Ireo zavatra manafaingana ny fahanterana.

21. Herimiafina ( 10/10/2005 15:29)
Eeeeh, teo mihintsy aho no niala, niasa tany lava, mamboly, tssss. Tsy misy revy vanona.

Fa tsaratsara kokoa raha efa voasa daholo ny tany, raha efa feno mangahazo fa tsy mbola vao hotadiavina daholo.

Sambatra anie ny any amin'ny tany andalampandrosoana any e. Be dia be ny antsoina hoe PLAISIR SIMPLE mi destresser injainjay.
22. xxx ( 10/10/2005 15:33)
ka ny anao kosa izany efa any @ tany mandroso ny eritreritrao ka aiza ianao no tsy ho "stressé"? Ahumm...ianao io ve de mba nitana angady e? tsss...kifafa aza angamba mbola tsy notazominao:-D::-D:-D
23. Herimiafina ( 10/10/2005 15:47)
Ehhh, ny any aminay tsy kifafa no ampiasaina fa tahon'anjavidy afatotra amin'ny hodinkazo, rehefa avy mively vary iny de fafafafana amin'iny ze miparitaka ivelan'ny tsihy.

Ehhh, mahatsiaro le tanimabrinay nampiferina'aina vao maraina iny zah zany marina mafy moa an. le refa avy mamoaka an'i lemavo (vatotr'ombilahy kelinay fahiny) de miantso ireo mpiasa ao ambany andrefana hanao valintanana ka milanja le lavalela be iny, mihosotra menak'omby amin'ny tàana dia manala azy miresaka an'i kalaZoôsy sy ry kalaSaoundra ao antsianana. Maminavina ny zavatra hovidiana eny amin'ny tsenan'i Talaka Morokay. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 10/10/2005 15:50)
Eisy he ry xxx tandrenivohitra keliko. heheheheh:-D:-D
25. maditra ( 10/10/2005 18:24)
Izay ahay mba developpement rapide a la pauvretE, ento soa ny resakao zokilahy. lol :-D
26. akamatiana ( 10/10/2005 20:20)
zahay mbô liana be am le resaka d niova innn njay azany izy zany hihhihih :-D:-D
27. Herimiafina ( 10/10/2005 20:30)
Tsy hitanao ôtsan'ny mpamadi-dresaka zany ve zah ry akamatiana. ? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. akamatiana ( 10/10/2005 20:35)
:-D:-D:-D tsara refa mahatsapa tena na de modiko tsita azany lol:-D:-D , ary njay kay ry Herimiafina ny mampatanora ???
29. Herimiafina ( 10/10/2005 20:37)
Io le ary amin'ny takelaka voialohany ary io: contrôl emotionnel e. hehehehe, mila cours be lavabe zany rha interessé enao. hehehehe:-D:-D:-D:-D
30. akamatiana ( 10/10/2005 20:43)
kaiiii ra zvt lava be zany (cours) de tsy ma-efa zah kle , reo soratsa lava ve ambony reo azany tsy vitako mamaky azy kle , dingandinganiko fotsiny :-D:-D fa ra cours famintinana d mi-interessé anah lol:-w
31. Herimiafina ( 10/10/2005 20:57)
Zaio fotsiny e, reveo manja be le la vie de aza sendaondaotra be lava fa tena miha jeune i toi, de mba manaova koa sauna kely injainjay. hehehehe
32. akamatiana ( 10/10/2005 21:00)
ka zah tsy be sendaotra fa be kizitina :-D:-D , d zah tsy mahatanty miditra sauna fa tonga de fann refa mivoka avy ao , tena kozy an :-D:-D:-D
33. Herimiafina ( 10/10/2005 21:02)
Ehhh, be stress be njy zany. Atombohy amin'ilay fanalana kiraro de mandeha pieds nus zany fa jereo tsara fa misy zavatra miova bedabe. De somary masser-na kely koa ny voditongotra toy ny fanaon'i Ra-Napoleon. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. akamatiana ( 10/10/2005 21:08)
de ra mandeha pieds nus nge de tsy mahita tory am al fa mamaivay be ny tongotra e, de vo maika kizitina :-D:-D , fa anajso fa ra zany maha lasa tanora anah d ihezaka zah :-D:-D sotsééé
35. Herimiafina ( 10/10/2005 21:11)
Ka zay le sarotra be zay le atao hoe stress, ze zavatra sarotra ialanao de tadidio fa stress daôlo. hehehehehe, na vady aza io. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
36. akamatiana ( 10/10/2005 21:16)
:-D:-D:-D aleo dôdô fa so de zany kou mampa-antitra kle:-D:-D
37. Herimiafina ( 10/10/2005 21:28)
Ndana aza e. Bonuit be de fé de bô rev.
38. akamatiana ( 10/10/2005 21:31)
m'siiii de toi kou bon dôdô ô !
39. Herimiafina ( 10/10/2005 21:32)
De aza lôzana mi-fantasma an-dra menakely an. hehehehe:-D
40. Herimiafina ( 10/10/2005 23:06)
(Tohin'ilay resaka stress)

Avy aminizy io jiaby no niavian'ny antsoina hoe maladie du temps moderne:

-Ny cancer: tsy ara-dalana ny fiasan'ny hormone ao amin'ny vantana noho ny stress (asa be, fahavizanana, sns).
-Ny Hypertension arterielle: stress miari-tory miasa mafy, sns.
-Ny prostaty: stress (tsy maha aradalana ny fampiasana ny fitaovana).

Ny hamafin'ny asa sy ny fiferetan,aina mifanaraka amin'izay, ny tsy fahampian'ny fotoana, ny rythme, ny henjikenjika etsy sy eroa, ny ady andalambe, ny fifamaliana, ny fitaka, ny fampirafesana, ny fitiavana, ny filana ara-nofo, sns dia stress jiaby.

Samy manana ny anjarany na ny any amin'ny tany mandroso na ny any amin'ny tany mahantra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1489