendry be mihintsy;
65. toubib ( 29/12/2005 14:07)
Fa matetika koa klou ilaina ihany ny anaovana bilan mialoha ireo fihinanana vitamine ireo, ohatra amzany ny Sérologie toxoplasmose, cysticercose, syphilis, na bilharziose. Jerena iany koa ny fatran'ny siramamy, calcium,magnésium, ny tavy isankarazany any anaty rà any (LDL,HDL,Cholestérol total,triglycéride etsetra..),mifoka sigara v na misotro toaka lay olona. Matetika dia tsy mivoana amin'ny iray amin'ireo voalaza ireo no anton'ireo symptômes voalazandra tiam ery ambony.
66. fijo ( 29/12/2005 20:59)
mampatahotra izany resaka izany kle
67. watafon ( 30/12/2005 18:05)
fijo, inn kou zao mapatahotra amin'io?
toubib, bilan général mihitsy zany no atao ?
68. fijo ( 30/12/2005 18:58)
ka toa be loatra le jerena ko.hita eo daholo ve letsy ny tsy mety rehetra ko.
69. toubib ( 06/01/2006 11:12)
Tsy mbola ireo no tena bilan général fa tanisaiko fotsiny ny mety ho aretina mifandray amzay résultat tsy normal amin'ireo, na ohatra koa hoe positif:cysticercose, toxoplasmose, syphilis, bilharziose tafapetraka any amn'ny atidoha, diabeta,spasmophilie, hypercholestérolémie indrindra fa raha latsaka be ilay HDL, hatavezana tafahoatra, fahatsentsenana lalandrà vokatry ny fifohana sigara; indrindra ny any am loha, na ny tosi-drà avo loatra. Fa ny tena matetika ihany amzao vanimpotoana mampihazakazaka ny fandrosoana sy ny rythmen'ny tsirairay zao dia ny "Stress" indrindra vokatr'ilay antsoina hoe "effet de serre" Zay ô!
70. watafon ( 06/01/2006 17:43)
toubib, humm izy daolo v izany rehetra zany kle ?
71. fijo ( 06/01/2006 20:04)
mampatahoatra wa fa aoka izay.hiala eto aho kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4751