tchat rta!!

81. akamatiana ( 29/11/2005 05:52)
cutie > kopy zah :-*:-* d rai iany ve zanjinjy sa misy hafa??
82. cutie ( 29/11/2005 05:53)
ray ihany :-*:-*:-*:-*:-*
83. Herimiafina ( 29/11/2005 05:58)
Miady ho zanjiny injay reto klé, i dadabe aza efa tsy fidiny, hehehe:-D:-D
84. akamatiana ( 29/11/2005 06:02)
cutie wéé:-*:-*:-*
85. Herimiafina ( 29/11/2005 06:18)
Favy kosany reto size anakiroa ireto an, misy azo hanaovana chat tsara mahintsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
86. cutie ( 29/11/2005 06:20)
ie :-D
akamatiana :*:*:*:*
87. Herimiafina ( 29/11/2005 06:26)
Zay vao azoko ny anton'ny nanaovana le titre hoe tchat klé, hehehehe :-D :-D
88. fiaritiana ( 29/11/2005 13:20)
ahoana?
89. Herimiafina ( 29/11/2005 18:17)
Hitanao ireo tchat bedabe ireo, tsy mila makany amin'ny rta izany fa ato de vita, hitanao ato daholo ny zava-drehetra hatramin'i Herimiafina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
90. Veloo ( 29/11/2005 18:23)
de ho bedy eo ndray fa ataovy tsy tsaty ato akory :-D:-D:-D:-D
lozana mifosa ndray fa tsy tato za an :/
91. fijo ( 30/11/2005 22:11)
za koa mba nahazo PV fa tany amin'ny polisy le
92. Veloo ( 30/11/2005 22:20)
fijo :-D:-D:-D=))=))=))
93. dadabe ( 01/12/2005 03:01)
oadray le mifosa le :twisted:mdrr...pirina de mille milliard d mille sabord d tonnnerre d brest d mouche pique ...reto kle :evil:
akamatiana > d zah mou misafosafo ny volonjiko oo(partout:wink: )
cutie d njiko mou mitana labozia ooo:cry:
94. cutie ( 01/12/2005 04:07)
dadabe anin eo za e :-D
95. Tiah ( 01/12/2005 15:58)
hatr@ zay nichatevako alou rta no itako tsara ndindra e!b akizy hafa akôtran'ny admin ao fa ts ôtran'ny ato @ serasera!marina e!za isaky ny michat ato @ serasera d miainoaino fotsn fa ol efa mifakalala b dôly no itako ato zan oe ôtran oe admin dôly e!
Fa ny chat rta tsara kah!ndrindra mis an'le pv!!OK mits!manandrama nge nareo e!
96. Mifenty ( 01/12/2005 16:12)
za efa tany kle

Lafy tsarany:
1-tsisy mi bannir any, zany hoe malalaka be ny sizé tiana resahina. Azo resahina avokoa na politika na fengonana na inn na inn.

2-Tsara kokoa ny interface

Lafy ratsy :
1-tsisy mi bannir any, izany hoe raha misy miteny manafintohina dia tsy afaka bannisiavana izy satria tsisy op manara maso. De bobaka ny manararaotra miteny tsy maotina

2-raha tsy manana java de tsy misokatra lé izy. ny java nefa mavesatra ho an'ny ssany.
97. Veloo ( 01/12/2005 17:11)
dadabe :twisted:
98. Herimiafina ( 01/12/2005 17:58)
Tsatsa ingahibe klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
99. Veloo ( 01/12/2005 18:18)
heri :-D:-D:-D:-D nga tsy loza
100. Herimiafina ( 01/12/2005 18:54)
Ary handeha hi se deguizy en ngahibe noel zah sao de mba zakako ihany ra-Veloo klé, hamaly faty an'i dadbe isika, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2835