niteny indray i Zaraniaina milaza ho mahita fanafody @ sida

41. pitchou ( 29/11/2005 18:02)
la zava-maniry any atsimo aloha d betsaka mihitsy ny milza ny zava-bitany e! mitantara rizareo any hoe b d b hono ny vazaha mandaha mankany tô otran'ny mitsabo tena any @ireny mponina any ireny! ny efa henoko klou d le we olona efa feno fery vakivaky daholo ny tarehin'ilay olona d notsaboin-drizareo t@ ravi-kazo fa sitrana le fery! fa asa na maty ny otrikaretina?
42. Herimiafina ( 29/11/2005 18:15)
Betsaka ny orin'asa vahiny efa mitrandraka any amin'iny faritra iny fa ireto telo ireto aloha no tena zava-maniry tedavindry zareo:
-Pygeum afrinana (Prunus africana) na Kotofy.
-Talapetraka.
-Pervenche de Madagascar. (le espèce tsy misy afa-tsy any amintsika).

Hanaovany extrait ireo de alefa haondrana any ivelany any amin'ny laboratoire pharmaceutique isankarazany.

Fa ny hitako tena orin'asa goavana ao de ny INDENA Madagascar (Ex-Sodip/Sopraex) ao Fianarantsoa, de ny Groupe Pronatex ao Fort-Dauphin, Isoanala, ary Amboasary Sud.

I Pronatex no tena efa lasa lavitra mihintsy amin'ny fikarohana.

43. Veloo ( 29/11/2005 19:16)
inn doly ary reto?
44. pitchou ( 30/11/2005 20:42)
le mpitrandraka eken'ny gasy ko veloo ko tssss! raha gasy manko no mamoaka ny fanafody d tsy ekena!
45. fijo ( 30/11/2005 21:29)
herimiafina,mety hitombona io fanafody sida voalazan'i toi io ambony io,satria magic sy ny dokoterany anie izao toa tsy positifa intsony e.
46. Veloo ( 30/11/2005 21:33)
pitchou a zany ve aky? zany kosa aky de tsy rariny kle, ny gasy anie aky ka tena manan-tsaina e
47. fijo ( 30/11/2005 21:39)
samy manana saina anie e,fa tsika tsy masina an taniny
48. xxx ( 30/11/2005 21:43)
herimiafina> ireo zava-maniry voalazan'ise ireo dia tsy hanaovana fikarohana lalina be intsony fa aondrana hanaovana fanafody mihitsy satria efa betsaka ny fikarohana vita avy amin'ireo.

Ny mahaliana ny mpikaroka dia ny plantes fantatra fa ampisain'ny mpitsabo traditionaly nefa tsy mbola nisy etude scientifique approfondie.
Ny tendance sy mahazo vahana amin'izao dia ny famokarana fanafody à base de produit naturel, ary tsy madagasikara ihany ny source fa afrika sy asia sud-est ihany koa.
Zaraniana dia sakanana satria sao olona avy any amin'ny tany andalam-pandrosoana no mahita fanafana!!!
Le Chimiste.
49. Herimiafina ( 30/11/2005 22:43)
xxx:

herimiafina> ireo zava-maniry voalazan'ise ireo dia tsy hanaovana fikarohana lalina be intsony fa aondrana hanaovana fanafody mihitsy satria efa betsaka ny fikarohana vita avy amin'ireo.

Ny mahaliana ny mpikaroka dia ny plantes fantatra fa ampisain'ny mpitsabo traditionaly nefa tsy mbola nisy etude scientifique approfondie.
Ny tendance sy mahazo vahana amin'izao dia ny famokarana fanafody à base de produit naturel, ary tsy madagasikara ihany ny source fa afrika sy asia sud-est ihany koa.
Zaraniana dia sakanana satria sao olona avy any amin'ny tany andalam-pandrosoana no mahita fanafana!!!
Le Chimiste.

Fikarohana mikasika ny Essai de multiplication sy reproduction ex-situ no teneniko kah, hiarovana azy ireo tsy ho lany tamingana. hehehehe:-D:-D

50. fijo ( 01/12/2005 05:33)
mifanazava ny samy radoko an
51. Herimiafina ( 01/12/2005 05:47)
Fa na de izany aza ry zareo vao haingana zah no naheno fa halalinina bebe kokoa ny fikarohana mikasika ny Morenga oleifera, hijerena tsara le resaka sida e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
52. jentilisa ( 01/12/2005 15:39)
ka eo indrindra isika izao, tadiavin'ny vaazha ho izy foana no milaza fa mahita ny fanafody. ILay reska hoe tsiambaratelo fa efa misy manasitrana aloha dia efa marchén-dry zalahy hisinonana volabe amapanankarena io ka raha mivoaka dia very fihinanana
53. fijo ( 01/12/2005 22:05)
ka mila mailo isika ko
54. pitchou ( 02/12/2005 03:14)
mailo ahoana ra-fijo? ko isika gasy mihitsy, ary ny mpitsabo no voalohany, no mandà gasy mba mahita zavatra ko! mila zavatra importé foana, zavatra entin'ny vazaha! tssssss

raha izaho klou, @zao stadin'ny fahalalana momba ny sida izao, d amporisihiko mihitsy ireo efa lasa lavitra @ aretiny hanandrana io fitsaboana io e! ho faty ihany ve tsy aleo miala nenina toy izay hiandry vazaha eo? sady mino aho fa ho mora be ny vidin'ireo zava-maniry ireo @zao (tsy sahala @ ze fanafody avoakan'ny vazaha) na mety ho gratos aza
55. Herimiafina ( 02/12/2005 21:47)
Fa iza hono izato mpitsabo nahavinitra an'i pitchou izao e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
56. fijo ( 02/12/2005 22:08)
marina aloha izay an'i pitchou izay e
57. sonwin ( 04/12/2005 18:34)
marina ka
58. Veloo ( 04/12/2005 20:09)
59. jentilisa ( 05/12/2005 09:24)
fa marina tokoa anie ilay hoe raha mpanakarem-be aza no tratra dia mety ho sotrana fa tsy an-jaza koa aloha ilay fanafody e!

lasa tsy fitsaboana no tanjona fa tsena...drala izay!
60. sonwin ( 05/12/2005 11:12)
fa aiza misy fitsaboana tsy mitady vola?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5666