bandy any @ lettre

21. rinakely1 ( 29/10/2005 18:04)
d maninn kosa ary rah miditra @ filière lettres ny tovolahy? mety mba te hanao interprète angais kosa angambany zareo kou sa aona??:lol::lol::lol:
22. angelgirl ( 29/10/2005 20:53)
tsisy an'zany e!ny lehilahy mahay ery manamaivana ny sipa manao maths fa za de tsy te ahalala an'zany .za de tsoriko fa math no ataoko et je suis coquette!tsy hoe kely atidoha akory ny any @ lettre fa c feminine
23. angelgirl ( 29/10/2005 20:53)
tsisy an'zany e!ny lehilahy mahay ery manamaivana ny sipa manao maths fa za de tsy te ahalala an'zany .za de tsoriko fa math no ataoko et je suis coquette!tsy hoe kely atidoha akory ny any @ lettre fa c feminine
24. RADOUXE ( 29/10/2005 21:12)
angelgirl:

tsisy an'zany e!ny lehilahy mahay ery manamaivana ny sipa manao maths fa za de tsy te ahalala an'zany .za de tsoriko fa math no ataoko et je suis coquette!tsy hoe kely atidoha akory ny any @ lettre fa c feminine


Feminine aona ry seria so d tsy mety e za zo bandy b mitsy avy aty ra ijery fa za tsy d mahay manisa lotra d aleko manoratra d vita tsotra nge le fiainane d oaiza zany zay ra tsy maintsy manao maths doly lego

25. pitchou ( 30/10/2005 11:46)
o! tsy tena vevay zany i angelgirl fa sariny fotsiny?:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 31/10/2005 06:52)
Tena te-hanao lettre tampoka teo njay zah zany mahita anreo miresaka marina mafy moa an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. Veloo ( 31/10/2005 20:37)
hery mandana miverina any @ classe maternelle zany :roll:
28. boubounezy ( 31/10/2005 21:11)
fa iza no nampianatra anao anizany???? 1°) ny lettre tsy natao ho any tsy mahay fa natao ho any mahay, mba fantatrao ve fa ra tsy nisy ny lettre dé énao io mintsy no illettré voloany njinja? ary ny atido samy manana ny valeur ny intelligence ny dôly fa tsy hoe akory nareo lélah dé nareo no tena izy betsaka ny vhv manampahaizana no enao na ato @ sera2 fotsiny aza itako na hoe enao lé surdoué bé reny na kou nilanja plus de 21kls ny loanao...


angelgirl:

ahoan nareo @ reny bandy any @ filiere lettres ireny no misy azy.Natokana ho an'ny vehivavy ireny .Any @ be atidoha no natokana ho an'ny lehilahy.



29. Veloo ( 31/10/2005 21:49)
30. Herimiafina ( 01/11/2005 00:50)
Veloo:

hery mandana miverina any @ classe maternelle zany :roll:


Zah nefa efa manana M.Phil amin'ny literatiora Grika, cassés, lol. hehehehe:-D:-D:-D
31. Veloo ( 02/11/2005 22:03)
:roll::roll::roll:
32. fijo ( 04/11/2005 05:19)
fa iza ary ity kely atidoa manoratra ato ity le.ny artista sy ny mpanoratra izany maivan doha????
aza kely atidoha toa io,fa tssssss
33. lilbon ( 04/11/2005 11:00)
oadray le i angegirl ! tapenako ny masoko de tsy ahiratro amy le sizé!:?:(:cry:
34. RADOUXE ( 04/11/2005 15:14)
[quote=boubounezy]
fa iza no nampianatra anao anizany???? 1°) ny lettre tsy natao ho any tsy mahay fa natao ho any mahay, mba fantatrao ve fa ra tsy nisy ny lettre dé énao io mintsy no illettré voloany njinja? ary ny atido samy manana ny valeur ny intelligence ny dôly fa tsy hoe akory nareo lélah dé nareo no tena izy betsaka ny vhv manampahaizana no enao na ato @ sera2 fotsiny aza itako na hoe enao lé surdoué bé reny na kou nilanja plus de 21kls ny loanao...


Ka sipa nge ony io fa tsy bandy ry bounezy e
35. xxx ( 04/11/2005 16:30)
fijo > manao matematika hono izy eh. Jereo atsy amin'ilay resaka hoe "ny bandy gasy sy ny sipa ..." :-D:-D

angelgirl > manao mathematique ianao izany fa tsy mathematicienne mihitsy - tsy sientifique akory aza. raha nanao philosophie indry tamin'ny Terminale C dia tokony mahalala hoe ny olona scientifique
- Modeste
- Honete
- Manana esprit d'equipe!
[izaho tsy miteny hoe tsy manana ireo toetra ireo ny olona literaire an].
olona manao mathematique izany koa - rehefa tsy miraharaha lettre dia "mais - ou - et - donc - or - ni - car - theoreme - definition - il existe - quelque soit - soit - ..." ireo sisa no teny frantsay hainy!!!
36. Veloo ( 04/11/2005 21:12)
37. pitchou ( 05/11/2005 04:00)
xxx> :-D:-D:-D
tsy te-hanamaivana an'i angelgirl aho, fa ny maths no taranja mora sy tsotra indrindra, satria misy direction ny reflexion ao! fa ny taranja lettre dia ianao no mamorona sy manolotra ny direction, izany hoe any no tena ampiasana ny ati-doha! any @ lettre miasa daholo ny singa rehetra ao anaty ati-doha!
jereo fotsiny fa ny ankamaroan'ny zaza atao hoe surdouésd taranja maths daholo satria iny tsy mila ati-doha be!
38. Herimiafina ( 07/11/2005 02:02)
de zah zany ahona ry pitchou, sady lettre no maths, sady mbola nampiako DEA kely amin'ny mecanique quantique, milieux continus sy milieux poreux. De aiza zany no hi-claser-na anah?
39. Maretikely ( 07/11/2005 10:01)
Herimiafina:

de zah zany ahona ry pitchou, sady lettre no maths, sady mbola nampiako DEA kely amin'ny mecanique quantique, milieux continus sy milieux poreux. De aiza zany no hi-claser-na anah?

Tsy Pitchou aho fa hamaly ihany, any @ te-ho deraina no hikilasiana anao, mety?

40. xxx ( 07/11/2005 14:42)
nefa tsara ange ny filiere lettre e manao avocat juge politika dé mahay miteny anlisy havanana am fitenenana mahay manao poésie manoratra boky misy lhl technikka ra vao miala am io resaka technik io dé "nul" be tsy mahay miteny tsy mahay manoratra correctement tsy manana hevitra rehefa manao debats sns ka izany ve no tin'i angegirl
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832