ny hasarotam_piaro

61. akamatiana ( 17/10/2005 07:33)
Herimiafina wééééé nitombo ray njay zokinah an ! :-*:-*:-* làh zoky
62. hesham ( 17/10/2005 11:22)
Herimiafina:

:-D:-D:-D
akamatiana :-* :-* njy zandry



Mody hoe zandriko amizay hoe ... ntssssss adinoy ny amiko lesy an . mody hoe voavinavina h@ fahadisoampanantenana nefa efa nanantena be .:P:P:P
63. hesham ( 17/10/2005 11:24)
akamatiana:

:-D:-D:-D
hesham :-*:-* njy zoky


Nji kay tsikilo an ,efa ampy 18 ans moa njiko teo .:-D:-D
64. akamatiana ( 17/10/2005 12:05)
hesham>hihihihh efa antitsa zah kou , hihihih njy kousany e, f'hita fa zanjy sy zoky dôly nge :-D:-D:-D:-D
65. Herimiafina ( 17/10/2005 12:53)
hesham sy akamatiana: Nareo mitsam ireo mitovy taona amin'ny zanzako sy zafikeliko voalohany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
66. akamatiana ( 17/10/2005 12:56)
Herimiafina de atao dadabe njay zany fa tsy zoky ???:-D:-D:-D
67. hesham ( 17/10/2005 12:56)
zany an , vady ary tsy anananao ko zanaka a zafy .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
68. Herimiafina ( 17/10/2005 12:59)
Hehehehe, za refa hanambady tonga de olona efa misy zanaka amnjafy de amizay tsy mila manamboatsa tsony, hehehehehe :-D:-D:-D:-D

Libre ngah bebe anareo ry zareo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
69. akamatiana ( 17/10/2005 13:00)
hummmmmm fantan'i zoky mitsy we tsy manambady Herimiafina an !:wink::-P:-D:-D:-D
70. hesham ( 17/10/2005 13:03)
Akamatiana, ka izy anie tsy mety mahazaka sipa mintsy eee , ary nitsoriny ny marina .Aleo anie mitsotra ny marina toy izay mandainga e hihihih:-D:-D:-D
71. Herimiafina ( 17/10/2005 13:06)
Zah ne ry akamatiana tedaviny atao roue de sekoro fotsiny e, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
72. hesham ( 17/10/2005 13:08)
Pneu ako ary jojopila be ka ataoko inona rou de secour.:-D:-D:-D sady tonga de michelin mintsy .
73. Herimiafina ( 17/10/2005 13:10)
K zay mintsy le manahirana, za ataonao roue de sekoro nefa ny pneu nao mbola jojopila be, de rôvina vao ho vaky, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
74. hesham ( 17/10/2005 13:11)
Mba tonga saina mintsy za fa tena tsy mahazaka tanora tsony fa mirona any @ antitra sisa ianao ry herimifina . Soa ihany bebenay fa efa maty fa raha tsy zany mba namboariko ihany ianao ry herimiafina fa toa mampalahelo ahy lotra.
75. Herimiafina ( 17/10/2005 13:15)
eeeeeh ry hesham keliko marina, raha mba fantatrao moa fa izany taona izany dia tsy midika ninoninona amiko, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D

Otsan'ny train eny amin'ny gara, misy tonga aloha misy tonga tara, fa olona daholo ihany nefa no nentiny tao, hehehehehe:-D
76. akamatiana ( 17/10/2005 13:18)
hihihihih , nareo kou, hesham tsy zany kousa akia fa saroyaka lotsa houn lery nge e, fa tsy we tsy mazaka lotsa hihihih , zany mou Hery ô
77. hesham ( 17/10/2005 13:19)
Herimiafina:

hesham sy akamatiana: Nareo mitsam ireo mitovy taona amin'ny zanzako sy zafikeliko voalohany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D


Midika inona zao io .:-D:-D:-D:-D
78. akamatiana ( 17/10/2005 13:24)
midika we efa mananjafy izy hihih:-D:-D
79. Herimiafina ( 17/10/2005 13:24)
Heeeeeh, mon kamarady hesham, zah pedofila de titia zanak'olona sy zafikelin'olona, heheheheh:-D:-D:-D:-D
80. hesham ( 17/10/2005 13:35)
akamatiana:

midika we efa mananjafy izy hihih:-D:-D



midika fa amboariny koa ny zafikeliny ka hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962