Fanontaniana

21. lilbon ( 04/11/2005 10:16)
sss atao adin'ny tsy miasa saina less herim a!
ny foko tsy tia afa-tsy oul 1 fa ny vatakko tia olona maromaro=))=))
22. mandrindra ( 04/11/2005 10:40)
Ny fitiavana tsy manapetra, ny isan'ny tiavina koa izany tsy manapetra !!
23. kabotal ( 04/11/2005 10:47)
Soa ny manan-droa, ratsy koa ny manan-droa, tandremo saovaky ny lou, mahaiza mifidy ra xxx an. Ny fitiavana afo ka anjaranao ny mandanjalanja azy.
24. hery ( 04/11/2005 11:24)
xxx> io no resaka voalohany nitranga teto amin'ny forum fitiavana... telo taona lasa izay?
http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m3e96dbc3aeaa8 ange e
25. xxx ( 04/11/2005 13:19)
Ny ahy rankizy malala de tsotr ian a! mitia olon 2 enao ? eny ary, de ra mitia olon-kafa ko io olo tinao io de aona ? ts koi?

Fehiny: ra ts tian'olon atao amin' tena aza atao amin'olon
./.
26. zefalah ( 04/11/2005 13:19)
tsy afaka
27. vale ( 04/11/2005 14:40)
herimiafina> hay ve e! misaotra t@ fanazavana!
28. Missie ( 04/11/2005 15:00)
xxx : lé mitia olona roa mety possible aneuh fa lé hichoisir aveo oe iza nalaina no gravyyy :lol:
Resaka doly zany fa arakaraka lé olloona io! anay zao de oul ray iany no tian'i lé fo kely mitempo tsy mety tia olona roa lé fonay koa :)
Tsy nanampy mitsy lé valiteniko ôoooooo :lol:
29. labomba ( 04/11/2005 15:18)
Missie> itako no tsy ...!! Tsy koi fa tiavo amin'ny fe ndray zany zay refa tsy afaka mitia ny fo -nao e. Ny fenao no itiavo anay hihihi.
30. Missie ( 04/11/2005 17:43)
labomba: hihihi aiza koa de oe am fé! ny fé ako aneuh tsy mitempo euh! hafa iany lé fou euhh lol!:roll: en fait itano no tsy .....:-D
31. xxx ( 04/11/2005 18:58)
handinika za fa misaotra anareo nanome hevitra.
Efa haiko ihany hoe le anankiray ihany no tiako aloha hatramizao.
32. Herimiafina ( 04/11/2005 19:05)
Ianao misalasala io anie ry xxx efa tia an'ilay anakiray koa izany e, raha le iray fotsiny no tena tinao dia tsy nandalo ny heritreritrao akory ny hanontany, hehehe:-D:-D:-D

Zao fotsiny e, raha mifidy ianao dia tsy maintsy hanenina, fa refa samy hanenina ihany de ze nenina kely indrindra no safidiano.
33. xxx ( 04/11/2005 19:13)
mety le admiration lazainareo ery ambony ery fotsiny ngamba le ray e , fa le anankiray no efa fitia agape
34. Veloo ( 04/11/2005 21:03)
:roll:
35. fijo ( 04/11/2005 23:27)
aleo izany fitia ainga pe kle.iny sura fa misy miandry foana.
36. ravakamalala ( 05/11/2005 15:16)
fijo >:roll:
37. hesham ( 06/11/2005 13:52)
:-D:-D:-D:-D za zao tia an`i herimiafina fa eros nefa izy efa tonga any @ fila sy agape :-D:-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 06/11/2005 22:56)
Le Eros ngah no tena tsy ampy any amin'i Hesham any, hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. hesham ( 07/11/2005 00:11)
dia ianao tsy ampy fila sy agape ry herimiafina eee :-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 07/11/2005 00:23)
Ary otsan'ny complémentera njay zany zah sy enao raha izany an, andao hoe anjamana! hehehehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858