mba mila torohevitra

21. Veloo ( 01/12/2005 17:24)
misaotra dokotera a...
o ry hery tsy ny sakafo ihany lety no mahasalama a ... ao ny fitsikina mandrakariva, ny sport, ny misotro rano etccc.

sa ahona Dokotera Watafon :-D:-D:-D
22. Veloo ( 01/12/2005 17:25)
oy i hery
Antoky ny sakafo ny fahasalamana rahavako, hehehe

mety matavy mihitsy angamba injy ty kle :-D:-D:-D
23. lapino ( 01/12/2005 17:30)
watafon:
raha voly na misy manindrotsindrona zany ny vatana d mety misy pb na conduction nerveuse ao

Tena kely sisa zany de mort cerebral ny tenanay kle! :-D:-D
24. Veloo ( 01/12/2005 18:23)
lapino mila mieritreritra njy zany kle :-D:-D
25. Herimiafina ( 01/12/2005 19:07)
pika:

fa raha diso be loatra ve tsy hanehitra na handrezatra :-D

Voninahitra be zany matin'ny hatendana izany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

26. fijo ( 01/12/2005 22:04)
lapino an,mila tosika toi izany
27. Veloo ( 01/12/2005 22:16)
:-D:-D:-D
28. fijo ( 01/12/2005 22:16)
hita ko
29. lapino ( 01/12/2005 22:18)
Veloo, fijo > Ka eo indrindra tsika zao e!
Tsy maintsy hoe ndeh hitady ody mpamosavy ihany! :-D:-D
30. fijo ( 01/12/2005 22:57)
mpamolahy tadiavina dia vita
31. pika ( 02/12/2005 05:32)
inona izany mpamolahy ry fijo sa misy koa mpamovavy?
herimiafina izay izany ilay hoe aleo maty voky toy izay maty noana:-D
32. lapino ( 02/12/2005 05:54)
fijo < tsy taitra ny ra indray mikoriana tsara ka! :-D:-D:-D
33. watafon ( 02/12/2005 11:42)
veloo: tsy aleo atao oe watafon fotsiny sa ? :-D:-D:-D
lapino : aiza kosa e ?
34. Veloo ( 02/12/2005 16:08)
eny ary watafon a :-D:-D:-D:-D inn no maha ratsy an'io ? vazy2 ny ahy e:-D:-D
35. fijo ( 02/12/2005 22:03)
pika ,ka ny mpamosavy anie vavy aby e.hi hi hi
lapino za ve nahalala
36. lapino ( 02/12/2005 22:19)
Le izy ange rehefa kasihan'ny ankizy de afaka satria taitra le nerfs e! (et plus si affinité) :-D:-D
Fa le tratrany irery ihany no gidra.
37. watafon ( 03/12/2005 05:31)
veloo fantatro zany k ! za kou nge mbo manala e!
38. Veloo ( 04/12/2005 02:22)
wata a:-*:-*:-*
fijo a zany ve ? misy kahy ko ny mpamosavy knou :-D:-D:-D
39. watafon ( 06/12/2005 13:20)
veloo za alou mbola tsy nahita e ! na lahy na vavy !
40. Veloo ( 06/12/2005 23:54)
wata :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0424