Ahoana ny hevitrareo?

1. xxx ( 19/10/2005 21:35)
Raha misy miteny anareo (lahy na vavy) hoe tia anareo. Inona ny havalinareo raha ohatsa ka tsy mbola sur nareo na tia na tsy tia. Ahoana ny fahatsapanareo an'zany , mety tonga de tezitra ve sa modiana fanina (io ny nety ho cas raha tsy tia). Ny hevitro de aleo omena malalaka ny olona hamoaka zay ao am-pony . Ny fitia manko raha kobonina mankahia hoy ny hira n'ny Imagine zay .
Ny tiako asongadina eto zany dia ny valim-pihetsempo ny olona amborahana an'ilay fitiavana.
Malalaka ny ady hevitra.
novalian'i angelgirl ny 29/10/2005 21:23
2. Herimiafina ( 19/10/2005 21:45)
Le toetra resahana zany de le "tezitra" na le "mody fanina".

Voalohany indrindra: Tezitra.
Tezitra izy raha mbola kely.
Tezitra koa izy raha tsy nifanaraka tamin'ny nandrasany ny zavatra teneninao azy, ohatra tonga ianao de niteny azy hoe "tinao izy". Fa izany tsy midika hoe tsy tia anao izy.

Faharoa: Mody fanina.
Misy karazany roa: tena mody fanina, na lasa menatra.
Le voalohany de tena tsy tiany enao ka andosirany fa mi-colle anazy.
Le faharoa indray dia tena tia anao izy fa matahotra ny hampiseho anao izany satria mety tsy sur amin,ny fitiavanao azy izy.
3. pika ( 20/10/2005 04:07)
tsy dia tsara loatra ilay maneho hatezerana fa aleo mody fanina aloha e
tsy ho tsapany ihany ve fa tsy tiana izy
4. lilbon ( 20/10/2005 04:25)
hodio fann eo fa farany nareo tena fann eo ko!:-D:-D
5. ari.malala ( 20/10/2005 06:13)
tsy tezitra tsy mody fanina fa miteny tsotra fts we aleo alo mpinamana mifankafantatra tsara d hita eo ny tohiny
6. mamzelkely ( 20/10/2005 12:35)
ts tezitra alo e... fa mety ho gaga de ts mahita avaly....
7. fasaly ( 20/10/2005 12:48)
kou faly be zany kou! zay le fihetse-po,midobodoboka be ny fo de faly be de lasa tia...hihihi
8. ravakamalala ( 20/10/2005 15:16)
Rehefa tsy tena mbola sur hoe tia dia aleo mody fanina fotsiny e! Kôpy ho azy foan aeny izy rah aohatra ka,

fa tsy laitra kosa lé tonga dia miteny hoe za tsy tia e! aiza kosa e! oainina be lé oul.:^)
9. dadabe ( 20/10/2005 15:23)
tsy misy hanbara satria tsy mbola nisy niteny :cry::cry::cry::cry::cry::cry: donk aleo:@:@:@
10. ravakamalala ( 20/10/2005 15:25)
dadabe > tonga ndray ianao hanetroka an! tsy mazava ny hevitrao.
11. fasaly ( 20/10/2005 15:57)
ny tian'i dadabe lazaina hono aky de hoe:
mbola tsy nisy niteny hoe gtèm izy de aleo hangina.
sa tsy izay ry dadabe?
12. Herimiafina ( 20/10/2005 16:22)
Le tezitra ireny no tena tia be nefa fa menatra fotsiny izy sao kaopy hoe vtara izy de manao fihetsika contraire ny tokony hataony, hehehehe:-D:-D
13. akamatiana ( 20/10/2005 18:49)
Zah klou an volou njinja ra misy miteny we Tiako enao , d fantako we manala na misangy amiko ilay oul , de mbô valiko kou we zah kou tia anao :-D:-D:-D manala kou zah an ! Fa raha ny oul iray tena tia anao de somary sarotra na manahirana azy ny miteny an 'izay we Tiako enao zany , na amin'ny fomba hafa no filazany azy :-D:-D de refa sendra io zah d tsy tezitra na mody fann fa mandinika tsara we aona ny hamaliko azy , na eny na tsia :-D:-D
14. fasaly ( 20/10/2005 20:29)
zà njay tsy sahy miteny fa menatsa be mahintsiny...
fa rehefa mamaly azy antsoratra zà vo gtèm gtèm gtèm be mahintsiny... de bedy ny dadanay foana zà.
15. akamatiana ( 20/10/2005 20:35)
hihiihih fasaly :-D:-D
16. lilbon ( 21/10/2005 12:05)
ref tsy sur we tina na tsy tina zany ve tsy hoe !
azo valiana we aleo eritreretina e !sa ve zany tsy marina sady tsotra e
17. fasaly ( 21/10/2005 16:31)
lilbon:
tena mety mintsy zay ka! aleo mitsotra ny marina raha izay le cas miseho.
18. Herimiafina ( 21/10/2005 18:22)
De ahoana njay le tena tia nefa sahy miteny, arakaraka ny contexte io ry zareo an, jereo reny filama reny, refa ho faty vao misy je t'aime be foana. hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. tsikymamy ( 21/10/2005 22:48)
Ny hilazako azy de izao :matoa izy niteny hoa tia anao de satria avy aminao ihany le izy, zany hoe ny fototr'ijoroanl'le fitiavana dia niainga tao aminao ka io zavatra tao aminao io no asivo fanontaniana aloan'ny hamalianao azy hoe fanahy inianao v no nanaovanao azy le izy sa tsia.de miakina @ zay ny valiny .Ny fitiavana mantsy tsy mande solo zany fa nisy fifanakalozana tao.
20. cutie ( 22/10/2005 03:59)
manaiky ny hevitry i tsikymamy za fa ndrai2, misy cas hafa we ny sasany de miteniteny fona lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.195