tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona

41. ari.malala ( 20/10/2005 06:43)
herimiafina, tsy manafangaro zany za fa jereo ireto :

Mpandefa : sonwin [ Valio ] 09-10-2005 12:05:52
Lohateny : Re : tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona
ari-malala> ie za matoatoa ka

Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 10-10-2005 02:08:26
Lohateny : Re : tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona
Mba hiangaro kely oe zah ry sonwin raha mety, andorako volo mahintsiny ianao, na handorako fingotra. hehehehhehe

Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 19-10-2005 06:18:04
Lohateny : Re : tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona
Fa zah ngah averinao fa tsy angatra, matoatoa na lolo, hehehehe


D in zany no tena marina momba anao ty e!

42. Herimiafina ( 20/10/2005 16:29)
Ao ary e, mba niprovôky kely anao fotsiny zah fa mitady tena adinonao mantsy ny endriko, hehehehe:-D
43. ari.malala ( 21/10/2005 14:29)
nga rtony ny matoatoa misy endrika e:roll::roll:hafa kelly enoa zany ra herimiafina marina moa!
44. hesham ( 22/10/2005 01:49)
ari.malala ka mba te ho tadidinao anie izy fa tsisy mpahatsiaro e , otran`ny mampalahelo indray izy eee .:-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina ( 22/10/2005 02:24)
Otran'ny misy fofona fahasarotampiro tampoka izany hoa tato klé.:-D:-D:-D:-D
46. ari.malala ( 24/10/2005 10:58)
:-D:-D:-D:-D:-Diza no saropiaro?
47. mandrindra ( 24/10/2005 12:55)
saropiaro amin'ny angatra, iza izany? i matoatoa ve sa i lolo?
48. diamondra27 ( 24/10/2005 23:53)
tena misy io an!!!!
biby olon: mi homme mi animal( soavaly) de alika na saka no haniny refa tsy nahita olona nohaniny izy

De eo @ 2 maraina eo no fivoahany, tandremo fa mahita lavitra izy an! raha izy no mahita anao voalohany de azy enao, tonga de paralysé de avy eo enao haniny fotsiny , hummmmmmmmmm miam miam

iza no hiaraka amiko hijery azy
49. ari.malala ( 26/10/2005 09:50)
ndao tsika sy diamolndra hijery e, d diamondra no eo alohako
50. diamondra27 ( 28/10/2005 12:28)
risque be io e! fa haiko ihany lou le mipiéger azy e!
@ firy no fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2544