ny hasarotam_piaro

41. Herimiafina ( 16/10/2005 21:24)
Enao ngah mataotsa be an'izany? Ze lazainy tsy tiany nefa no tena tiany, hehehehhe :-D
42. akamatiana ( 16/10/2005 21:55)
anjayyyyyyy kousany e!!
43. hesham ( 17/10/2005 00:53)
Herimiafina:

eeeeh, zah ry reto saropiaro be mahintsiny an, izany mihintsy no tsy tiako hiarahana amin'ny olona amin'izao fa manjary mampijaly olona fotsiny, tsy tiako e.

Sady saropiaro dans l'espace no saropiaro dans le temps, le histoire anlé sipa kou zany mahasaropiaro ahy. :-D


Ary sao dia tsy mahazaka sipa fa tsy hoe tsy te hiaraka amin`olona .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 17/10/2005 00:59)
Mba be hanihany kou le hesham ty. Nofindran'ny aretiko enao, nefa enao tary ambadika tary masiaka be serieux be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. hesham ( 17/10/2005 01:03)
hihihihihihi za kosa tsy mbola nasika zany e.:-D:-D:-D:-D:-D
46. Herimiafina ( 17/10/2005 01:05)
F'hita kou, sady amin'izay misandro be, tsy tia bandy favy otsanah, hehehehhee :-D:-D:-D:-D
47. hesham ( 17/10/2005 01:28)
Za wa tsy masika zany kou .Inona zany misandro zany klou e , ka le ana ato ange efa favy be amina de tsy te hitady hafa tsony e .:-D:-D:-D:-D
48. hesham ( 17/10/2005 01:29)
Ialako tsiny ary ee , fa mety tsy nasika zany akory zao za fa niresaka fotsiny , tsy tadidiko akory ary zao zany .:-D:-D
49. Herimiafina ( 17/10/2005 01:31)
misandro raha lehilahy de misogyne raha sipa e, otsan'ny hoe polygame raha sipa de polyandre raha bandy. :-D
50. hesham ( 17/10/2005 01:34)
Za ve ?tsia , za fidele @ olontiko ka :-D:-D:-D
51. Herimiafina ( 17/10/2005 01:55)
hehehehe, de aza mandeha any amlé fety njay aza, iza zao no tinao jerena any. hehehehee :-D:-D:-D:-D
52. hesham ( 17/10/2005 02:02)
Ka za kosa mba te hivoka ny trano . Tinao be anga le maheno ana mihiboka be ato . :-D:-D:-D
53. Herimiafina ( 17/10/2005 02:05)
Ie, tiko be. sistourt le mihiboka ao anaty drap ao miaraka amiko, hehehehehe :-D:-D:-D
54. hesham ( 17/10/2005 02:11)
Za anie tsy miteny hoe MAHITA ahy mihiboka fa MAHENO hoy aho e . Tsy ho hitanao zany za sa vinavinainao fotsiny ilay ao anaty drap.:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina ( 17/10/2005 02:28)
Vinavina tsy ratsy azo tanterahana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
56. hesham ( 17/10/2005 02:45)
vinavinao tsara ary sao diso fanantenana. :-D:-D
57. Herimiafina ( 17/10/2005 03:08)
hehehehe, efa voavina hatramin'ny fahadisoampanantenana fa enao ngaha ahoana ? hehehehe:-D
58. akamatiana ( 17/10/2005 05:05)
:-D:-D:-D
hesham :-*:-* njy zoky
59. Herimiafina ( 17/10/2005 06:00)
:-D:-D:-D
akamatiana :-* :-* njy zandry
60. ari.malala ( 17/10/2005 06:12)
mila aretin'andiha sy aretim-po ny ol saropiaro ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2045