ahoana ko ianareo vhv itony e!

1. xxx ( 26/11/2005 07:23)
inona no mampisefosefo anareo,rehefa manao firaisana ara-mofo,dia mba lazao koa izay mba tena tianareo hatao @nareo rehefa ohatrizay
2. fasaly ( 26/11/2005 11:43)
ary inona no mampimenomenona anareo lehilahy kou anefa e, lazaina daholo zao rehetsa izao.....
natioraly angamba lay izy vokatry ny fahafinaretana
azo....:lol:
3. ikoto ( 26/11/2005 15:05)
io ilay tena hoe vidé-na tanteraka na ny saina , na ny any anatin'ny tsinay mainty mihintsy.Io ilay hoe tsy isy frein intsony. Anisan'ilay palisir daholo zany ry akama. Izany ilay hoe question sans reponse!!!
4. Herimiafina ( 26/11/2005 18:39)
Tsonjoniko amin'ny fanjaintsa ze sipa tsy mety misefosefo eo, hehehehe:-D:-D
5. xxx ( 26/11/2005 18:54)
dia lasa mikikika fa tsy misefosefo lasa manao kay kay:-D:{
6. xxx ( 27/11/2005 00:07)
misy wa de tena tsss
7. hesham ( 27/11/2005 01:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. fasaly ( 27/11/2005 05:14)
mampatonga ny misefosefo anie ny fahafainganan'ny
fitempon'ny fo e! faly loatra fa nahazo sakafo de efa manao izay misefosefo zay e!, tsy aleo aza ve zay toy izay mangina bonaika be hoe tsy hay ahoana...
na tiany ny sakafo na tsia, matoa isy tsy misefosefo de insensible zay sady tsy concentrée, zavatra tianareo ihany izy misefosefo iny knou...!
9. majakely ( 27/11/2005 11:26)
nenah aloh de hitako hoe milay koko le mitabatababa sy mimmmmmhh be, toa izay mangina be eo ka¨¨¨¨lasa mnieritreritra ny laoka hatao rahampitso raha vao calme be eo knooo....hihihi
10. tracy ( 27/11/2005 19:35)
ié de zay mieritreritra ny laoka ampitso zay lay tena tsy mety aky! aleo mieritreritra ny sakafo haninao amin'io fotoana mamy be io e!
11. majakely ( 28/11/2005 06:52)
:-D:-D:-D
12. dadabe ( 28/11/2005 07:38)
ANJEKAKY OOO :^):^)
13. fasaly ( 28/11/2005 20:01)
14. Herimiafina ( 28/11/2005 20:15)
Tsy aleo ve le avy manao lasiesta amin'ny atoandro iny no mitrena klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. hesham ( 01/12/2005 14:16)
zay kai no nampitreana anao tamin`iny ry herimiafina satria avy nanao sieste tsika , saika gaga ihany aho t@ iny an .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. jennifer2 ( 07/12/2005 01:41)
oviana zany ry hesham?
17. hesham ( 11/12/2005 00:25)
jennifer te hanotsona anay anga nji in1 anjoany :-D:-D:-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 11/12/2005 00:29)
Ny zaferatsika any ampanjina ry malala aza avoaka fa oainina be amin,io baviko io zah klé, hehehe:-D:-D
19. hesham ( 11/12/2005 01:52)
ka izy te ahafantatra de mba anontaniko sode te hanotsona antsika kou :-D:-D:-D:-D sady za otran`ny mila assistante zany
20. Herimiafina ( 11/12/2005 03:27)
F'angaha tsy arak'i toi tsony le rythme be herimiafina-ko klé, mavesatsa de mavesatsa an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1405