Misy akamako any fa le mpampiatrano alou mbola négociation be akia na, sady ny anay aty rehefa hanao papié makany de mila reservation-na hotely sns na de tsy ho any akory aza. Bizzz
tsa mba haiko re zao NY izao ka.fa dia marina tokotrany fa ny anay aty la frantsa naky roa tao aza enao no niandry teo,dia ny namany aloha no alefany fa enao miandri "kely" hatrany.
Aza mandany andro ny akama fa tonga dia aleo miresaka manokana @ izay olona efa tany mba manome sopapa a ! Misy fika foana io fa ny tena mbola tsy tany fotsiny.
Mahereza e ! Ary mba lazao koa aloha ny antony handehananao any fa sao dia antony mampisalasala ny olona e !