Ahoana ny hevitrareo?

41. cutie ( 22/10/2005 05:25)
hotadidina io refa misy mijerijery zany :-D
42. Herimiafina ( 22/10/2005 05:59)
Jerijeren'i lilbon ngah enao, hehehe:-D:-D:-D
43. lilbon ( 22/10/2005 06:19)
heri> poika za wa efa we tsy mijeri2 zany !
44. dadabe ( 22/10/2005 08:37)
tsy mijery zany fa tonga de....:^)
45. Herimiafina ( 22/10/2005 13:57)
...tonga de mitsaingoka manta be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
46. mirabel ( 22/10/2005 14:19)
lilbon> sao dia mila fanosehana kosa ary lilbon vao sahy mi drague :-D:-D
47. Herimiafina ( 22/10/2005 14:21)
De aiza hono mirabel no hanosika? hehehehe:-D:-D:-D:-D
48. akamatiana ( 23/10/2005 22:00)
:-D:-D:-D
49. lilbon ( 24/10/2005 13:03)
kay le ! sao de afaka eto lilbon fa toa lasa resabe kle
hihihi! aleo hitsoaka za
50. ravakamalala ( 24/10/2005 13:50)
hitsoaka ho aiza ary enao fa eo ihany alou e!:-D
51. fasaly ( 24/10/2005 14:41)
aoka nareo lilbon an!
ny an'i lilbon hafa kely mintsy ny azy ny fomba fi drague an!
52. Herimiafina ( 24/10/2005 14:45)
that's not the shape of my heart(l)
53. lilbon ( 25/10/2005 04:50)
hafa kely ahoana kay zany ry fasaly?:oops::wink:
za klou mahay le kipikipy maso reny e!:-D:-D:-D
ravakamalala> hôtsan'ny tady hatanjaka be wa le feo voaloha koa:-D:-D:-D
54. ravakamalala ( 25/10/2005 09:06)
fasaly > ndao fa lalana akia a! Tsy hanitsakitsaka ny territoire ndry mihitsy aho fa saika tsy hitako fotsiny lé soratra hoe propriété privée lilbon :-*
55. fasaly ( 25/10/2005 12:43)
ravaka:
taiza njay zà no niteny anzany....?:(:(:(
56. lilbon ( 25/10/2005 13:46)
ravakamalala> hahaha f'angaha kosa rey olona de terrain io lilbon io e! olona anie io e!


57. ravakamalala ( 25/10/2005 14:45)
lilbon > eny e! :-D fa efa vita fitombokasé!!!

ohatran ny nahita olona niteny an izay aho tany ambadibadika tnay hoe an i fasaly hono lilbon!!! tsy marina ve zany?:lol:
58. lilbon ( 27/10/2005 13:24)
ravakamalala > hahaha raha tsy omby kosa koa asiana fitombokasé zany e!
59. angelgirl ( 29/10/2005 21:04)
za aloa misaotra no teneniko raha misy miteny hoe tiazko ianao efa atao izay aha automaique an'izany valin-teny zay!
60. angelgirl ( 29/10/2005 21:04)
za aloa misaotra no teneniko raha misy miteny hoe tiazko ianao efa atao izay aha automaique an'izany valin-teny zay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3372