Bandy midrague rahavavimbadiny

21. lilbon ( 22/10/2005 04:40)
ari.malala>ny inona kosa akiano tsy tokony hitsanga ?
22. Herimiafina ( 22/10/2005 04:46)
Tokony tsy yhiborosy nify fasaly zao de amin'izay tsy tin'i lilbon tampoka, hehehe:-D
23. lilbon ( 22/10/2005 04:53)
hihihi> ka tsy koi aza refa reveko anie de reveko foana izy na tsy borosy aza e hihihi!:-D:-D
tsy ny nifiny njay jereko fa zavatra hafa ze miborosy =))=))=))
24. fasaly ( 22/10/2005 05:29)
poika zà mou lilbon bolosy nisy be foana o!
hery wa tsssss. manao zay tsy hitiavan'ny sasany anay fotsiny. sady ny ahy sgnal be mintsy no ampiasaiko comme dentifrish de mi capte be mintsy na lavitsa aza....:lol:
25. Herimiafina ( 22/10/2005 05:42)
Ampio déo kely kou fa adinonao le helika.heh ehehehe:-D:-D:-D:-D
26. lilbon ( 22/10/2005 06:18)
heri> ela ange raha mahita an'io fasaly io lesty mety tsy aharay lamba tampoka fa tanjemo e!:-D:-D
27. fasaly ( 22/10/2005 09:44)
lilbon:hihihihi:-$


hery: poika ny aza tsy déo no hatao amy helika fa stick reny mintsy de sady maina be tsisy hatsemboana sy fofona mintsy manjitsa ny 48h/24h kou! njy ty ngah ahoana...,
28. Herimiafina ( 22/10/2005 13:50)
lilbon, efa hitako io fasaly io kah, fa zah tsy hitany tamzay.
fasaly: mora maty ny herin'ireny stick reny, ary hitako enao tamzay tena nisy lalitra nanaraka, hehehehe:-D:-D
29. ako ( 22/10/2005 15:44)
ny zavatra nitranga indray dia izy io lohateny io fa tsy sahiko ny nanao sangy mahery taminy satria tiko ny vadiko sady tsy hahita rahoraho taminy za ka naleokoo.... asa atao hoe tia manginaazy tao....... saingy izay fihodin'ny tantara tsy ho hay satria tsy mpaminany za ...nefa kosa na izy na iza samy mitandrintena fa ny vy tsymikotrana irery
30. Herimiafina ( 22/10/2005 16:08)
Ouais, kompliké be hoa le zavatra e, favy ihany ty selibatera ity klé, tena aleoko alou tenalibra tampoka klé, hehehhee:-D:-D:-D:-D
31. fasaly ( 22/10/2005 16:58)
hery:
an an an! anjamo ange e! na ny lalitsa aza mitsoaka lavitsa be mintsy fa bcp des fraicheurs be mahintsiny an! hummmmmmmmmmm!
32. Herimiafina ( 22/10/2005 17:08)
Hehehehe, angaha io karazana lalitsa io le teneniko fa le lalitsa otsanah ireny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. dadabe ( 23/10/2005 14:12)
ary misy fianarana mikoty sipa kay ato an !!:@
34. Ilambo ( 23/10/2005 14:49)
Maty vady aho. Manana zandrim-badiko aho. Mahagaga ahy fa izy no misary zoro amiko. Koa fahotako ve raha mba mifampikasoka aminy aho ? Izy anie ka manambady koa nefa toa tsy dia mifanaraka no fijeriko azy ireo. Toa ohatra ny mba te hanandrana aminy aho rehefa misy ny fotoana . Diso ve aho re olona o !
35. fasaly ( 23/10/2005 15:48)
ilambo:
aza miditra amin'izany fa fahotàna be izany, hainao izy fa efa manambady, havanao akaiky kou izy anefa, de ho tantinao ve ny hankarary ny vadin'i zaodahinao e! raha olona hors ny famille de mety toleré ihany fa lay cas nao de tsy mety amiko aloha e!
be ny olona afaka hiarahana fa aza manao izany aminkavana
36. fasaly ( 23/10/2005 15:51)
hery hay ve toi le lalitsa be e! ah ok! d'acord zà!

dadabe: toi njay ve no ampianarina hi koty tsy ho maizina ny tany amandanitra lol!!!oul gangs be io knou!
37. Herimiafina ( 23/10/2005 16:57)
fasaly: de mbola asian'i toi deo fraicheur ihany ve raha izah le lalitsa? hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. fasaly ( 23/10/2005 17:41)
hihihi! zay tian'i toi njay ka!
39. Herimiafina ( 24/10/2005 04:08)
De manjary lasa mandositsa zah de ny rahavavinao njay no draguer-ko, hehehehe:-D
40. fasaly ( 24/10/2005 06:28)
tsa mety zany roky a! hery kou! vy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3091