Ireo zavatra manafaingana ny fahanterana.

41. xxx ( 11/10/2005 09:09)
Herimiafina:

Ehhh, ny any aminay tsy kifafa no ampiasaina fa tahon'anjavidy afatotra amin'ny hodinkazo, rehefa avy mively vary iny de fafafafana amin'iny ze miparitaka ivelan'ny tsihy.

Ehhh, mahatsiaro le tanimabrinay nampiferina'aina vao maraina iny zah zany marina mafy moa an. le refa avy mamoaka an'i lemavo (vatotr'ombilahy kelinay fahiny) de miantso ireo mpiasa ao ambany andrefana hanao valintanana ka milanja le lavalela be iny, mihosotra menak'omby amin'ny tàana dia manala azy miresaka an'i kalaZoôsy sy ry kalaSaoundra ao antsianana. Maminavina ny zavatra hovidiana eny amin'ny tsenan'i Talaka Morokay. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

fa nanao stage firy volana tany kay enao?:-D:-D:-D
42. xxx ( 11/10/2005 09:13)
izao kosa e, mba vinavinao hoe raha ampifamadihina ny toeranay sy ireo vazah ireo de ahoana re ny hanjò ireo e? Tapitra mamono tena daholo angamba ireo fa tsy mahazaka ny fiainana. Ny tiako tenenina de hoe mbola matanjaka ara-tsaina sy ara-môraly ny gasy kely hoatranay matoa mahazaka izao fahantrana izao. Aretim-bazaha izany ny stress @ ankapobeny:wink:
43. pika ( 11/10/2005 09:44)
herimiaina, xxx :roll::?:
44. rebosa ( 11/10/2005 11:47)
ndray leiretsy a !
novakiako h@ voalohany h@ farany dia mangovitsa be za : ny rehetra anie zany dia stress daholo e ! ny olona anie vao mifoha mandra-pahatoriny indray dia gidra² ihany no hiainany e ! dia ahoana zany, tsy mifidy io na gasy na vazaha.
Herimiafina zany mampatahotsa be.
Tsy ho voafehy daholoireo rehetsa reo dia tsy maintsy mora maty ihany zany kale !
Mba tonga de soso-kevitra matotra atolotsa fa mampatahotsy be ianao.
45. rebosa ( 11/10/2005 11:50)

46. xxx ( 11/10/2005 13:02)
rebosa:

Aiza no de vao mihiratra kosa ny maso de efa gidragidra no ihainana e! Tsy marina izany. Ny tsirairay koa tsy maintsy ho faty doly na ory na malahelo fa tsy aleo ve miezaka mampifalifaly tena isan'andro?
47. mirabel ( 11/10/2005 15:39)
efa anti stress iray goavana be izay
48. Herimiafina ( 12/10/2005 04:01)
xxx: tandremo fa mitady hi-stress i toi izany. hehehehe:-D:-D:-D
49. xxx ( 12/10/2005 08:27)
tsia tompoko, kalamina ihany ny ady eo na mampiditra sotro am-bava aza:-D
50. Herimiafina ( 12/10/2005 12:19)
Hehehehehehe, Tandremo ary sao de mi-stressy be amindramatoa ao raha be vato ny vary. hehehehehe. mana-stressy azy kou le enao mitsako vato iny. heheheh:-D:-D:-D:-D
51. xxx ( 13/10/2005 11:06)
ary ity serasera ity koa ve tsy hampi-stress antsika eto raha izany kle?:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 13/10/2005 11:41)
Dryiii, hay enao mbola ato foana, tanjemo sao mi-stress ato. hehehehehe, ndana amizay miasa.
53. xxx ( 14/10/2005 07:56)
Tsy fitiavana te hiresaka 'X' akory fa tena fanontaniana apetraka mifanandrify @ stress: marina ve fa manala stress ny firaisana ?
54. Herimiafina ( 14/10/2005 11:13)
Ny firaisana dia manala stress raha tsy dia metetika loatra.

Le filana sy fitsiriritana te-hanao firaisana no stress.

Jereo ny biby rehefa vosirina dia miha-matavy.

Rehefa be loatra ny firaisana ka lasa latasy de stress.
55. xxx ( 14/10/2005 12:11)
ehhh...resaka déreglement hormonal koa no mahatonga ny vositra hatavy ko! de efa stress ho an'ny organisme koa izany:-D
56. Herimiafina ( 15/10/2005 00:05)
Marina ny anao misy tsy mety ny feed-back, fa tsy tena déreglement fa auto-regulation. Refa faibla ny hypophyse anterieure de miasa bebe kokoa ny hypophyse posterieure,ny glande thyroidienne, de komax be le saka, de le oul koa lasa koumax,fa ô moins izy tsy miherikerika intsony refa misy sipa mandalo, hehehehe:-D

Afaka stress
57. booboo ( 21/10/2005 19:44)
ity misy boky ho an'izay mazoto hamaky : Ray D.Strand, M.D, Ce que votre médecin ignore de la médecine nutritionnelle pourrait vous être fatal, éd. Du trésor caché.
58. Herimiafina ( 21/10/2005 20:32)
Efa hitako kou io boky io fa de mazotoa izany mamaky ry zavavy sy ry zalahy, sirtout i xxx. hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2187