Fanontaniana

41. hesham ( 07/11/2005 01:07)
:-D:-D:-D:-D:-D za tsy hanandrana fa manjary miraikitra be toi vo tratrako eo .:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 07/11/2005 01:15)
Andao ary tonga de raiketina de miraikitra be e! hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. diamondra27 ( 07/11/2005 09:59)
na dimy aza moa maninona araka ny culture ihany io.
Misy culture manana vady maromaro
44. lilbon ( 07/11/2005 11:55)
na 5 na 6 io wa tsy olana fa ny hoza-pe no mety tsy aharaka e!:-D:-D:-D
45. mandrindra ( 07/11/2005 15:17)
aza dia atao mifanalavitra fotsiny, amin'izay lilbon tsy mandeha tongotra be loatra dia maharaka ny hoza-pe !!
46. hesham ( 07/11/2005 15:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1697