bandy any @ lettre
41. Herimiafina
(
07/11/2005 18:22)
Maretikely:
Herimiafina:
de zah zany ahona ry pitchou, sady lettre no maths, sady mbola nampiako DEA kely amin'ny mecanique quantique, milieux continus sy milieux poreux. De aiza zany no hi-claser-na anah?
Tsy Pitchou aho fa hamaly ihany, any @ te-ho deraina no hikilasiana anao, mety?
Tsy azonao nefa le filozofian'io zavatra hambarako io.
Ny dikan'io dia hoe: "tsy ampy intsony angaha ny mifanavakavambolokoditra sy finoana no ampidirina koa ny resaka filiera". Okay?
42. RADOUXE
(
07/11/2005 20:20)
:roll:

43. Herimiafina
(
07/11/2005 20:55)
Okay, hazavaina zany le hevitra mba hazava.
Favy be ny baosy, n'inona io n'inona, maths na literatiora. Misy tanjona daholo ny hianarana an'ireo fa tsy hoe lasa ary amlé filiera ary le sipa adva-ko iny de ndeha mba hanao an'io filiera io koa zah.
Ny akamaroan'ny olona indrindra amin'ny système éducation frantsay de tsy mahalala akory ny mba tanjony refa misafidy filiera atao eny Ankatso ary dia mifanavaka tsisy otran'izany refa samy tafa.
Izay le antsoina hoe exclusion, mifanindry, mifanambany.
Ny système amerikana nefa dia mandeha module ny fianarana ka tsy misy an'izany fa azonao atao daholo indray miaraka na lettre na science fa miankina amin'ny tanjona iray ihany, de le asa kinasa ataonao refa vita ny fianaranao, hany ka mifanaja ny olona samy mi-respecter ny fianarana nataon'ny tsirairay avy.

44. pitchou
(
08/11/2005 17:26)
filaozaofy an!
ny kilasiana an'i heri? tsy mahalala ze tiany atao! d matetika diso tiroara rehefa manokatra tiroara na ati-doha! :-D:-D:-D:-D:-D
enaro daholo kinanjo ze azo ianarana sy raha mbola manan'aina!

45. Herimiafina
(
08/11/2005 21:31)
O ry pitchou an: Ie, lazainareo fa fianarana daholo zao karazandravatra manome "bourazy de crane" anareo izao kou.
Fenoina an'izao fatinjavatra tsisy ilavan'azy zao ny atidoha de avy eo tsy tonga saina akory hoe lasa dondrona, tsy mahay na ny manolo zaza aza.
Inona no atao hoe fianarana: le manamboatra raisonnement sy logique de la pensée.
Fa tsy le connaissance be hitovizanao amin'ny tsy nianatra ireny. Il suffit mamaky boky de mahay.
"Connaissances n'est pas savoirs, savoirs n'est pas intelligence"HM.

46. xxx
(
09/11/2005 14:35)
herimiafina - izaho nefa mahita hoe ny olona zatra misaina (manome occupation ny sainy) amin\'ny zavatra samihafa dia mora mahita vahaolana kokoa amin\'ny olana iray, noho ny olona mamefy ny sainy tamin-javatra iray.
Ohatra hoe ... ny olona efa mahay miteny fenim-pirenana 3, tsy hoe sahirana mianatra tenim-pirenena hafa (par experience)! fa ny olona tsy mahay afa-tsy teny iray ... dia sahirana tsara mihitsy.
ny olona tsy nifantoka afatsy tamin\'ny zavatra iray, dia miezaka fotsiny mamerina ny olana rehetra ho amin\'iny zavatra nianarany iny ... fa ny olona nianatra zavatra maromaro manana possibilite hisaina sy hi-imaginer solution hafa, na zavatra mbola tsy nianarany aza.
ny olona tsy nianatra afa-tsy zavatra iray dia ny eo ihany no miodinkodina, fa ny olona nianatra zavatra maromaro dia creatif ...
donc - izaho tsy mihevitra hoe bourazy de crane ny hoe ianaro izay azo ianarana.

47. Herimiafina
(
09/11/2005 15:05)
xxx, tsy any le tiako hiaviana. Zah manohana ny fianarana zavatra maro, ouverture amin,ny discipline retraretra, fa le metody fianarana amin'izao no kianiko ho manidy ny saina.
Bourer-na zavatra tsisy dikany ny saina, de adino ny essentiel.
"Reperer ce qui mene au fondamental, delaisser délibérement le reste, toute cette multitude de choses disparates qui encombrent d'habitude notre esprit et le détournent de l'essentiel". Albert EINSTEIN.(l)
Omeko exampla i toi:
-namaky boky 500 pejy izay zah fa ny lesona azoko noraisina tao de voafehy anaty ligne roa. Mampitombompejy fotsiny mba hahalafolafo ny vidin'le boky.

48. fijo
(
09/11/2005 21:37)
ny math anie mora e.tadiavo ny X,dia lasa enao,mitady,ary manao X mihintsy aza rehefa tena mahita f(y) fy io an.
fa ny ary amin'ny haisoratra kosa manaova haisoratra gaigy toa ity ataonao ity,dia zakao ny resaka avy eo

49. xxx
(
10/11/2005 12:31)
izaho alou manao maths - fa tsy haiko raha izaho no shanana fa tena tsy mora ry zalah ny maths ah - fa saingy entiko miadana eny satria feno challenge ilay izy. fa izaho tsy miteny hoe mora ny lettre an -- izaho mantsy tsy de nahay anglisy sy italianina izay ihany tany ampianarana - maika fa ho eny amin'ny avo!
fijo > kou rah tsy maths'ny 6eme izy ity koa tadiavo ny X ah tadiavo X :-D :-D

50. Herimiafina
(
10/11/2005 17:54)
Izao ilay izy, ny lettre akory tsy fianarana miteny toa ny any amin'ny ELI na any amin'ny ACC, sns, fa tena lasa lavitra be mihintsy. Literatiora sy Riba.
Ny tena ianarana ao dia resaka Civilisation, anthropologie, sociologie, ethnologie, izay tena ilaina mihintsy amin'izao fotoana iainantsika izao, ho amin'ny fampandrosoana.
Omeko exampla mémoire Maitrise en Anglais ianareo: voaporofo fa ny ankamaroan'ny mainty ao Afrique du Sud de dorizinina malagasy daholo, avy amin'ny alalan'ny fandrefesana taolandoha any ampasana sy fitiliana ny nify no nahafantarana an'izany, nefa de ankizy any amin'ny lettre no nahita izany.

52. angelgirl
(
12/11/2005 10:27)
[quote=RADOUXE]
ny maths idirn'ny resaka lettre na @ coordination 'ny raisonnement fotsiny aza fa ny lettre anga idiran'ny rsaka maths sa physique??ireny zavatra goavana be jerenareo reny!autoroute ,buildings,ordinateur ,internet,ny machine rehetra hatramin'ny machine à calculer,rasaka maths na physique daholo ireny ,tsy nisy eireny raha tsy maths nefa hevero fa lehilahy no ankamaroan'ny manao ny conception'ireny!any zany lay izy,fa jereo ny resaka secretaire na interprete aza refa resaka lettre pure e!sa anao mpampianatra anga no idirana any,feminine reny!raha tena lehilahy ,tsy ho any mihits yfa toa lasa ary izy manao ecole de commerce na zavatra hafa.Jereo ny ankamaroan'ny resak confort materiel rehetra e! a base de maths et physique ,nefa mazana ireny filiere reny ankavitsiana ny vehivavy. Ary any @ lettre ,tsy de be lehilahy ,miteny ho azy ny zava-misy,ny lettre ho an'ny sipa ary ny maths ho an'ny bandy ,defi ho an'ny sipa ny maths physique fa tsy defi ho an'ny bady kosa ny anao lettre an!

53. angelgirl
(
12/11/2005 10:44)
Herimiafina:
Izao ilay izy, ny lettre akory tsy fianarana miteny toa ny any amin'ny ELI na any amin'ny ACC, sns, fa tena lasa lavitra be mihintsy. Literatiora sy Riba.
Ny tena ianarana ao dia resaka Civilisation, anthropologie, sociologie, ethnologie, izay tena ilaina mihintsy amin'izao fotoana iainantsika izao, ho amin'ny fampandrosoana.
Omeko exampla mémoire Maitrise en Anglais ianareo: voaporofo fa ny ankamaroan'ny mainty ao Afrique du Sud de dorizinina malagasy daholo, avy amin'ny alalan'ny fandrefesana taolandoha any ampasana sy fitiliana ny nify no nahafantarana an'izany, nefa de ankizy any amin'ny lettre no nahita izany.
taraiky be enao ry herimiafina an! sosiologie zany efa sciences sociales zany fa tsy lettre tsony e! aty zao misy filiere hoe maths appliquées aux sciences sociales ay ireto avy :aconomie ,gestion ,sociologie ,psychologie,demographie,....sciences sociales zany fa tsy lettre ,ny anthropologie ,oviana koa zany no lettre ,efa science de l'homme zany e!io resaka memoire maîtrise en anglais io,io voaporofo io!nalaina tany @ demographie sy anthropologie io .Aza afangaro oa ny lettre sy ny sciences sociales e! tsy mitovy ,Ny iray lettre ,ny iray sciences.Ary raha resaka isa zany ,efa statistiques koa zany e!ary raha karandoha zany efa ao anatin'ny sciences zany,ny lettre angaha no nanao ny edition-ny de ie !
54. Herimiafina
(
12/11/2005 21:43)
Angelgirl, tsy taraiky zah kah, fantatro daholo ireo zavatra lazainao ireo, ary tena marina, dia marina.
Saingy raha namaky tsara sy nanao analizy ny zavatra noteneniko ianao dia tsy any no hevitra tiako havoaka.
Fizarazaran'ny programme d'étude no teneninao fa tsy système d'éducation.Tsy ny programme d'étude velively no kianiko nefa fa ny système d'éducation misy.
Ny an'ny frantsay mantsy de mizarazara mazava dieny any amin'ny secondera, misy ny serie A, misy ny serie C, sns. Fomba frantsay io mizarazara io, io mifananmbany fianarana io, eny fa hatramin'ny fanambanina vehivavy.
Ny zavatra resahako de ny systèeme d'éducation amerikana, izay azoko lazaina fa tena favy, tsy araka ny niheritreretiko fony zah tany Dago na tany Frantsa.
Taloha koa mantsy zah de nanambany filiere litteraire noho ny fihainoako loatra ny tenin'ny olona na dia ireo mpampianatra anah tao amin'ny Fac sciences na teny amin'ny poly na tao amin'ny agro, sns.
Tsy de mety loatra nefa izay ary nisokatra ny masoko nony tonga taty amin'ny système amerikana zah.
Voalohany indrindra de tsy manao exclusivité ny filière aty, tsy misy an'izany hoe seria A, sy serie C izany.
Gaga ianao raha mahita ankizy manao lettre miaraka mianatra aminao amina module na Probabilite Statistique, satria ilainy amin'ny recherche ataony izany.
Mety ho gaga koa ianao raha hahita ankizy manao Mathématique pure nefa mianatra épistemologie ao amin'ny lettre anglaise ohatra satria ilainy amin'ny modelisation-na langage de programamtion izany.
Ny tena marina dia ilaina daholo ny filiera rehetra ary ilaina ny manana vision multidisciplinaire amin'ny zavatra rehetra na dia manana specialité iray aza.
Raha tsy izay mantsy de manjary misy ny be fitsarana fotsiny nefa tsy mahay teknika (lettre) na ny manamboatra tetezana tsy misy ilavana azy akory satria tsy misy impact social (Ing.BTP).
Any amin'ny système frantsay dia tsy mi-permettre an'izay ny fianarana, rehefa lettre ohatra de lettre tsisy zavatra hafa azony hatao, rehefa maths de iny ihany no fantany.
Ny fiainana nefa de tsy resaka biologie fotsiny ohatra, na resaka fahaizana mikabary fotsiny. Fa ao daholo ireo rehetra ireo, ary inona moa ny hianarana tsy fiainana?
NB: misy ao amin'ny Fac.lettre aty ny Masters degree en journalisme aty fa olona manana Bachelor's degree amin'ny discipline scientifique no mianatra ao nefa ao amin'ny Fac.lettre.
Misy koa ny fianarana MSc en Theatre Cinematographie, fa Ingenieur du son et Image (BSc) no mianatra ao nefa ao amin'ny fac.lettre.
Tsara amboarina ny système d'éducationa ny amin'ny tany sy zanantany Frantsay.

55. fairylady
(
13/11/2005 05:25)
marina ny voalazan i herimiafina ..mbola fanavaozana be de be ny syteme d education francais ary koa ny mentalité (filiere ambany ..filiere ambony )zay mantsy de anisann ny lettres tany dago ary tsy reven ny agro fa lazain ny ankamaroan ny hoe juste matiere iray ao amin jareo ny filiere nay ..nefa aty canada toa hitako hoe milay fa mitovy daholo na lettres na administration ...sns ,,bcp de tolerence et de respect....milay aty ka
56. angelgirl
(
13/11/2005 08:30)
Herimiafina:
Angelgirl, tsy taraiky zah kah, fantatro daholo ireo zavatra lazainao ireo, ary tena marina, dia marina.
Saingy raha namaky tsara sy nanao analizy ny zavatra noteneniko ianao dia tsy any no hevitra tiako havoaka.
Fizarazaran'ny programme d'étude no teneninao fa tsy système d'éducation.Tsy ny programme d'étude velively no kianiko nefa fa ny système d'éducation misy.
Ny an'ny frantsay mantsy de mizarazara mazava dieny any amin'ny secondera, misy ny serie A, misy ny serie C, sns. Fomba frantsay io mizarazara io, io mifananmbany fianarana io, eny fa hatramin'ny fanambanina vehivavy.
Ny zavatra resahako de ny systèeme d'éducation amerikana, izay azoko lazaina fa tena favy, tsy araka ny niheritreretiko fony zah tany Dago na tany Frantsa.
Taloha koa mantsy zah de nanambany filiere litteraire noho ny fihainoako loatra ny tenin'ny olona na dia ireo mpampianatra anah tao amin'ny Fac sciences na teny amin'ny poly na tao amin'ny agro, sns.
Tsy de mety loatra nefa izay ary nisokatra ny masoko nony tonga taty amin'ny système amerikana zah.
Voalohany indrindra de tsy manao exclusivité ny filière aty, tsy misy an'izany hoe seria A, sy serie C izany.
Gaga ianao raha mahita ankizy manao lettre miaraka mianatra aminao amina module na Probabilite Statistique, satria ilainy amin'ny recherche ataony izany.
Mety ho gaga koa ianao raha hahita ankizy manao Mathématique pure nefa mianatra épistemologie ao amin'ny lettre anglaise ohatra satria ilainy amin'ny modelisation-na langage de programamtion izany.
Ny tena marina dia ilaina daholo ny filiera rehetra ary ilaina ny manana vision multidisciplinaire amin'ny zavatra rehetra na dia manana specialité iray aza.
Raha tsy izay mantsy de manjary misy ny be fitsarana fotsiny nefa tsy mahay teknika (lettre) na ny manamboatra tetezana tsy misy ilavana azy akory satria tsy misy impact social (Ing.BTP).
Any amin'ny système frantsay dia tsy mi-permettre an'izay ny fianarana, rehefa lettre ohatra de lettre tsisy zavatra hafa azony hatao, rehefa maths de iny ihany no fantany.
Ny fiainana nefa de tsy resaka biologie fotsiny ohatra, na resaka fahaizana mikabary fotsiny. Fa ao daholo ireo rehetra ireo, ary inona moa ny hianarana tsy fiainana?
NB: misy ao amin'ny Fac.lettre aty ny Masters degree en journalisme aty fa olona manana Bachelor's degree amin'ny discipline scientifique no mianatra ao nefa ao amin'ny Fac.lettre.
Misy koa ny fianarana MSc en Theatre Cinematographie, fa Ingenieur du son et Image (BSc) no mianatra ao nefa ao amin'ny fac.lettre.
Tsara amboarina ny système d'éducationa ny amin'ny tany sy zanantany Frantsay.
zany anie zava-mitranga any e! meme ici en france ,lay filiere lettre misy tronc commun ac d'autres filieres fa any adago io resahako io.Lay bandy any tonga de manamaivana be ny sipa manao maths ,tsy reveko zany.j'ai rien contre le filiere lettres ms contre les gars ki font lettre ,ça c :-D
58. xxx
(
13/11/2005 15:31)
RADOUXE > :-D :-D
dia satria ve ny bandy manamaivana ny sipa manao maths dia lasa koa i angelgirl manamaivana ny bandy manao lettre? :-D :-D
angelgirl:
fa any adago io resahako io.Lay bandy any tonga de manamaivana be ny sipa manao maths ,tsy reveko zany.j'ai rien contre le filiere lettres ms contre les gars ki font lettre ,ça c