mitady namana
61. Herimiafina
(
18/10/2005 03:01)
Hay, efa vita an'izao sy izao enao, efa nahita an'izao sy izao, tsy manana olana ao antokatrano, tsy mitady tsony fa afampo, efa anananao daholo anie zany ny zavadrehetra e, de inona no mbola tedavinao aty amiko kay, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
62. hesham
(
18/10/2005 03:11)
Za anga mitady anao , ataoko inona , hifanoratra amiko handaniako andro anga .:-D:-D:-D
63. Herimiafina
(
18/10/2005 03:13)
Hay zay le banga kay, mila mandany andro, tratran'ny kestion piezy fanindroany enao, hitako le olana ao aminareo ao zao, lery fotsy varavarana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
64. hesham
(
18/10/2005 03:26)
Inona fona ary ty piezy piezy ty , be volavo be anga ny tranonareo de zatra manao piezy . Ataovy ze piezinao fa tsy matahotra ny aty e , na fotsy na mena na mainty ataoko fa tsy tokony hankarary saina anao izany .
Ie refa tsisy atao za de mi chat eto @ serasera .Soa ary misy andaniana andro .:-D:-D
Ie refa tsisy atao za de mi chat eto @ serasera .Soa ary misy andaniana andro .:-D:-D
65. Herimiafina
(
18/10/2005 20:57)
Ary enao zany toa mampatsiahy ahy olona iray izay..... iza re e. I Rossy kay, mampaninn anla, na fotsy na menamena na maintimainty, na.... inn moa le hiran'i nedala iny e? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
67. Herimiafina
(
19/10/2005 02:08)
hesham an, tsy aleonao mihavana be amiko amin'izay, tsy mba malahelo ve enao? Tsy mba misy fo kely mihantra, tsy mba afaka manome fitiavana ahy na de kely fotsiny aza hahafahako mamitaka anao ankitsirano be zao, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
68. hesham
(
19/10/2005 02:17)
Zavatra impossible be zany hiavana aminao na hanome fitiavana kely anao zany. Tsy ianao zao mintsy no mendrika omena fitiavana na kely ary .:-D:-D:-D:-D:-D
69. Herimiafina
(
19/10/2005 03:44)
Be fankahalana be enao, nofitahin'olona ngah enao tany alou tany? hehehehe:-D:-D
71. Herimiafina
(
20/10/2005 03:50)
Hay, ngah zah tena halamnao tokotrany. Diso fanantenana be zah zany. Kay zany aretimpoko diso tafahoatra marina, halany kay hono zah, nanalany andro fotsiny, nampiresahany fotsiny de avy eo natsipiny toy ny roraparaky, ry lanitra malala o! hehehehe:-D:-D:-D:-D