mba mila torohevitra

1. tiam ( 30/11/2005 06:07)
misy olona izany ato an-trano toy ny voly sy misy manindrotsindrona ny lohany midina tongotra roa
raha tany @ dokotera dia nilaza izy fa tsy ampy vitamineB
nefa mba lasa ihany ny saina sao tsy dia izany loatra
sao koa misy sakafo tokony ho hanina na tsy tokony ho hanina :roll:
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:04
2. bnoty ( 30/11/2005 06:26)
tsy maintsy harahinao aloha 'zay toro-hevitry ny dokotera ka! zay no nandehananao tany! dia rehefa mihinana 'lay vitamine B dia tsy maintsy hojeren'ny dokotera indray hoe: nanao ahoana? raha tsy naninona t@ iny moa fa afaka dia tsara! raha tsy misy fiovàna dia zay indray no dokotera vao manome fitsaboana mahery kokoa noho ny teo aloha!!! dia toy izany hatrany!
3. Herimiafina ( 30/11/2005 06:33)
Vitamina complexe B izany, B1, B6, B12, ilaina daholo. De mazotoa homana. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
4. pika ( 30/11/2005 09:53)
:-D:-D nihinana an'izany nga i herimiafina no mery mihinankanina
5. bichette ( 30/11/2005 10:09)
efa voan'io koa aho fa marina ka ! ngolingoly tampoka ny tanana no sady ohatran'ny hatsatra fa mihinana aloha magnesium fa carence no mahatonga an'io tsy vazivazy anie e:D
6. lapino ( 30/11/2005 10:40)
Za koa efa tratran'io, de rehefa matory matetika no mitranga le izy. Voly ny vatana iray manontolo. Ohatra ny hoe misy mpamosavy mandalo, dia tsy mahetsika nefa mahatsiaro tena :) .

Dokotera roa no efa nalehako (Mada sy Frantsa), fa nitovy tsy nisy hafa ny fanafody nomeny: Magné-B6. Tsy fahampiana magnésium ohatra an'i bichette.

Dia tokony ho in-1 isaky ny 6m-bolana no mihinana boatina magné b6 iray. Saingy za tsy mihinana raha tsy efa tamy indray le izy.
7. tiam ( 30/11/2005 10:55)
misaotra betsaka @ torohevitra
fa mba efa miakatra ambony ny moraly dia asaina mihinana sakafo be vitamine B sy mangesium koa izy izany
fa inona avy moa izany ireo sakafo betsaka an'ireo ankoatra ny vary mena, ny lentille:?:

8. lapino ( 30/11/2005 11:03)
Magnésium: chocolat na cacao no tena betsaka, dia eau minérales sasany.
Vitamine B: anaty ampombo ;)
9. balite06 ( 30/11/2005 11:13)
raha tsy mahadiso dia heveriko mila fanafody mi reseter ny système general ilay olona ka mandray dose 4fois en 20mg d'amphetamine izy,raha mila fanazavana fanampiny dia manorata amin'ny kotoali2000@yahoo.fr , 5000 Ar eo ho eo ny dose iray ary hanina.
10. Veloo ( 30/11/2005 20:20)
ndray2 ko ve zany ry reto tsy marary fo? manontany fotsiny aho ann zany ngoly zany...
11. fijo ( 30/11/2005 21:23)
veloo raha malahelo ahy ndry aloha dia izay e.hi hihi ary za tsy voasolon'ny vitamina an.
12. Veloo ( 30/11/2005 21:31)
fijo a ka hita ko :-D:-D:-D
13. fijo ( 30/11/2005 21:38)
ka andraso fa hoavy aho hanasitrana e
14. Veloo ( 30/11/2005 21:55)
:-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 30/11/2005 22:44)
pika:

:-D:-D nihinana an'izany nga i herimiafina no mery mihinankanina

Antoky ny sakafo ny fahasalamana rahavako, hehehe:-D:-D

16. fijo ( 01/12/2005 05:32)
izany ve ry hery?
17. pika ( 01/12/2005 07:42)
fa raha diso be loatra ve tsy hanehitra na handrezatra :-D
18. watafon ( 01/12/2005 13:21)
raha voly na misy manindrotsindrona zany ny vatana d mety misy pb na conduction nerveuse ao, ka itako fa efa voalazan'ireo namana daholo ny fanafody mety e:
- complexe b (vitamine b1 b6 b12)
- magnésium
19. tiam ( 01/12/2005 13:45)
misaotra famanana namana tokoa e
20. watafon ( 01/12/2005 14:06)
tiam: tsisy isaoranao zany e!:-* zany ange no ananana namana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2965