niteny indray i Zaraniaina milaza ho mahita fanafody @ sida

21. cutie ( 27/11/2005 08:53)
izy roa e
fa nga tsy fanafodin'ny sida no tadiavina eto , enao njay vo maika :-D
22. Herimiafina ( 27/11/2005 08:57)
Ie, mampiasà soa amantsara an'ireny kapody feno kilavadavaka ireny fa voan'ny sida eo an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 27/11/2005 08:59)
in aza ny fanafodiny e
24. Herimiafina ( 27/11/2005 09:01)
Mbola tedavin'i Zaraniana hono, fa mandrapaha alou de aleo tsy manao mandrapahitany anlé izy, hehehehe:-D:-D
25. cutie ( 27/11/2005 09:02)
:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 27/11/2005 09:14)
De lasa fomba fitenenana ato hoato injay le hoe "anjaso eo Zaraniaina", hehehehehe=))=))=))=))
27. cutie ( 27/11/2005 09:15)
ndao hianjy azy e , za zao hianjy azy :-D
28. Herimiafina ( 27/11/2005 09:28)
I Paoly ary ry cutie hatramin'izao mbola tsy tonga foana knou, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Vazivazy re izany fa andao marina hianjya nazy kalongany ary e. De refa madiva hitan'i nedala le zavatsa de manao voan'ny sida amin'izay, hehehe:-D:-D
29. Mifenty ( 27/11/2005 13:36)
ka efa fantatra iany kosa anie ilay toetran'ny gasy befl eh.

30. lapino ( 27/11/2005 14:19)
Mba lasa kely hoà ny saiko, hoe raha misy olona voan\'ny SIDA hono izany,
- raha tsy mihinam-panafody izy dia tsy maintsy ho faty. Tsy ho vitan\'anamalaho intsony ny sery!
- raha mihinam-panafody aho, mety ho faty koa. Kanefa mety ho sitrana.
Ko tsy aleony ve mividy antivirus any amin\'i Zaranaina, satria efa ho faty ihany? Mba misy fanantenana kely mba ho velona!

- Raha mahomby ary ny fanafodin\'i Zaranaina: i lery hanan-karena (na ny manager-ny), izay marary ho sitrana!
- Raha tsy mahomby ilay fanafody:
-- ka tsy mahafaty: tsy hisy ho sitrana fa iray ihany no ho faty. Satria hoenjehin\'ny olona lery fa \"mpamita-bahoaka\"
-- ka mahafaty: dia maninona moa raha izay no hahafoana ny sida? Ohatra ny vache folle sy grippe aviaire ihany :-w 8)

Izany hoe: raha misy fahavoazana ny olona dia noho ny fahadisoan\'ny hafa foana - na tsy i Zaranaina aza no nil*** nahavoan\'ny sida azy - ka mba hialana amin\'izay dia aleo votsotra izay mba chance-n\'ireo tokony ho avotra ao anatin\'ilay 15 taona.
31. xxx ( 27/11/2005 19:23)
raha ny Homeopharama angamba na ny Imra no namoaka ireo combinaison plantes nolazain'i Zaraniaina ireo dia efa azo namidy sahala amin'izay.
Mba firy moa ny fanafody avy amin zavamaniry novokarin'ireo E/se roa ireo no nandalo fikarohana sientifika lalina....aleo aho tsy hiteny fa ny mpahalala mahay azy.
32. Herimiafina ( 27/11/2005 19:48)
Fa ity koa misy info tsy matiko lolo e. Aty amerika avaratra HONO an, raha vao depisté aloha ny VIH dia manana fanafody ry zareo hitsaboaba azy.
Misy olona izany seropositif dia sitrana soa amantsara saingy lafo be dia lafo be tokoa ny saran'io fitsaboana io, asa lahy na mitombona izany an tsia fa toa Top secret klé? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 28/11/2005 04:42)
toa tsy ahitam-panafody le sida fa ny fiarovana fotsiny no tena betsaka.
Aza mba tratra ihany alou fa mampa e
34. Herimiafina ( 28/11/2005 04:47)
Andao hoe anjamana ry cutie de hanina daholo ze fanafody hita eny de tsy ho hita eo ihany ve hoe sitrana sa tsia klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. cutie ( 28/11/2005 04:54)
za tsy fanaovana experience ry herimiafina a :-D
36. xxx ( 28/11/2005 05:10)
aza atao mahagaga lehiroa ny toe-javatra ho atran'izao ah,matetim-pitranga ny tsahon-dresaka ohatran'ny ataon'ilay Dr-nd-ranonaina..,ndray Zaraniaina mantsy e!:lol::lol::lol:aty @m tany andalam-pandrosoana,mitady ho fetsy nedala
37. dadabe ( 28/11/2005 07:59)
tsy misy ambara ,aleo zalahy voan'ny sida no anotaniana hihihi
38. jentilisa ( 28/11/2005 16:20)
ary tahaka ny hita ato sahady ilay tsiambaratelon'ilay zavamaniry any atsimo nahitana izany fanafodin'ny sida izany an!
39. Herimiafina ( 28/11/2005 21:10)
Ka misy mpiasan'ny CIA madehandeha ato knou, zah tsy hiteny hoe iza an? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
40. xxx ( 28/11/2005 21:53)
fa raha misy sanatria voan'ny sida ato dia manorata amiko afaka dimy taona fa voatsabo tsara:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2265