tchat rta!!
42. vale
(
25/11/2005 21:35)
dadabe:
vale> zah tsy mananihany fa...:cry:snif ...snif..:cry:
anjekaky oo:roll:
de mody be konetaka eo ko!!!hihihi
49. Herimiafina
(
26/11/2005 19:00)
Nanao mission njay ngamba ra-Veloo de manondrana ato ra-dadabe klé, hehe:-D:-D
50. akamatiana
(
27/11/2005 17:29)
aza alaza wa izy fa naleou kou tssss eo kambony dadabe an ! lah mou tikou zoky ô!:-*:-*
52. Herimiafina
(
28/11/2005 04:26)
Ie, de i cutie kou alazako fa niray tsikombakomba tamin'i Akamatiana nangalatra an'i dadabe, hehehehe:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina
(
28/11/2005 04:32)
Hatramin'izao ve njy tsy mbola nadaza foana tsy efa miray tsikombakomba kosany izany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina
(
28/11/2005 04:49)
DE zao lasa niafina ry zareo, tsy aleo tonga de nalaza de tratra teo, hehe:-D:-D
58. Herimiafina
(
28/11/2005 05:28)
Tairo amizay kou ary ny antsika mandrapiverindry zareo, hehehe:-D:-D:-D:-D
60. Herimiafina
(
28/11/2005 05:34)
Fisantarana azy kalongany de bisous be mahintsiny kalongany :* :* , hehehe :-D