niteny indray i Zaraniaina milaza ho mahita fanafody @ sida

61. Veloo ( 05/12/2005 16:54)
iza no mahita e???? mety misy gratos any :-D:-D:-D
62. fijo ( 14/12/2005 21:45)
aiza le gratos kay????
63. watafon ( 15/12/2005 07:11)
mampiesona ndray i veloo an !
64. Veloo ( 15/12/2005 17:20)
wata :-D:-D:-D:-D njy ve manao gratos????:wink:
65. watafon ( 15/12/2005 18:02)
veloo, za aloha mitsabo gratos e! tena serieux za eto an !
66. Veloo ( 15/12/2005 18:18)
eto sera2 fa tsy any @ misy anao knou :-D
67. watafon ( 15/12/2005 19:00)
k eto nge zany resahako zany e! za tsinona eto zao kou ! sa ?:-D:-D
68. Veloo ( 15/12/2005 19:20)
an3 tokony any @ misy anao ko ka ataovy gratos ny sasany :-D:-D:-D
69. fijo ( 15/12/2005 21:41)
za koa manome torohevitra gratos matetika.
70. watafon ( 16/12/2005 03:58)
ny namana mou io sasany io v sa ? za ndray ange tsy mbo mandray sôsy zany e!
71. fijo ( 16/12/2005 04:15)
raha hoan'ny namana ato dia gratos aho,fa raha le ivelany kosa,maka ihany aho ka,fa tsy ataoko lafo
72. watafon ( 16/12/2005 16:30)
nenà ndray ry fijo refa oul sahirana sy ny namana d gratos an !fa ankoatr'izay ...
73. fijo ( 16/12/2005 18:58)
ka aty le olona mody sahirana ko.
74. watafon ( 17/12/2005 05:39)
sarotra marina alou raha any e! ny apparence mantsy any mamitaka mihitsy, fa aty ange tonga d hay e!
75. Veloo ( 18/12/2005 00:37)
:-D
76. watafon ( 18/12/2005 05:37)
k tena marina ange zany ry veloo e! ny ahy zao refa le oul manodidina fantatro mou zany mazava oazy d tsy akako sôsy mihitsy,ny aty amiko aza no manaraka matetika !
77. Veloo ( 19/12/2005 15:05)
an3 kosa e raha ol manakarena akao sosy kle :-D
78. watafon ( 19/12/2005 17:13)
veloo,andraso ary e! :-D:-D:-D
79. Veloo ( 19/12/2005 19:56)
:-D:-D:-D
80. watafon ( 21/12/2005 19:36)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2911