bandy any @ lettre

1. angelgirl ( 27/10/2005 18:39)
ahoan nareo @ reny bandy any @ filiere lettres ireny no misy azy.Natokana ho an'ny vehivavy ireny .Any @ be atidoha no natokana ho an'ny lehilahy.
novalian'i angelgirl ny 22/12/2005 12:42
2. chipie1 ( 27/10/2005 18:59)
kou nga misy anizany tsony e? ny sipa zany dia natao ho kely atidoha aminy angelgirl a ? n'importe koi !
3. pika ( 28/10/2005 05:35)
ary ahoana izany ireny sipa any @ maths ireny
fa iza moa no milaza aminao fa misy ny natao ho an'ny kely atidoha sy ny be atidoha
matoa mbola manaohy fianarana dia samy be atidoha izany ary dia aza manamaivana ny sipa hoe kely atidoha izany
4. Fanja1 ( 28/10/2005 06:15)
angelgirl mba ovay @ izay wa ny toetsaina fa efa l'an 2000 zao... inn aza ty:twisted:
5. jentilisa ( 28/10/2005 06:21)
Tena tsy masaka kosa izany kaozy izany an! aza mametraka prezozy intsony ho'aho fa io no manimba ny mahaolona!
6. xxx ( 28/10/2005 07:38)
izy koa ary vehivavy no manao io resaka io ko
dia fataro amizany hoe ahoaan ny atidohan'i angelgirl mba fidio ny zavatra soratana fa tsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss
7. estine ( 28/10/2005 07:57)
de ahona koa reny sipa philosophe reny?
je t'aime ihany io:*
8. kally ( 28/10/2005 08:01)
Aiza ary ry angelgirl izany? Mba saintsaino ny zavatra tenenina fa aza miteniteny foana ohatry ny olona maivan-doha.
Raha tsy nisy ny olon'ny "lettres" dia tsy ho nanam-pivoarana ny fiarahamonina fa fanjakan'i baroho ihany,ny firehan-kevitra rehetra izay mitondra ny fiarahamonina avy amin'iza?Izany lazaiko izany tsy midika koa fa tsy ilaina ny olon'ny siansa fa sao mandray an-tendrony eo koa.
9. xxx ( 28/10/2005 08:11)
pika > marina mihitsy ny an-dry. tsisy an'zany fa izay hay no atao. raha izaho alou izao no asaina mibosy any @ lettre dia ... angamba ho lany session amni'ny 1ere annee eh - dia raha mivadika droit indray dia vao maika loza, angamba hi-abandonne!!! tsisy zavatra mora izany - fa samy manana ny manavanana koukou fotsiny ny olona
10. xxx ( 28/10/2005 10:54)
ny fahaizana "lettre" ihany no mahatafita haingana e, na olona siantifika be tahaka ny inona aza enao nefa tsy mahay serasera de ho lany andro fotsiny. Tsy ho hainao akory ny mampita sy manazava ny zavatra nianaranao.
11. xxx ( 28/10/2005 13:35)
hi hi hi izy daholo zany ry angergirl an
12. jhouhlambout ( 28/10/2005 14:37)
Fa maninona nareo no tsy d'accord?
Zavatra marina anie ny zavatra lazainy é!
13. mirabel ( 28/10/2005 16:28)
oay kosa e :o:o
14. kally ( 28/10/2005 16:37)
jhouhlambout:

Fa maninona nareo no tsy d'accord?
Zavatra marina anie ny zavatra lazainy é!


porofoy ny fahamarinany raha marina e!
15. Veloo ( 28/10/2005 17:52)
Ny asan'ny vavy ataon'ny lahy ny asan'ny lahy ataon'ny vavy,
Ny akajon'ny vavy ataon'ny lahy ny akanjon'ny lahy ataon'ny vavy
ny fianarana ataon'ny vavy ataon'ny lahy ny fianaranan'ny lahy ataony vavy.
Zany no atao oe droit de l'homme et femme
:P:P:P
16. xxx ( 28/10/2005 18:53)
xxx:

ny fahaizana "lettre" ihany no mahatafita haingana e, na olona siantifika be tahaka ny inona aza enao nefa tsy mahay serasera de ho lany andro fotsiny. Tsy ho hainao akory ny mampita sy manazava ny zavatra nianaranao.

fa manao lettre fotsiny daholo indray lasa mpikabary daholo fotsiny ny iray firenena (otsan'ny mpanao politika gasy) ... fa tsy mandroso ny fitsaboana - ny resaka lalana - ...!!!

17. jhouhlambout ( 28/10/2005 19:49)
kally:

jhouhlambout:

Fa maninona nareo no tsy d'accord?
Zavatra marina anie ny zavatra lazainy é!


porofoy ny fahamarinany raha marina e!




Satria vehivavy ihany no nametraka ilay lohahevitra, donc: c'est vrai!
18. kiali ( 28/10/2005 20:41)
ka raha izany fisainana zany angeh no dinihina de tsy tokony anao pataloha koa ny vehivavy fa ho an'ny lehilahy reny ah!! maivana mintsy le toe tsaina an!!
19. pitchou ( 29/10/2005 04:00)
ka ngah moa misy fahaizana natokana ho an'ny lahy d misy fahaizana natokana ho an'ny vavy?
d ngah moa mora noho ny fianarana rehetra izany hoe "lettres" izany aminao? sa sarotra noho ny fianarana rehetra izay atao hoe tsy lettres fa siansa (na maths io na physique na nat)? rehefa tsy hainao le zavatra d tsy maha be atidoha anao ary rehefa hainao d tsy mahakely atidoha anao!
20. vale ( 29/10/2005 15:35)
f'angaha ny filière lettres kely ati-doha???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1313