Tena fitiavana ve sa te-..nao fotsiny ?
41. Avianiandanitra
(
10/10/2005 14:07)
fijo:
ary raha tairina aloha vao dinihana le,diso ve?
Tsy votery ho diso na ho marina, indraindray moa de @le vaoavy nanao tatitra (rapport) ara-tseksa iny vo miseho ny tena santimaka. hehehe :-D:-D:-D : na tena fitiavana na ts'izy akory
42. Herimiafina
(
10/10/2005 14:11)
Be eksperiansa an. hehehehe, efa niaina an'io ngah enao, de impiry kay, de tamin'iza aby? hehehehe:-D:-D
43. Avianiandanitra
(
10/10/2005 16:07)
fijo:
ary raha tairina aloha vao dinihana le,diso ve?
Tsy votery ho diso na ho marina, indraindray moa de @le vaoavy nanao tatitra (rapport) ara-tseksa iny vo miseho ny tena santimaka. hehehe :-D:-D:-D : na tena fitiavana na ts\'izy akory
44. Avianiandanitra
(
10/10/2005 16:17)

45. Avianiandanitra
(
10/10/2005 16:17)
fijo:
ary raha tairina aloha vao dinihana le,diso ve?
Tsy votery ho diso na ho marina, indraindray moa de @le vaoavy nanao tatitra (rapport) ara-tseksa iny vo miseho ny tena santimaka. hehehe :-D:-D:-D : na tena fitiavana na ts'izy akory
46. lilbon
(
11/10/2005 09:10)
fasaly > aleo hilamm ka !:-D:-D:-D
le nijabaka teneniko eto tsy le Q fa le coeur ! hihihi

48. Herimiafina
(
12/10/2005 04:23)
Misy karazany ny antsoina hoe valeur.
-Valeur d'usage: le valerany itiavana azy amin'io fotoana io. Oroka, safosafo, fiarahana, firesahana.
-Valeur d'option: le valerany hadihadiana tsara fa atao consommation future, na ampiasaina amin'ny ho avy. Sipa afaka miteraka, sipa virja (ho an'ireo tia an'izany), sipa mahay lakozia, sns.
-Valeur d'existence (de non-usage): le fifaliana mahafantatra fa misy izy na dia mbola tsy zaka aza. Ohatra sipa mahatara any ampianarana, any ampiasana, nefa mbola tsy iarahana, sns.
-Valeur éthique: le valera mifandray amin'ny ara-moraly sy ny sosialy, sns. Sipa maontina, sipa mahay miakanjo, sipa manaja tena, sns.
-Valeur complémentaire: mitovy amin'ny valeran,ny kiraro (tsisy valerany intsony raha sanatriavina very ny ilany)na lamasinina sy rail, na echiquier sy ny piesiny. Ohatra: ny sipa sy ny feminité-ny.
De le resaka fitombenana sy te-hanao fotsiny angamba dia diso toerana satria tokony ho valeur d,oprion no asiana azy (consommation future) fa tsy valeur d'usage velively (le eo noho eo)

49. majesty
(
12/10/2005 08:32)
le te hanao fitiavana fotsiny hi hi hi maninona tokoa moa zany klé :roll:
50. fasaly
(
12/10/2005 13:38)
inona daholy aza ity valeur i hery ireto e!
tsy tonga de tairina fa laozana valeur eo!
hisy eritreritra izany mantsy eo refa tena an iny an!

53. Herimiafina
(
14/10/2005 00:10)
Mba tian'i Veloo kou io mitsilany amin'ny tany io? heehhehehehe =))
54. hesham
(
17/10/2005 18:09)
ka tafitsilany izy fa very valeur ianao kou .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina
(
18/10/2005 00:21)
Ary enao manao ahoana le valeranao ao? Le objet de valera e, le bijou de famille hehehehehe:-D:-D:-D:-D
58. hesham
(
18/10/2005 02:26)
ianao anga tena interese be amina e , nefa za tsy interse aminao .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
59. Herimiafina
(
18/10/2005 02:32)
Tsy mila preciser-na zany kah, hehehehe, hita be le manao vazaha mody miady, filama efa nandeha, hehehehe :-D:-D:-D:-D
Tena hitako rava mihintsy enao izany an, aoka ihany tampoka sao de misoratra any anatin'ny bokin'ny fiainako hoe nampisaraka mpivady iray zah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

60. hesham
(
18/10/2005 02:42)
Oujjjyyyy , ianao ve no isarahako @ vadiko. Aleoko tsy manambady mandrakizay :-D:-D:-D:-D