Ahoana ny hevitrareo?
23. lilbon
(
22/10/2005 04:17)
herim>de ze marina fôna no tenenina de tsotra ny fiainana e!tsy mila wawawa fa tonga de zay!hihihi
refa tsy mety izy de ahoana mou!
refa tsy mety izy de ahoana mou!
24. Herimiafina
(
22/10/2005 04:30)
Izay mihintsy no tena izy, fa miankina amin'ilay olona koa io kah, misy ny mahavita an'izay fa misy koa tsy mahavita an'izay fa be principe be.(l)
27. lilbon
(
22/10/2005 04:35)
hihihi!
ka le principe-ko no arahiko fa ny principe ny sipe tsy fantako kou!:oops:
fa tokony hanao cour de drague any amy hery any mintss alou za angamba an !hihihi:-D:-D
ka le principe-ko no arahiko fa ny principe ny sipe tsy fantako kou!:oops:
fa tokony hanao cour de drague any amy hery any mintss alou za angamba an !hihihi:-D:-D
29. Herimiafina
(
22/10/2005 04:41)
Taratasy iray sy crayon no ilaina, de ampy fa ny écolage no misimisy fa mila mividy beks kely zah vao mahay mampianatra, hehe:-D
31. Herimiafina
(
22/10/2005 04:45)
Ka rehefa mamo de miainga ny fanahy de misy aingampanahy mampianatra, hehehhe:-D:-D:-D
33. Herimiafina
(
22/10/2005 04:53)
Momba le cours de drague zany ry lilbon de le pratika no tena ialintsikla atao maro ka, mila mba manao paozy manjamanja i toi.
35. Herimiafina
(
22/10/2005 04:57)
Misy lehilahy manao an'izany kah, mbola tsy nahita ngah i toi? Jereo i lilbon.
36. lilbon
(
22/10/2005 05:00)
hihihi zany an !
za ve less ry hery hanao manja zany vao maika za menatsa kle ! hihihi
manjary jerijeren'ny oul za de tsy sahy mitraka mintss angamba kle hihihi
za ve less ry hery hanao manja zany vao maika za menatsa kle ! hihihi
manjary jerijeren'ny oul za de tsy sahy mitraka mintss angamba kle hihihi
38. Herimiafina
(
22/10/2005 05:17)
De rehefa jerijeren'ny olon amin'izay i toi de misy manantona de misy mitory fitiavana de zay le tanjona, simpla be fa modely tokana. hehehe:-D:-D:-D
40. Herimiafina
(
22/10/2005 05:24)
Ie de aza kompliké-na tsony amin'ny manaraka zany, hehehe:-D:-D:-D