ahoana ko ianareo vhv itony e!

21. jennifer2 ( 13/12/2005 03:11)
o ry herimiafina a! mitadiava indray tsonjo mnahazaka anao reny e! tena tsy zakan'i hesham tsony mantsy enao koa.
22. kafmalbar ( 14/12/2005 16:39)
Misy koa sipa manao cinema dia mody mikaikay sy ny si sa,angamba kosa bokiny be ilay bandy dia potitra ilay sipa dia izay no mampiakiaka azy eo
23. zandrikely ( 17/12/2005 19:15)
milay anie ry baina ilay joba misefosefo be iny e , aleo aloha zay e , toy izay marina ilay vatan'akondro dia moana be tsy hay hoe mahazo fy sa tsia e, masaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855