tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona

21. Herimiafina ( 05/10/2005 05:35)
Ie any Ambanja any tena misy kilasy mandry mpianatra fambolena tena misy matoatoa tokoa, toa matoatoa-na bandy namono tena hono izy io dia manisaka fandriana amin,ny alina midina amin'ny tohatra mihintsy.

Ilay eo amin'ny sampanana makany Ambilkobe iny misaraka amin'Ankify ladoany e. Ndana anie makany dia jereo e.
22. LazaRandri ( 05/10/2005 05:38)
kafmalbar:
tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona

=> anontanio Ratsiraka
23. mandrindra ( 05/10/2005 14:08)
ny matoatoa ve? tantara valamaty ireny !!!
24. ari.malala ( 06/10/2005 10:16)
herimiafina, akisany mankaiza ny fandriana ê! ny tenany aza tsy tafahetsika teo @ ze nisy anazy fa nobataina vao tonga tany @ fonenany farany ko izy no hahavita hanetsika fandrina? tsy haiko alo fa za tsy mino ê!

sonwin, nga ndray tsy enao le matotoa? ;):P
25. fijo ( 06/10/2005 21:15)
aza minomino foana lereto an
26. sonwin ( 09/10/2005 10:05)
ari-malala> ie za matoatoa ka :P
27. Herimiafina ( 10/10/2005 00:08)
Mba hiangaro kely oe zah ry sonwin raha mety, andorako volo mahintsiny ianao, na handorako fingotra. hehehehhehe:-D:-D:-D:-D
28. hesham ( 17/10/2005 18:19)
:-D:-D:-D , haka ondana mintsy hihaino ny tantaran`i herimiafina fa mahita bedebe izy .:-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 17/10/2005 19:03)
Tena lasa mpiondana mintsy anie toi zany ry hesham e, tsy saropiaro ve lery ao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
30. hesham ( 19/10/2005 01:48)
Ie miondana @ vadiko za kou inn no ahasaropiaro azy .:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 19/10/2005 01:53)
Ny heritreritrao nefa de aty amiko hatrany, hehehee :-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 19/10/2005 01:53)
Ny heritreritrao nefa de aty amiko hatrany, hehehee :-D:-D:-D:-D
33. hesham ( 19/10/2005 02:31)
Tsy aleoko mieritreritra angatra , matotoa na lolo :-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 19/10/2005 04:18)
Fa zah ngah averinao fa tsy angatra, matoatoa na lolo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. ari.malala ( 19/10/2005 05:48)
:-D:-D:-Dherimiafina matoatoa nefa mitady hanagaran'i sonwin... tsy azoko:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 19/10/2005 05:50)
Fa aiza sonwin zany ry ari.malala sa tsy afaka ao antsainao tsony ny anarany de voatonona tsy nahy? hehehehhe :-D:-D:-D
37. ari.malala ( 19/10/2005 08:43)
herimiafina, jereo ao ambony ao fa nitenyizy we matoatoa, d avy eo enao niteny we anangaro kely ko tsy aritro aôna? zaodahiko iny ko enao an! :-D:-D
38. Herimiafina ( 19/10/2005 14:07)
Ngô de tsy mety zany ry ari.malala, matoatoa ve no zaodahinao? Zaha ry le niteny hoe zah matoatoa kou, hein, manafangaro njay an. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
39. hesham ( 19/10/2005 16:35)
lolo na matoto na angatran`i papanay no tiko eritreretina fa tsy ianao mihintsy ry herimiafina .:-D:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 19/10/2005 20:59)
Io ary enao fa efa miheritreritra anh sahady, tsy mety afaka ao andohanao mihintsy anagah izaho ty? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2458