tsotsotra fa mampisaina

21. sasa ( 04/10/2005 10:51)
kotity efa nihena in-2 ka efa miha-tsara izy izany
22. ari.malala ( 04/10/2005 12:00)
in-4 io fa nosarahan'ny hafatr'i sasa ko! :-D tena miverina le maladia fahiny efa ela b zay, d mamerina^im-bdb fôna le ol! :-D tadidin'i sasa v? ;)
23. Veloo ( 04/10/2005 13:15)
mamzelkely a vo-poka tao angamba retsy ny lohan'i Kotity a :-D:-D:-D:-D
24. sonwin ( 04/10/2005 19:35)
everin'i kotity fa any ampigadrana angamba izy ity ka tsy maheno ny mpiambina raha tsy averina in-dimy izay lazaina
25. sasa ( 05/10/2005 04:45)
ari.malala ye tadidiko iny kan sady io mintsy izy io alohako io.:-D
sonwin saingy mba afaka indray elah ve tsy hilaza hoe any am-pigadrana:-D:-D:-D
26. mamzelkely ( 05/10/2005 05:56)
sasa< ie io olona eo alohanao io tokoa le mpamerina in bdb ny hafany de afaka izy ty de ny olona hafa njay no lazainy fa any ampigadrana.. =))

sonwin< sa ts zany...:wink: :-* :-D
27. LazaRandri ( 05/10/2005 07:25)
sao dia voan'ny maladie de parkinson kosa i Kotity fa aza adalainareo e! :)
28. sasa ( 05/10/2005 11:07)
:-D:-D:-D niverina indray le maladie de parkinson marina:-D
29. sonwin ( 05/10/2005 12:09)
30. mamzelkely ( 05/10/2005 12:33)
sonwin
31. sasa ( 06/10/2005 06:38)
mamzelkely i sonwin akia tsy mahagaga an
32. mamzelkely ( 06/10/2005 07:56)
sasa< za anie ts gaga aminy fa izy gaga no mahagaga ana :lol::-D:-D
33. ari.malala ( 06/10/2005 11:11)
:-D:-D:-D:-D:-Dnareo kosa aokanareo i sonwin ê! :-D:-D:-D:-D
34. mamzelkely ( 06/10/2005 12:00)
i ari.malala zao te hanala ko de mody we ôkanareo sonwin e..:P:-D:-D
35. sasa ( 06/10/2005 12:18)
mamzelkely njy ity wa tena mampmé mintsy
:-D
:-D
:-D
:-D
36. ari.malala ( 06/10/2005 13:14)
oh oh! misy saropiaro ato kle! ;):-D:-D:-D:-D:-D
37. sonwin ( 06/10/2005 13:38)
mifosa ndray kle:x: :-D:-D:-D
38. ari.malala ( 06/10/2005 13:42)
inon izany mifosa kay?
39. sasa ( 07/10/2005 04:26)
ari.malala anontanio i sonwin kou
40. mamzelkely ( 07/10/2005 05:38)
zay ny anareo fa tezitra le fosaina..:P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008