mitady namana
41. hesham
(
16/10/2005 18:19)
ary nareo zany anie mahay raha mintsy e ,nga mainbo ampy ny 14 eme :-D:-D:-D:-D
42. Herimiafina
(
16/10/2005 18:30)
Ngah enao tsy mahafantatra an'izany, hehehehehe, sao de te-hianatra, tongava aty refa katoriziema, hehehe:-D
43. hesham
(
16/10/2005 22:50)
Tsy te hianatra ka . Sao dia mba ny tsain nareo maimbo ampy fona, zatra ny oronareo de lazaina fa maimbo ampy na 14 eme ary hihihihi:-D:-D:-D
44. xxx
(
17/10/2005 12:37)
he!
raha vao 14e de ndana alou mipitsika an ! sao de zay
vao omeko tsain be eo !:twisted:
de raha vao bikina de meko ny rupture de contrat:evil: avy hatrany ! satria tsy ao anaty contrat le 14eme fa jour de conze iny ! hihihi
fa raha ohatra hoe misy le pilina :idea:kely any de tsy koi !!!fa atao ora suppl!:-D:-D
raha vao 14e de ndana alou mipitsika an ! sao de zay
vao omeko tsain be eo !:twisted:
de raha vao bikina de meko ny rupture de contrat:evil: avy hatrany ! satria tsy ao anaty contrat le 14eme fa jour de conze iny ! hihihi
fa raha ohatra hoe misy le pilina :idea:kely any de tsy koi !!!fa atao ora suppl!:-D:-D
45. hesham
(
17/10/2005 14:28)
xxx koa anga maheno hoe maimbo ampy ny jo refa 14 eme :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
46. boubounezy
(
17/10/2005 21:10)
tinao ho soloina mintsy lé vady nampalaelo anao iny ny toetrany a!
xxx:
mitady mpanampy vehivavy ao an-trano ka ireto ny criteres:
age 23-30
mahay mipasoka :), mahandro:lol: , de manasa lamba8),mba manjamanja :D, de madio:P, de kilasy mody:wink:, fa mahazo matory in11:twisted:,de mahay manisa ny cycle mentruellen'ny=))
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
ity lohateny ity de nataoko ato fa ato no hitako be mpamaky indrindra:-D:-D:-D
47. Herimiafina
(
17/10/2005 21:21)
Tena be mpankafy mahintsiny marina anie izany ato zany e, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
49. Herimiafina
(
18/10/2005 00:16)
tsy aritrao mintsy mantsy le resaka ampy an, olana mpahazo anao isambolana ngah io ry hesham? Asio alamo, hehehehe:-D:-D
50. hesham
(
18/10/2005 00:25)
Zany anga ny fampiasan`ile jobanao dain .Nga tsy sahy manantona dokotera fa efa trop dia menatra ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
51. Herimiafina
(
18/10/2005 00:27)
Ary efa hainao mintsy izy zany an, ngah zany ilana dokotera? eeeeh, fidela be amin,i dokotera kou kay ny akamako marina, faly ery zao dokotera, hehehehe:-D:-D:-D:-D
52. hesham
(
18/10/2005 02:06)
Herimiafina:
tsy aritrao mintsy mantsy le resaka ampy an, olana mpahazo anao isambolana ngah io ry hesham? Asio alamo, hehehehe:-D:-D
Iza kay nanoro anao zany alamo zany . :-D:-D:-D:-D:-D
53. Herimiafina
(
18/10/2005 02:09)
Ary to interressée amin'ilay therapie-ko tampoka njay, hita mintsy hoe voan'ilay olana antsoina hoe ampy, hehehehe:-D:-D:-D
Tongava aty lou jereko akaiky de meko anao ny posologie, hehhee:-D:-D
Tongava aty lou jereko akaiky de meko anao ny posologie, hehhee:-D:-D
54. hesham
(
18/10/2005 02:24)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D , te ahita ahy mafy mintsy anga ianao . Za wa tsy afaka fa efa manambady .:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina
(
18/10/2005 02:28)
Ngah mankaty amin'i dokotera herimiafina mila hoe tsy manambady? Hijerena akaiky le fototr'ilay olana antsoina hoe ampy manjo anao no tokony hankanesanao aty, hehehe :-D
57. Herimiafina
(
18/10/2005 02:41)
De le alamo levonina ao anaty rano matimaty de atsofoka ao anaty vaporizatera de iny no ampiasaina isa-maraina, hehehehe :-D:-D:-D
De raha henonao hoe babangoana be de asio coca cola kely, hehehehe :-D:-D
De raha henonao hoe babangoana be de asio coca cola kely, hehehehe :-D:-D
58. hesham
(
18/10/2005 02:46)
Sekoly taiza nampianatra an`izany .Sa hainao zany noho ilay experience vecu . Na dia izany ary misaotra fa tsy mila alamo ny aty satria tsy misy ampiasana azy :-D:-D:-D
59. Herimiafina
(
18/10/2005 02:48)
Eeeeeh, na de zany aza aleo misoroka toy izay mitsabo, hehehehe, tongava aty fa aty misy vakisiny sady tena ngodabe le fanjaitra, hehehehe:-D:-D:-D:-D