ny hasarotam_piaro

101. hesham ( 17/10/2005 23:11)
oujjjyyyyy io injay fa miambo vevavy , tssssss .Mety le zafikelinao naolanao no hitanao fa tsy za mintsy .:-D:-D:-D:-D:-D
102. Herimiafina ( 17/10/2005 23:43)
eeeeeh, aiza zany zafikeliko zany ry hesham? hehehehe:-D:-D:-D:-D
103. hesham ( 18/10/2005 03:55)
le naolanao ozy ianao :-D:-D:-D:-D
104. akamatiana ( 18/10/2005 04:52)
=))=)) mbô :-$ amzayyy mou e
105. hesham ( 19/10/2005 01:43)
Ok zanjy malala.:-D:-D:-D:-D
106. Herimiafina ( 19/10/2005 02:05)
Hay mahalala mangina ihany, hehehehe, mbola aiza ny hanjo anao e, hehehe:-D:-D
107. hesham ( 19/10/2005 02:36)
Ie mangina za refa te hangina , zany hoe @ sitrapoko , alefa ze alefanao e :-D:-D:-D:-D
108. Herimiafina ( 19/10/2005 02:38)
Mankasitraka anah be ngah le fonao ao, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
109. hesham ( 19/10/2005 02:41)
@ fomba aona mbola tsy azoko sary antsaina akory ary zany .:-D:-D:-D:-D:-D
110. Herimiafina ( 19/10/2005 02:52)
Zany ve, noramala kah, matetika ny olona tia tsy mahazo sary antaina le fitiavany amin'ny voalohany, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
111. hesham ( 19/10/2005 03:03)
Raha tiako ianao dia efa noteneniko hoe tiko ianao fa saingy tsy tiako .Desole lesy an , efa lasan`olona ny foko:-D:-D:-D
112. Herimiafina ( 19/10/2005 04:16)
Inona moa no ho teneninao fa enao aza mbola tsy afakenatra kou, ehhehe:-D:-D
113. hesham ( 19/10/2005 16:17)
Henatra @ inona ,menatra anga ianao mitsotra ny marina hoe tia ahy ianao ???:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
114. Herimiafina ( 19/10/2005 20:52)
Ie, mentra be zah fa enao toa potika be de atahorako hanaiky tampoka, hehehehe:-D:-D:-D
115. akamatiana ( 20/10/2005 18:17)
:-D:-D:-D:-D:-D eo zoky an hesham ataovy amin'le fahaizana azy akia io an :-D
116. hesham ( 22/10/2005 01:38)
akamatiana hihihihihi , lasa menatra anie za sode bedin`ny zanjy misary adala miaraka @ adala eee:-D:-D:-D:-D
117. hesham ( 22/10/2005 01:42)
Herimiafina:

Ie, mentra be zah fa enao toa potika be de atahorako hanaiky tampoka, hehehehe:-D:-D:-D


Matahotra ny ho tafalatsaka amiko ve ianao , zay ve no tinao ambara . Tsory moa fa aza afenimpenina .tia manafina koa ianao ity an .
118. Herimiafina ( 22/10/2005 02:41)
De maninona moa raha tafalatsaka amin'i toi, mba manao erera otsan'ny olondrehetra kou, mba naufragé volontera pour une fois, hehehe hehehehe:-D:-D:-D:-D
119. akamatiana ( 24/10/2005 19:52)
:-D:-D
120. diamondra27 ( 21/11/2005 19:32)
ny hasarotampiaro de samy manana ny olona rehetra fa ny degré-ny no tsy mitovy.
raha le hasarotampiaro maladie no lazaina de tena mila tsaboina le olona fa tena misère be io na ho an'ilay partenaire na ilay olona jaloux. Manque de confiance no fianfohany, de mila rassuré-na izy, de asaina mamonjy psy fa tsy afaka irery io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2756