Aody ny aty NY - Misy afaka mampiatrano ve?

1. antso2005 ( 24/10/2005 20:46)
Manaona daholo indray nareo e!

Fanotaniana tsotra kely.
Misy afaka mampiatrano ve za 2 na 3 andro mandrapahita trano milay aty NY? Tsy vazivazy io an.
novalian'i rabejo ny 15/11/2005 17:08
2. xxx ( 24/10/2005 21:14)
New York aiza no tianao lazaina. NY City ve sa aty @
Upstate NY?
3. xxx ( 24/10/2005 21:31)
New York aiza no tianao lazaina. NY City ve sa aty @
Upstate NY?
4. xxx ( 24/10/2005 21:36)
New York aiza no tianao lazaina. NY City ve sa aty @
Upstate NY?
5. antso2005 ( 24/10/2005 22:18)
NY City.
6. Samoana ( 25/10/2005 13:20)
Ary tsy de sarotiny @ vahiny kosa any NY izany raha 3 na 4 andro de efa mahita trano milay. Aty Lafrantsa nama efa "milahatra" 2 taona mahery mbola mety tsy mahita "tsy milay " akory aza:D
7. antso2005 ( 25/10/2005 13:54)
Raharaha be zany any aminareo zany ry Samoana
8. antso2005 ( 26/10/2005 00:09)
Ary xxx tsy hita akory.
9. LazaRandri ( 26/10/2005 01:52)
Samoana:

Ary tsy de sarotiny @ vahiny kosa any NY izany raha 3 na 4 andro de efa mahita trano milay. Aty Lafrantsa nama efa "milahatra" 2 taona mahery mbola mety tsy mahita "tsy milay " akory aza:D
sao dia mba miankina amin'ny any am-paosin'ny tsirairay kosa no mahatonga izany?


10. Herimiafina ( 26/10/2005 05:28)
Ka aty tsisy lalanany be le resaka hebergement fa tonga de makany makany de lasa izao. 8)
11. antso2005 ( 29/10/2005 13:56)
Ary tsisy mpamaly mihitsy ny antsoko.
12. Herimiafina ( 29/10/2005 22:04)
Tsy misy olona fantatra mihintsy angaha ianao, na dia olona manana akama ao NY aza. Ny tena mety mantsy de tonga de mi-phone an'ilay olona directa de mitontona any fa ny aty dia rythme be le fiainana de tsy tena mahatsiaro concerné ilay olona raha tsy mahita anao maso eo mihintsy.
13. Ralay ( 30/10/2005 02:42)
>antso2005 raha ny fahitako izao fandehany izao dia tsy misy afaka ny hampiatrano anao ny namana any NY matoa tsy misy mamaly na koa tsy misy namana avy any NY eto fa aza kivy anefa fa preciser-o tsara koa ny date ahatongavanao fa mety ho izay koa no tsy mahampisy mamaly azy.
Mazotoa e:lol:
14. antso2005 ( 30/10/2005 17:00)
>Ralay, Herimiafina, misaotra amin'ny toro-hevotra rehetra. Mety hozy ry zareo hoe, iza koa ary ity gasy mitady hipetra-potsiny ity. Aleo ampina ny hafatra.
15. antso2005 ( 30/10/2005 17:01)
Misy afaka mampiatrano ve za 2 na 3 andro mandrapahita trano milay aty NY? Tsy vazivazy io an.
Ohatrinona ny tokony alohako per day?
16. cutie ( 30/10/2005 17:11)
antso
manin tsy andefasana hafatra manokana daholo ze namana hitan-jy ato we mipetraka any NY.
Le pub be ato manko no mety tsy hamalian-dry zareo eto .
:*
17. Herimiafina ( 31/10/2005 01:12)
antso2005:

Misy afaka mampiatrano ve za 2 na 3 andro mandrapahita trano milay aty NY? Tsy vazivazy io an.
Ohatrinona ny tokony alohako per day?


Antso an, maninona raha mijery auberge des jeuneusse ianao na motel fa toa misy mora sady milay be ihany anie ny hitako indray mandeha izay e.


18. antso2005 ( 31/10/2005 05:58)
cutie:

antso
manin tsy andefasana hafatra manokana daholo ze namana hitan-jy ato we mipetraka any NY.
Le pub be ato manko no mety tsy hamalian-dry zareo eto .
:*


:idea:, misaotra akia. mety ho izay mihitsy ny antony.

19. antso2005 ( 31/10/2005 05:58)

Antso an, maninona raha mijery auberge des jeuneusse ianao na motel fa toa misy mora sady milay be ihany anie ny hitako indray mandeha izay e.



[/quote]


Omeo sopapa za ary e 8)
20. Herimiafina ( 03/11/2005 18:16)
Jereo amin'ny internet hoe fa tsy tadidiko le site fa site tamin'ny université-nay no nahitako ny anah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809