Ny teny vary amin'anana.

41. pitchou ( 20/10/2005 18:39)
ary tena meko tsiny fadiranovana tsy afaky ny azafady mintsy enao raha mihevitra izay rehetra mandiso ho manao fanahiniana!:-D
42. Herimiafina ( 23/10/2005 16:50)
ary de meko tsiny direkta be tsy mifaditrovana mintsy kou enao raha mbola manohy eo. hehehe:-D:-D:-D
43. pitchou ( 25/10/2005 20:31)
ary d tena omeko tsiny be miampy kakay enao raha mbola mamaly an'io inhany! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2091