Fanontaniana

1. xxx ( 03/11/2005 18:59)
Afaka mitia olona roa ve ny olona iray ?
novalian'i hesham ny 07/11/2005 15:42
2. Herimiafina ( 03/11/2005 19:14)
Jereo ary amin'ilay sujet nataon'i Koloina iny hoe tara amina mpihira iny de misy zavatra nosoratako ao momba ny karazana fitiavana: Eros, Fila, Agape.

Mivoatra ny fitiavana, ka raha mbola eo amin'ilay stade Eros, endrika ivelany, admiration de afaka mitia olona maromaro ny olona iray.

Fa rehefa lasa any amin'ny Fila sy Agape dia efa manomboka tsy mijery olonkafa tsony.

Mazana nefa dia miaraka eo daholo ireo karazana fitiavana telo ireo, ireo etapy telo ireo dia mbola mahita olona mahasarika azy ihany ny olona iray na dia efa engagée aza.

Fa zany tsy midika hoe tiny hiarahana daholo ilay olona admirer-ny.
3. vegas ( 03/11/2005 20:09)
Azo fa tandremo sao tratra!!
Bonne chance e! Aza adino nefa fa na ho ela na ho aingana tsy maintsy ho tratra.
4. Veloo ( 03/11/2005 20:09)
ie afaka mitia olona fa misy degre samy hafa....
5. ravakamalala ( 03/11/2005 20:40)
afaka mitia olona roa fa afaka votsi droa koa an! Aza dia milalao amin ny afo fa mamay anie ny afo e!;-)
6. Herimiafina ( 03/11/2005 20:45)
Betsaka ny olona fantatro no manana plus que deux aza surtout amin'ny toerana samihafa, ohatra aty andafy sy any Dago, fa samihafa ny zavatra tedaviny any amin'ireo olona isankarazany ireo.

Ireo olona isankarazany ireo nefa dia mitovy daholo koa ny zavatra tedaviny any amin'ilay oloaa, dia samy mahazo ny anjarany mitovy izy telo saingy le olona de izay ilainy amin'ny tsirairay ihany no alainy.

Fitiavantena daholo izany, te-hicombler ny tsy ampy rehetra any aminy fotsiny tsotra izao, tsy fahaiza-mionona, tsy fahaiza-mihafy.

Tina laina daholo izao rehetra tsy takatra izao de avy eo on perds tout. Perdu d'avance e. Cas deserspéré
7. Veloo ( 03/11/2005 21:11)
ravaka ndray2 ceux qui risquent aky gagnent a hihihihihih
8. Herimiafina ( 03/11/2005 21:18)
gagner koi ry Veloo, loto?
9. Veloo ( 03/11/2005 22:27)
:roll:
10. fijo ( 03/11/2005 22:37)
ravaka an,ngah hafo ny ao tsy rano???sa za virja de tsy mahalala
11. ravakamalala ( 03/11/2005 23:26)
ianao ty ry fijo kely mahay raha an!

Veloo an! sarotra be ny maka risk am fitiavana zany, tsy maka risk ntsony izy am zay fa tena milalao, miloka.
12. vale ( 03/11/2005 23:38)
herimiafina> inona kay ny fitia agape, sy ilay hoe fitia fila?
13. Herimiafina ( 04/11/2005 00:11)
Fila izy raha miheritreritra ny tenanao ianao, le somary mitaky tiavina iny.
Ohatra: bandy mimenomenona fa tsy miantso mintsy le sipany nefa izy miansto foana, mitaky paiement en retour zany na donant-donant.

Agape izy raha miheritreritra ny partenairenao ianao, le somary lasa mandefitra na ilay manomboka miteny hoe lasa niodina izay ileiry fa tsy mamapaninona ahy fa miverina eto foana iny.
14. xxx ( 04/11/2005 02:53)
mampirafy ve ny dikany refa mitia olona roa na dia samihafa araka ny voalazan'i veloo io aza ilay fitia?
15. maditra ( 04/11/2005 04:56)
Pourkoi pas, soa ny manan-droa anie. lol, f'aleo ihany mifanaja zalah sy zavavy, tsy maintsy misafidy izany e, satria mety ho enao manko no hampirafesin'olona eo vao gaga.:wink:
16. maditra ( 04/11/2005 04:57)
Pourkoi pas, soa ny manan-droa anie. lol, f'aleo ihany mifanaja zalah sy zavavy, tsy maintsy misafidy izany e, satria mety ho enao manko no hampirafesin'olona eo vao gaga.:wink:
17. xxx ( 04/11/2005 05:02)
ka samy tiana izy roa de ahona ?
18. pika ( 04/11/2005 05:20)
manamafy ny voalaza ery ambony hoe raha mbola fitiavana @ endrika ivelany fotsiny(admiration) dia mety afaka ny hitia olona na 2 na mihoatra aza
fa raha tojo @lay hoe fitia efa latsaka tanteraka ao anaty ny sainao mety mba .... ihany fa ny fonao kosa efa jamba tanteraka tsy afaka ny hitia afa tsy 1 intsony
ireny olona manadrakandrana ireny mitia olona2 jereo tsara fa na ho ela na ho haingana dia mety ho tojo ilay stade tsy maintsy hisafidy izy
19. xxx ( 04/11/2005 05:32)
ao ary fa tsy maintsy hisafidy ihany za zany
20. pika ( 04/11/2005 07:51)
dia mahaiza mifidy aza
dia sao tokony handinika tsara sao mety mbola misy hafa noho io safidinao io mety mbola :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1972