Tena fitiavana ve sa te-..nao fotsiny ?
1. Avianiandanitra
(
01/10/2005 03:54)
Nahita sipa tsara tarehy sy tsara bika le bandy. Dia tonga de tara, fanontaniana mipetraka : Tena tiako ve le sipa sa te-hanao fotsiny mahita an'le entana ?
Amiko, tokony hipetraka @ tsirairay io fanontaniana io alohan'ny hiditra relation, sa ahoana ?:D
novalian'i boubounezy ny 23/10/2005 13:50
4. balaka
(
01/10/2005 12:08)
sô de tokony izao no fanontaniana hipetraka. Fitiavana sa fitsiriritana? Miankina @ fijerin'ny maso sy ny fidoboky ny fo ny mety ho valiny
5. lilbon
(
01/10/2005 13:02)
way le ??? tsss
fa inona no hitiavanareo sipa voalaohany e!?:evil:
sao de tsy nareo ary io?:lol::lol:
le hoe tara anie ry zalah tsy hoe tonga de potika be e!?:roll::?:
sa nenareo le tara efa hitanareo matetika le sipa?:twisted::P
ko raha endrasana elabe vao tokony ho tara tsy rabofy no tokony ahatara !?iny no hita matetika ,iny no fantatra toetra ... sa i bavy?:-D:-D:-D
fa ny sipa refa manja de tokony ho tara aloha ! fa maso mijery tsy mitondra mody!

6. Avianiandanitra
(
02/10/2005 16:20)
Marina daholo zany klé !:D
Ny joba anie ry zalah koa tsy voatery tonga de azo asiana daholo e ! , Plus ela le sipa vo manome plus mitombo le fitiavana:-*, ary plus le sipa asina plus mitombo ko ny fitiavany anao, ny hitako fa mety dia tsy afangaro ny seksa sy ny fitiavana, zany hoe misy sipa tena tiana de misy koa sipa entimanao fotsiny (betsaka ny sipa mang didy) ... Tsy maika intsony enao rehefa zay le izy sa ahona ?

8. akamatiana
(
03/10/2005 09:02)
wajayyyyyyy le , fa nga lisany vo mahita sipa de mieritseritra zany fona kle , tsy ny ahapoinsa azy klou no atao , tsy hain'lisany na mirevy an'zany le joba na aona kle
9. vivi
(
03/10/2005 11:25)
aiza kosa e! rehefa miaraka @ 1volana ndry vo mahafantetra we entana fotsiny no hilainy fa rehefa sendra ny olona tena tiany kosa anie tsy voatery zay foana no antsaina e! fa mahita zavatra tsara kosa ve izy d tsy hitsiriritra fa eo no mahatonga ny sipa tokony hiandry fotoana vao manome firaisana satria raha anome nefa tomber ianao d ten
10. sasa
(
03/10/2005 11:56)
hi hi hi hi mora fantatra foana rehefa entana no ilain'ny kofa rehefa mangataka izy ka tsy homena d tsy maharitra eo izany fa tonga d miala,na koa hoe vao mahazo izy d miala, ary raha tena fitiavana indray ny an'azy d miaritra eny no sady tsy sahy mangataka fa miandry ny fahatsoran'ilay sipa fotsiny, mangataka ihany izy fa rehefa tsy mahazo d miandry eo ihany, na koa hoe mahazo fa tsy miala mintsy fa miaraka amzay.
12. lilbon
(
03/10/2005 17:14)
sasa be komentera eo tsss!
mampatahotra ny lelahy ve ?refa tsy omena de sao de hafa no mahazo le entana .zay vao we za no tompon'ny cadastre fa koff hafa no minana ny tsirony kle
hihihihihih
mampatahotra ny lelahy ve ?refa tsy omena de sao de hafa no mahazo le entana .zay vao we za no tompon'ny cadastre fa koff hafa no minana ny tsirony kle
hihihihihih
13. babalahy
(
03/10/2005 17:57)
xxx:
ny tena fitiavana tsy fitiavam-batana ihany fa fo sy saina ary fanahy.
ny vatana ange ny hita voalohany sa ahoana ry zalah?
14. Avianiandanitra
(
03/10/2005 23:54)
Marina fa ny vatana no hita voalohany, ary ny vehivavy koa anie misy mieritreritra seksa fotsiny e ary vatana koa no jereny hoe " mahazaka manao impiry ty koff ty isan'andro ? ". Ka zay le ataoko hoe misy sipa entimanao fotsiny ( mifameno-de manome->Mpifanao). Tsy misalasala mihitsy @zay miteny hoe: "zah te-hanao, ary ianao ?":lol::lol::lol:
Misy koa sipa ho-vadina (raha mbola tsy manana), izy no aleo manapaka @ resaka seksa :roll::roll:, marihako fa raha bandy tsy mbola matotra de tsy mieritritra zavatr'hafa afa-tsy Q fotsiny, sao de taraika ao ry zalah !:D:D:D

15. Herimiafina
(
04/10/2005 03:13)
De aôna zany le bandy tia seksa be reny de avy eo lasa tafajabaka amin'ny fitiavana tampoka njay nefa seksa fotsiny tamin'ny volohany no notadiavina? Hehehehehe
hehehehe :-D:-D:-D:-D
hehehehe :-D:-D:-D:-D
16. lilbon
(
04/10/2005 04:36)
herimiafina>de aleo izy hijabaka any kou!hi hi hi
ka le izy zany tonga de atao mazava e!
refa atao resaka sexe fotsiny de tairina resaka fotsiny :-D:-Dfa refa tairna fitiavna tena izy de tsy maintsy asiana rapport sexuel kou aloha e!:twisted:
sa atao fitiavana tsiss rapport sexuel ve ?:-D:-D

17. lilbon
(
04/10/2005 04:40)
fa raha tsy tianareo vevavy anie le lelahy mijery le etanareo de tokony avela any an-trano aloha refa mivoaka nareo e!hahahaha:-D:-D:wink:=))
de mba vevavy tsiss entana daholo no hitan'ny oul eny amy arabe !hihihi:-wo^o:-D
fa tsy hoe vao mivoaka ny trano:/ ny lelahy de sipa mifindra trano daholo no hita etsy sy eroa:-P:-D=))
de mba vevavy tsiss entana daholo no hitan'ny oul eny amy arabe !hihihi:-wo^o:-D
fa tsy hoe vao mivoaka ny trano:/ ny lelahy de sipa mifindra trano daholo no hita etsy sy eroa:-P:-D=))
18. Herimiafina
(
04/10/2005 05:04)
Saliii lilbon, mifoha masil be an.
Le tafajabaka anie leisy le bandy tamana e. Misy karazana seksa mahatamana mantsy fa misy karazana seksa tsy maha-te hiverina akory. hehehehehehe.
De sendra le seksa favy be ry zalahy de anovan'ilay sipa scene de depression de mataoutsa be de mijanona de izay no vita fa tafajabaka e.
Izay le hoe foza e.

19. lilbon
(
04/10/2005 05:16)
saliii herimiafina! hihihi
hihihih! ef avoavaly sahady an
ka le sewe anie less tsy hitako hoe mahatamana ahoana e ! fa le sipa no mahatamana !?kôzy e!
refa tratran'ireny sipa mahatamana reny ela tena mivadika mintss ny globe n'lah hihihi
aza manody wa hihihi

20. ratole
(
04/10/2005 05:19)
Hoatran'izao ny fahitako azy. Ny iray amin'ireto ihany no mitombina :
1) Fitsiriritana - Rapport sex - rava
2) Fitsiriritana - Rapport sex - Fitiavana - rava
3) Fitsiriritana - Fitiavana - rava
4) Fitsiriritana - Fitiavana - Rapport sex - rava
ireo no lojika hitako.
1) Fitsiriritana - Rapport sex - rava
2) Fitsiriritana - Rapport sex - Fitiavana - rava
3) Fitsiriritana - Fitiavana - rava
4) Fitsiriritana - Fitiavana - Rapport sex - rava
ireo no lojika hitako.