PARADISA

21. routa ( 22/10/2005 03:14)
ayyyyy :)>mazava azoko @zay ka tsy anasorana tsy anapina tsy ovana an!:D
22. jajaf401 ( 22/10/2005 03:35)
daran:

Aiza marina moa ny paradisa ry zareo a: any an-danitra sa eto an-tany?



Toa tsara place tsika malagasy amin'io fa anatin'ny pays cible i Madagascar hatao Paradisa!!
de zany manambara fa eto an-tany ilay izy fa tsy eny an'habakabaka intsony :-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 22/10/2005 04:04)
Ataovy paradisa ny tany.
24. cutie ( 22/10/2005 04:17)
toa tsy misy paradisa zany koa lol
25. Herimiafina ( 22/10/2005 05:18)
Mbola tsy hitanao angaha le paradisan'ny fitiavana ry cutie?:-w
26. cutie ( 22/10/2005 05:23)
in zany :-D
27. Herimiafina ( 22/10/2005 05:26)
Ho fantatrao miandalana eo ihany ny momba an'izany raha mbola tsy tany ianao, tandremo fotsiny saod e varavarana tsy izay no idirana fa maro mantsy ny karazambaravarana misy soratra hoe paradisan'ny fitiavana ka mety voasarika any amin'ireo tsy izy ianao.
28. cutie ( 22/10/2005 05:27)
de ahona ny isafidianana an'zany varavarana maro zany :-D
29. Herimiafina ( 22/10/2005 05:28)
Henoy ze lazain'ny fonao, fa hitondra anao moramora any ny tongotrao. Aza manaiky baikon'ny saina be loatra.
30. cutie ( 22/10/2005 05:30)
ento aho ratongotra zany :-D
31. Herimiafina ( 22/10/2005 05:33)
Ze andraisanao azy de mety daholo, ny important de tonga soa any amin'ilay paradisa tokony hisy anao ianao.
32. cutie ( 22/10/2005 05:34)
ka za tsy ohtran'ny mino le paradisa zany koa :-D
33. Herimiafina ( 22/10/2005 05:36)
Tsy avy aminao ny finoana fa avy any amin'ny Tompon'ilay fitiavana.
34. cutie ( 22/10/2005 05:38)
fa nahona no tsy avy amiko
35. Herimiafina ( 22/10/2005 05:40)
Mbola tsy hainao ngah le teny hoe "mandray ny Finoana". Soikafanao ny fonao de miditra izy.
36. cutie ( 22/10/2005 05:43)
an3 lol
hay de avy aty amiko ihany zany le finoana
37. Herimiafina ( 22/10/2005 05:46)
Avy any amin'ny Avo izay mahita ny antsipirihany amin'ny fiainanao, katramin'ny volondohanao, izay mandondona varavarana lalandava ao aminao.

Zavatra kely no ilaina aminao, le mamoha ny varavarana.
38. cutie ( 22/10/2005 05:48)
zany an?
:-D
39. Herimiafina ( 22/10/2005 05:51)
Oui, zany mihintsy, ary tonga amin'ny fotoana tsy ampizinao izany toy ny fiavian'ny mpangalatra.
Tsy azo sady tsy mety programmer-na.
40. cutie ( 22/10/2005 05:53)
ny in no tonga alou , fara andro ve :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034