Bandy midrague rahavavimbadiny
41. Herimiafina
(
24/10/2005 06:38)
Aza asiana deo de tiko be enao, de arahako foana ze alehanao mandrampitorinao anah any amin,ny polisy, hehehe:-D:-D:-D
42. lilbon
(
24/10/2005 13:10)
io aza fa tara sahady lery kay kle !:P:P
noheveriko we tena mba tsy nirevy kay nomeny tsiky 1 de potika kle ! :-D:-D:-D
noheveriko we tena mba tsy nirevy kay nomeny tsiky 1 de potika kle ! :-D:-D:-D
43. zama91
(
24/10/2005 16:12)
raha tsara tokoa moa ilay sipa atao ahaona fa dia izay izany,io ilay tonga amin'ny fitenenana hoe vadinjoky kilalaondrandry
44. Herimiafina
(
24/10/2005 16:17)
lilbon:
io aza fa tara sahady lery kay kle !:P:P
noheveriko we tena mba tsy nirevy kay nomeny tsiky 1 de potika kle ! :-D:-D:-D
Elah ne hono no tiany e. hehehe:-D:-D:-D
Mba te-hitesta fotsiny zah hoe tiny hatraiza elah.
45. lilbon
(
25/10/2005 04:53)
heri> ka za ange zany wa mila mianatra le drague any amu lah amy zay e!:-D:-D
fa sao zahay sy izy lasa tafahoana samy timide eo hahhha:oops::oops:
ary heri mahita le nafenina an! hahaha8)8)8)
fa sao zahay sy izy lasa tafahoana samy timide eo hahhha:oops::oops:
ary heri mahita le nafenina an! hahaha8)8)8)
46. Herimiafina
(
25/10/2005 05:47)
Ka raha ny drague ko no ampenariko an'elah de lasa tsy tiny tampoka elah fa otsan'ny mahita anah hono izy, hehehehe:-D:-D
48. xxx
(
26/10/2005 16:34)
marary saina raha izany no tena ho atao. tonga dia borio ilay zvtr dia tsy manitatsaina intsony e hihhihihh
50. fijo
(
04/11/2005 23:37)
ravegas an.raha mbola sipa letsy tsy olana izany an.za efa nahita hoe sipan'ilay zoky nandritra ny 7taona le sipa,fa ny zandriny no lasa vadiny.
za manokana tsy hitako izay tsininy.
za manokana tsy hitako izay tsininy.
51. Maheriloha
(
07/11/2005 13:47)
amiko dia tsy olana satria raha vazo mitovy ihany tsy aleo .....; ianao nomanohy azy=)):@:
52. hesham
(
07/11/2005 19:12)
Za kosa aloha tsy hanaiky hiaraka amin`ny vadin`i zokiko izany na misy inona na misy inona e . Ilay rahavavy koa zany mety maivandoha raha manaiky kotina . Lhl bedabe io ve dia iny no ande hifankaratsiana aminkavana .
53. xxx
(
08/11/2005 04:40)
ka ny zandriny sipa ihany anie matetika no tena tara @ bandy de voatery ny bandy tsy maintsy manamboatra e! fiainana mandalo ity ve de?? tsy hainareo nga lay fiteny oe "aza miraty occasion" .....
54. vegas
(
11/11/2005 02:03)
lesona: aza mampiatrano ela loatra ny rahavavinao ao antokatranonao fa ndrao ho avy ny fakampanahy.
55. hesham
(
12/11/2005 01:42)
sipa maivandoha raha manaiky kotin`ny vadin`ny rahavavy , ary lehilahy tsisy saina koa raha mikoty rahavavimbady . Aza mba mahavoa ahy aloha io cas io fa dia tsy haiko na handefitra za na tsia . :-D:-D:-D:-D:-D toa tsy handefitra za raha ny rahavaviko mahavita mamadika ahy kle
56. Ragadona
(
12/11/2005 09:07)
D ra za ndray ary no mamadika an hesham amin ny ravaviny, d mbola tsy handeferana ve ?
57. hesham
(
12/11/2005 13:27)
zavatra tsy misy ary tsy hisy in1 zany .Satria nahona ozy ianao satria zay mirahavavy tsy maivandoha hihihihi
58. duck
(
14/11/2005 16:54)
amiko manokana :l'amour est aveugle,zany hoe tsy misy zavatra mahasakana io fitiavana io fa ny tena mety dia ny fahaizana mandanjalanja.Donc zavamisy marina ny bande manao toa ireny, ary ny vehivavy dia malemy zay de tsy tokony hararaotina.
60. hesham
(
16/11/2005 03:57)
Na malemy ary ny vhv , za vhv fa vadin`ny zokiko kosa tsy iarahako zany na hifamono ao ary zay mitsama tsy hanaiky azy mintsy za :-D:-D:-D:-D:-D:-D