mitady namana

21. xxx ( 08/10/2005 04:32)
bouboounezy>tena voary amin'ny step 2 njy fa aza miala an!hihihi:lol::lol:
tafita> io ange tsy hoentina hanambakana olona e!8O
tafita>io le we mbô makamaka de tsy mifanambaka.:-D:-D
boubonezy>apetraho le nomerao fônn!:wink:
arimalala>na miasa aza enao sao de mbô mitady tsaratsara ko!:P:P
FANAMARIHANA:TANDREMO SAO TARA FA VOAFETRA NY TOERANA
=))=))=))
22. xxx ( 08/10/2005 04:34)
MOZART>ka tsy mety le lelahy , raha tsy hoe lelahy misy cycle menstruel angaha?=))=))
de le tezaina za ihany fa tsiss zaza raha tsy hoe le zaza miraikitra amy tenako angaha :twisted::twisted:
23. fasaly ( 08/10/2005 14:01)
hoatsinona alony ny karama fa raha tsara karama de tairiko de suite e!
24. Herimiafina ( 08/10/2005 16:30)
Za njay mitady namana mpampiasa fa tsy io karazana asa io njay nefa le haiko, hehehehe:-D:-D
25. mozart ( 09/10/2005 05:04)
kôzy v ? zany v tsy fitadiavana olon-tiana ze tiana anaovana azy ao ntrano?
26. Herimiafina ( 10/10/2005 01:11)
Olon-tiana, ohatrinona ny karama, misy indemnité ve de misy conzé, de misy trezieme mois? Raha misy de partant zah, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
27. xxx ( 10/10/2005 05:41)
mozart> samy ze tiko sy tin'le mpanampy no atao ka!
28. sasa ( 10/10/2005 05:59)
:-D:-D:-D:-D:-D eisy aho hoe ry xxx e,mampmé mintsy wa enao ity e!
29. sonwin ( 10/10/2005 19:16)
:D:°)
30. lilbon ( 11/10/2005 04:13)
eny wa ry sasa a! mampme mintss wa io kôff io e!:-D:-D
31. Herimiafina ( 12/10/2005 04:14)
Ny mpanampy tao antranon-dra-xxx angamba de tena mahazo fahasambarana avy am-lery foana. hehehehehe :-D:-D:-D
32. fasaly ( 12/10/2005 13:30)
kou ny adidy vita fahafianaretana azo, ny lanonana mitohy isan'andro8)
33. Herimiafina ( 13/10/2005 00:52)
tsy isan'andro ny fety, hehehehheeh:-D:-D:-D:-D
34. xxx ( 13/10/2005 05:06)
mety ho fety isaky ny in-2 andro an fa tonga de mitapolaka be :-D:-D:-D
35. lilbon ( 13/10/2005 05:06)
tonga de misy mandringa mints ve ?=))=))
36. Herimiafina ( 13/10/2005 05:34)
Tapôlaka gilady sa tapôlaka zah tsy hiala, hehehehehe:-D
37. xxx ( 15/10/2005 01:26)
=))=))=))=)) 14 e zoroko anjoany . nanomboka t@ 1er ny fotonako .
38. xxx ( 15/10/2005 01:28)
kay moa efa 15 ato @ serasera anjoany fa ny aty mbola 14 =))=))=))=))
39. hesham ( 16/10/2005 17:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 16/10/2005 17:47)
Hitako enao no maimbo ampy be kay katôriziema, hehehehhehehehe :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1574