marina ve fa?
21. LazaRandri
(
16/11/2005 22:33)
xxx> efa nivoaka ny tonelina kosa isika ka tsy ao anati "haizina" instony. Marina ny tenin'i Fijo fa nisy fiovana izay tsy hita afa-tsy tamin'ity fitondrana ity ihany. Efa nivoatra ohatra ny delestazy, efa lasa 12 ora isan'andro ny any Sainte Marie. hahaha
22. fijo
(
16/11/2005 22:36)
taty marseille izao vao nisy delestazy koa adiny telo.de ahoana????????
aty izao be mpanendaka,dia ahoana?
aty izao be mpanendaka,dia ahoana?
23. LazaRandri
(
16/11/2005 22:49)
fijo:
taty marseille izao vao nisy delestazy koa adiny telo.de ahoana????????
aty izao be mpanendaka,dia ahoana?
dia inona no idiran'i Marseille amin'ito resaka ito fa tsy azoko kay? Marseille ve ny filamatra? hahaha.
24. xxx
(
17/11/2005 06:47)
fijo - izaho mamaky ireo roa ireo, miampy L'expresse de Madagascaar sy ny La gazette de la grande ile! Marina mihitsy ny teneninao amin'ny resaka lalana sy tanana - fa ny laviko dia hoe "io fanjakana io irery no nitondra fiovana" ... raha ny andavan'andron'ny olona no jerena dia tena niha-nahantra ny firenena. Dia laviko koa ny hoe "ny teo aloha nandany ny volam-panjakana ..." tena nanao izany tokoa ry zareo fa jereo ny La gazette amin'ny zava-misy amin'izao fotoana izao.
Lazarandria - ka taloha tsy nisy delestazy be otran'zao tany kou - hahaha - izao ny firenena maty antoka --- namaky gazety aho izao dia nahita fa hahena be indray ny vola ampiasain'ny ministera tsirairay ho fanarenana ny JIRAMA. Dia ny vokatr'izany dia (raha ny hevitro):
- hihena ny vola ampiasaina amin'ny hopitalim-panjakana
- hihena ny vola ampiasaina amin'ny sekolim-panjakana
- ny fitsarana ... sy ny birao isan-karazany

25. jajaf401
(
17/11/2005 10:45)
fijo:
tsy milaza kosa aho ,fa vokatry ny teo aloha ihany izao fahoriana izao.
Midika zany fa mbola mahantra isika fa tsy mbola mivoaka na hivoaka akory!!
asa aloha na fihovana midina no hitako,fa ny hitako tany dia niha tsara ny lalana,niha be ny mpirevy isan kariva(vola n miasa eo)
mihatsara analakely,
miha betsaka ny zavatra hita any sns
Marina io fa entretien ilay lalana sa vaovao??
Fa raha niha betsaka ny zavatra hita dia iza no tompony isika sa mbola vahiny ihany??
ny dahalo efa nisy foana io,fa taloha tsy filaza satria manaratsy laza.moa ny rezepy taloha nanampy trotraka.iza no namorona ny rezepy??????
Tsy misy fanafodiny ve???????????? toa dahalo politika no tena enjehina fa tsy ny dahalo ekonomika sns!!!
nanatsara ny universite tao tana tokoa ve ratsiraka?????????????????mba nianatra tao ihany aho ,fa tsy izay no hitako tao.
Ataovy ny comparaison entre 6 centres universitaires eto amintsika !!!
ary ireo lalana be vita ireo ve tsy azo tenenina hoe zavabita maharitra,sa hapoaka indray avy eo?????
na hapoaka na tsia tsy anjarantsika ny amizay fa est-ce que suffit ho être souvenir pour son MANDAT????????????? merci fijo eh!!
26. iketaka
(
17/11/2005 16:22)
akory daholo e!
dia misaotra anareo namaly. izay moa vao nahajery an'ity serasera irty indray ny tenako. hametraka fanontaniana indray aho :ingahy prezida ve tena mafy loha sarotra atoro ka mitady hanao mpitondra tsy refesi-mandidy, sa ny mpanolo-tsaina sy ny governemanta no tena tsy mahavoa mihintsy. satria raha ny fahazoako azy dia betsaka ny mimenomenona , ka mba mihaino izany fitarainana izany ve izy sa tsia:?

28. fijo
(
17/11/2005 21:55)
ka laza randria ihany no manao resaka delestazy eoko.dia mba narahako.
xxx an,tsy nandany ny volam panjakana ve ny teo aloha???????? naninona no nafindrany tany tamatave daholo izayazonytao amin'ny bankyfoibe tamin'ny 2002,dia lasa aiza daholo izao le izy???
za dia manaiky mihintsy fa tsy mbola tonga amin'izay tanjona isika,fa mino kosa aho fa efa mba miroso amin'ilay lalana isika izao.

29. LazaRandri
(
17/11/2005 23:13)
Fijo> efa misy fiovana koa izany any Marseille e! hahaha! Mitokona ny RTM, tapaka ny jiro, ny mpanendaka aloha efa hatrizay iny... hahaha!
30. fijo
(
18/11/2005 05:52)
ka izay ko,rehefa any dia manomenona be,fa rehefa aty dia toa tsy olana
31. xxx
(
18/11/2005 06:16)
ny any Dago kosa to enjana b zany tapaka isanandro zany kle. sady ny any tapahana fananina!!!
32. xxx
(
18/11/2005 06:18)
talou ne ny jirama manome onitra refa misy appareil simba otrany aty fa zao ze simba appareil ndray ono no adala any e! :-D
33. xxx
(
18/11/2005 07:42)
fijo - tena nandany tokoa hoy aho ry zareo teo aloha - fa ny tiako tenenina dia hoe manao toy ny teo aloha koa ny fanjakana amin'izao fotoana izao :( dia mampalahelo be tsika.
izao no teneniko tery ambony
izao no teneniko tery ambony
Dia laviko koa ny hoe "ny teo aloha nandany ny volam-panjakana ..." tena nanao izany tokoa ry zareo fa jereo ny La gazette amin'ny zava-misy amin'izao fotoana izao.(oops - toa misy tsy mazava tokoa izy izany kay, fa efa io ny fanitsiana e)
34. eprom
(
18/11/2005 07:57)
iketaka:
hametraka fanontaniana indray aho :ingahy prezida ve tena mafy loha sarotra atoro ka mitady hanao mpitondra tsy refesi-mandidy, sa ny mpanolo-tsaina sy ny governemanta no tena tsy mahavoa mihintsy.
Mety ho marina daholo ireo, fa raha ny fiheverako azy de tsy misy sahy milaza aminy ny tena marina. No sady tsy misy sahy manohitra izay teneniny. Masiaka mantsy lery de matahotra ny sezany daholo ny rehetra.
35. pika
(
18/11/2005 08:04)
madio ivelany toy ny fasana izany raha mahita ianao hoe efa niha tsara ny lalana sy ny tanana fa ny ao antiny ao toa :cry:
raha hitanisa zava -bita tsy afa mandainga isika fa nisy koa ny vitan'ireo mpitondra teo aloha akoatran'i zafy io a izay saribakoly fotsiny hono
ny lampirenena, ny lampan'ny fanatanjahantena etsy mahamasina,;....eny hatramin'ny tsakypot aza
izao :roll: kely ny finoako aloha e
nareo minoa fotsiny ihany :-D:-D

36. fijo
(
18/11/2005 22:13)
le lesoka aloha dia ekeko fa misy,io misy foana na aiza na aiza.fa ny ahy ny zavatra tena lehibe amiko,dia ny fahitana fa efa misy ezaka hataon'ny fitondrana.
37. jajaf401
(
19/11/2005 03:32)
Ry fijo ah, iza tamin'ny mpitondra teo moa no tsy niezaka?????????????
Fa ny priorité @ vahoaka sy @ developpement no asio resaka bebe kokoa!!!
De apetraho koa ny fanontaniana hoe : est-ce ke proportionnel @ mandat ny ezaka? est-ce vraiment hoatr'izay ny credibité??
fa izy aloha misy ny azo tsapain-tanana tsy azo odian-tsy hita, fa tokony mbola ho lavidavitra noho zay ny zvtr hitantsika, :-D

38. pika
(
19/11/2005 04:49)
fa izy aloha misy ny azo tsapain-tanana tsy azo odian-tsy hita, fa tokony mbola ho lavidavitra noho zay ny zvtr hitantsika
tonokalo ve izany e
izao anie ry fijo e na tsara aza ny tranonao nefa mandrifotsy na sakafo ambany foatra sy mitakizina ny olona aho dia mahatsiaro mijaly foana ianao
iza aloha no laharampahamehina @zany
ny fanamboarana zaridaina hanasarahana ny lalana eny akorodrano iny izao firy millions moa no nolaliana mbola afaka mandeha foana anie ny fiara e tsara ny lalana fa toy ny haitraitra iny @vahoaka toy ny tsy hitany izany fa mbola miantso izy hoe vonjeo
39. fijo
(
19/11/2005 05:44)
ny fanjakana anie ry zareo ka izay zavatra hoan'ny vahoaka iray manontolo no anjarany e.lalana tetezana,rafitra mazava sns fa tsy hoe ny fanjakana no hanatitra vola hividianana vary androany hoahy.
ekeko io voalazan'i jajaf io.mbola tokony ho lavidavitra no hitantsika.fa mila ny hezaky ny tsiray ray koa io e.fa tsy hoe izahay hangalatra jiro,nefa avy eo himenomenona rehefa fahity JIRAMA
ekeko io voalazan'i jajaf io.mbola tokony ho lavidavitra no hitantsika.fa mila ny hezaky ny tsiray ray koa io e.fa tsy hoe izahay hangalatra jiro,nefa avy eo himenomenona rehefa fahity JIRAMA
40. kalanorovelona
(
19/11/2005 10:48)
Ary ny delestage ve mety hahatsara zavatra??
Toa nitondra positivité teo @ harinkarena faobe hono fa tsy haiko ny manazava azy, hihihi!!!!!!
Fa iny aloha no mba efa souvenir inoubliable ho an'i R8 eh!!!!! :-D:-D:-D:-D
Toa nitondra positivité teo @ harinkarena faobe hono fa tsy haiko ny manazava azy, hihihi!!!!!!
Fa iny aloha no mba efa souvenir inoubliable ho an'i R8 eh!!!!! :-D:-D:-D:-D