Tena fitiavana ve sa te-..nao fotsiny ?

21. lilbon ( 04/10/2005 05:41)
ka le fitiavana de tsiss lôjika kou!
zay mintss le manjeraka aminy!
22. mamzelkely ( 04/10/2005 06:19)
ratole< de ts maints ho rava fôna kosa ve le izy e....:roll: ra ts hoe angamba ny fahafatesana no mandrava azy de hafa ndray..:roll:
23. sasa ( 04/10/2005 08:24)
hi hi hi hi lilbon sali elah an!
ka ilay izy izao e,samia mieritreritra tsara fotsiny fa rehefa tafajabaka izay wa tsy afaka intsony na kofa io na sipa.:D
24. lilbon ( 04/10/2005 10:32)
sasa>za less ef miezaka mba tsy hijabaka fa hotry ny manenjika be kou le fitiavana fa mety hijabaka ihany amy farany a! :-D:-D:-D
25. sasa ( 04/10/2005 10:59)
lilbon hi hi hi tanjemo izany fa ratsy be an, d'efa miteny aho izay,:-D:-D
26. lilbon ( 04/10/2005 11:17)
tsy hisy ve refa mijabaka ka mamay e
:-D:-D:-D:-D
27. miserana ( 05/10/2005 19:13)
mijabaha alou raha mbola tamana @ ilay izy e.
28. Herimiafina ( 06/10/2005 04:37)
Te-hijabaka tampoka teo njay za marina mafy moa an. Nareo reto tena tsssss, tsy mitsahatra ny manome hevitra manaja be an'i ra-Herimiafina mihintsy, tssss. Iza no te hijabahana ao e. Aiza o?
29. lilbon ( 06/10/2005 05:55)
za alou zao tena aleo hilamina :twisted:fa tena vao teo za nijabaka e!fay fay kely alou izao ,:-D:-D:-D mandrapijabaka de nouvô! hi hi h i
30. sasa ( 06/10/2005 07:47)
lilbon nijabaka tamin'i .... aleo tsy lazaiko fa masosotra, sa tonga d ho vakiko eto ny solaitran'lah :-D:-D:-D
31. lilbon ( 06/10/2005 08:52)
tamy iza njay e!? sao de le we gratos ve tsss tsy aleo tss annn a!?hihihi
=))=))=))
32. fasaly ( 06/10/2005 15:48)
sasa;
mboa lazao hoe : nijabaka taiza njay hono i libon io zao???????
33. lilbon ( 07/10/2005 05:08)
fasaly>secret d'etat , confidentiel, top secret,mampigadra, folo taona sazy miantona zany !?
danger de mort hotry ny eny amy poteau jirama!=))=))
tsiss mahalala zany afa tsy lilbon rery ihany !
34. lilbon ( 07/10/2005 05:10)
:-D:-D:-D:-Dzavatra mampme ana de izao we
efa noeritreretiko fa raha vao miteny za izao we avy nijabaka de tsy maintsy misy hanontany eto hoe taiza
hihihih!:lol::lol::lol::idea:
35. fasaly ( 07/10/2005 15:08)
libon:wink:
36. fijo ( 07/10/2005 20:44)
ary raha tairina aloha vao dinihana le,diso ve?
37. lilbon ( 08/10/2005 04:44)
za wa alou ze te hijaly de avia fa za tena fay le mitia olona amy zao e!:oops::oops:
38. fasaly ( 08/10/2005 13:48)
ahoana kou zany?????8Oazavao heo lilbon:)
39. Herimiafina ( 08/10/2005 16:33)
Tanjemo sao entin'ny hormone de mijabaka vao misaina an. hehehehehe.

Le hormone mantsy tsy mampiheritreritra izay izy rehefa midina any ambany any de lasa any daholo ny centre d'intellizansa dia mampijabaka.

Ny henjana ihany no mahavita mamehy an'io, ianao ve te-ho henjana? hehehe:-D
40. xxx ( 10/10/2005 06:40)
Ny ahy alou de zao e! tsotr b ny fangatahan io zvt io mialou zan oe vo aingan lotr no miarak de midik ts ten fitiavan, diso a v @ zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3243