tchat rta!!
22. akamatiana
(
24/11/2005 06:03)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* bizzzzzzzzzzzzzz mamy njy an !teto tsatitsikany anjouany :-D
24. diamondra27
(
24/11/2005 07:57)
chat sy rat:saka sy voalavo? tsy azoko mitsy
de mifampitady any ve nareo?
de mifampitady any ve nareo?
25. xxx
(
24/11/2005 08:25)
raha pv lo de ekeko fa tsara e! fa ny tsikaritro refa tsy pv de teny maloto ny ao de mihanahana fotsiny ny tenanay oe zao foana ve no hiainana, tsisy fifanajana,fa ze tsy miteny ratsy zany de eo no raisina!
zavatra hitako io an satria zà mpandeha amin ny chat rehetra de mahita e!
zavatra hitako io an satria zà mpandeha amin ny chat rehetra de mahita e!
26. Missie
(
24/11/2005 08:44)
Fiaritiana: za efa taouhh euh hihihi, kroutamboul beuh ao koa, sady tsisy op de beuh teny ratsy tsssssssssssssssssssssssssss doly ny killl. NOhy izany hi² sera² iany no milay euh :b
27. bichette
(
24/11/2005 10:30)
efa ni chat tany za fa tonga dé olona 9 no nangataka pv tamiko dé tsy arako no hafa be dé nidiko mety ilay ps nentiko koa no nanaitran'olona tsy haiko
34. ari.malala
(
25/11/2005 05:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D nga i fijo mahay mandihy tcha tcha tcha? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. vale
(
25/11/2005 15:34)
fijo:
manao tcha tcha tcha ry bedada dia lasa izao an
andraaay kosa ty enao ry fijo!hihihi le ol mbô manontany anao de asainao manao cha cha cha indray!hihihi
39. Herimiafina
(
25/11/2005 16:17)
Tairo zah mba ataovy pv kely eto hoe hijerevana azy, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D