Bandy midrague rahavavimbadiny

1. vegas ( 20/10/2005 17:05)
Euh... mba te anontany kely ny hevitrareo. Betsaka ve ny cas ohatran'io efa itanareo? Curieux be!
Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve? Na koa oe vadinjandry kalesan-joky? lol
novalian'i Ragadona ny 16/11/2005 11:13
2. Fanja1 ( 20/10/2005 17:25)
tsssssssssss beurkkkkkkkkkk, efa tena tssy fady tsony mihintsy raha zany, na ilay hevitra aza tokony esorina.
3. fredo ( 20/10/2005 18:08)
Raha misy zany de ataovy manantona psy fa tsy misy intsony lay sur moi e!
4. cutie ( 20/10/2005 18:09)
@ film ihany ngamba no misy an zany lol
5. fasaly ( 20/10/2005 18:30)
non! tena misy io cas io ka, fa il faut le faire hoy ny fiteny, fangah zany ihany misy cas tena pire ary nisy, le sipa vadinjokin'ny mpirahalahy, nampirafesiny tamin'ny la rahalahiny zandrin'ny vadiny, lay sipa no mi jouer role amin'io an!:evil::twisted:
6. akamatiana ( 20/10/2005 18:35)
Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve
Fomba fiteny kousa refa mifanala sy misangy, za klou mpiteny an'io e , fa tsy azo tanterahina e! zavatra mamoha fady io .
7. vegas ( 20/10/2005 18:57)
cutie> non tsy filma fa tena izy. misy raha la tera. nga mbola tsy henonao le bandy nanambady andreniny? beuurkk!
fa ity bandy mikoty ny ravavimbadiny ity alou no ilako hevitra kely. Te hananatra le bandy za fa aleo alou maka avis nareo kely. Ahoana ny fomba itenenako sy andreseko lahatra azy fa tsy tsara le izy?
8. fasaly ( 20/10/2005 20:26)
ka lay deux soeurs ary ve alou kopy an'izany sa tsia e! fa raha tsy kopy de teneno ihany izy hoe any andro iray hamantaran'ny iray amin'izy roa de ho votso-droa le bandy ary izy no ho voa mafy ka il faut pas jouer avec le feux hoy ny fiteny zay fa may eo tokoa izy, ny todim-pitia manodiava kou!
9. pika ( 21/10/2005 05:07)
indrisy ry fasaly fa misy koa ary izy mirahavavy mifankahalala saingy samy matahotra ny ho harin'ilay bandy angamba dia samy eny ilay bandy mantsy manana hono
nefa na izany aza ilay 1mety harary fo fa manafina e
vitsy na izany aza ny oh izany ary matetika dia ny mbola any ambaivolo any sy ireo mbola manana fomba hoe afaka mampirafy ....
isika vhv sahia aza matahotra
ny lhl koa mbola ho sehatry ny mahay azy tsara koa
10. fasaly ( 21/10/2005 08:00)
pika:
marina ve zany, de matahotra ny ariana, de miaritra eo! efa tsy fitavana tsony zany amiko....fa interet njay satria hoe manana le bandy ve de mifikotra ihany sao ariana n'inona ataony anao eo! hipitsio fa lolo hoy ny fiteny. raha zà ny tam place de niala aho nandefitra.
11. pika ( 21/10/2005 08:11)
koa io indrindra ny tokony hanentanana ny vhv hoe manana ny maha izy anareo aza miatehitra harenana lhl izany mikaja dia mitsikaraka de tsy misy mifamilafila
an'isan'ny fitiavana koa ny famaizana olona iray
toy ny hoe zanaka tiana tsy tsitsina rotsankazo
mba handramo faizina kely ny lhl manao anio
12. lilbon ( 21/10/2005 12:12)
pika fasaly>za wa tsy manao an'zany hiihihi
za refa mahazo 1 de ampy fa manatona ana ze miasa fatratra sy mavesatr'entana e! hihihi
13. ari.malala ( 21/10/2005 14:33)
tsy tokony hitranga izany kleee! ratsy b zany!
14. Veloo ( 21/10/2005 15:03)
tsssssss za kosa tsy manaiky an'izany ko kle... raha tsy inn ko...
15. fasaly ( 21/10/2005 16:27)
libon:
hanaraka anao tsy haditra e!....zà efa miasa fatratra sy mavestr"etana mintsy zao hihihi!
aiza toi!....
16. Herimiafina ( 21/10/2005 18:35)
vegas:

Euh... mba te anontany kely ny hevitrareo. Betsaka ve ny cas ohatran'io efa itanareo? Curieux be!
Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve? Na koa oe vadinjandry kalesan-joky? lol


Misy zany ary bedabe tsy arakaraky ny hiheveranao azy.
Misy mpirahavavy kou tia mifaninana amin'io izay, betsaka ny mangalatra ny vadin-drahavaviny.
Za efa nahafantatra satria efa niaraka tamina sipa nokotiaan'ny sipan'ny rahavaviny de olana be.
Kay refa nodinihina de izy mihintsy koa no nanadala an'ilay bandy, mandrangindrangitra.
Nandainga foana tamiko sy ny tao antranony izy dia tratrako ny farany sady tratran'ny tao antranony.
De ny olana dia nifona izy dia tsy nisaraka taminy aho saingy izaho indray no kotian'ilay rahavaviny, fa avy eo nalamiko, noteneniko tsara izy hoe tsy mety fa aleo izao ihany, fa zah tsy hiteniteny.(l)
17. lilbon ( 22/10/2005 04:13)
fasaly >hihihi
miandry sômatsara za e!
samy tafahoana tsy maditra zany tsika sy toi ko! hihihi
18. Herimiafina ( 22/10/2005 04:15)
Vas-y lilbon an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. pika ( 22/10/2005 04:17)
tofiko rano njy retsy ry fasaly a
fasaly sy lilbon =(l) :lol:
20. lilbon ( 22/10/2005 04:27)
pika> hihihih , njy wa aza mampme !
heri> vonjeo less za fa sao de tara amy fasaly eo a! hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8633