tsotsotra fa mampisaina
1. kabotal
(
03/10/2005 11:28)
Firy ny mason'ny pirina maina iraika poaka?
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:45
2. sasa
(
03/10/2005 11:38)
k'efa hoe poaka ny 1 d 1 izany sisa ny masony kou, sa firy indray, mety tsy marina io valin'io nefa tsy diso koa raha ny eritreritro:wink:
4. ari.malala
(
03/10/2005 12:40)
kabotal:
Firy ny mason'ny pirina maina iraika poaka?
tsisy maso tsony le pirina fa efa poaka le maso ray ê!
5. sonwin
(
03/10/2005 13:19)
kabotal>mitovy amin'ny isan'ny masonao raha sanatria sy heverina hoe poaka ny iray
6. sasa
(
03/10/2005 13:42)
fa tsy 2 ve aloha ny mason'ny pirina e, ka hoe iraika poaka d ny iraika izany sisa no eo kou sa tsy misy ahoana fa tsy azoko klé:-D:-D:-D:-D
14. mamzelkely
(
04/10/2005 06:28)
euhhhhh..masona pirina iraika pôka... le pirina no nipôka sa ny masony:roll: de la pirina no iraika sa ny masony iraika no nipôka...:roll: fanotanina mipetraka mila valiny mitsangana zany..:-D
17. sasa
(
04/10/2005 07:17)
kotity efa zatra in-5 angamba elah kou, hatraty koa d mbola tsy mety, hi hi hi hi vakiana fotsiny elah.:-D:-D:-D