Ny teny vary amin'anana.

21. pitchou ( 04/10/2005 07:40)
ka i hery miteny indrindra no manao vary amin'anana lava be kou
22. vahiny2004 ( 04/10/2005 10:54)
Misy teny ho aho tsy mety raha tsy teny vazaha : t@ isika teraka izao dia efa hoe "ordinateur" foana no naharenesan-tsika azy, dia efa lehibe isika vao namoaka ny akademia malagasy hoe "solosaina" no dikan'io, dia izay vao hamolaka vava hiteny an'io indray ? Ela be ka ... Ny zava-dehibe dia ny hoe azon'ilay olona iresahako ve ilay tiako lazaina

Tsy manamarina ilay sasany te hizesta fotsiny koa nefa izany, ohatran'ilay hoe "tena n'importe quoi" teo.
23. estine ( 04/10/2005 13:57)
estine > ny fahitako azy isika aty morontsira tsy maintsy manao vary @anana noho tarazo navelan'ny fanjanahantany,ka lasa fomba fianana any mitsy indridra fa ny tanandehibe,ny eto andrenivohitra indray dia misy kosa aloha ireo 'zay tena manao fanahiniana mizezita miteny anefa tsy mahafolaka tsara akory ka miteniteny fona 1dra1dray ary ireny no manary ny soa toavina maha malagasy (lafiny kolotoraly io),ekeko ny teniny hery hoe mampivelatra sy mampandroso oh: mifanoratra sms otran'izao karazana fanafoizan-teny dia atao@teny vahiny .io koa sarotra ialana raha tsy misy ezaka be ataon'ny fanjakana @fampianarana,ny kolotsaina ary raha tsy tonga ao @ gasy rht ny fitavana kolotsaina fa tsy ao @ RARIHASINA irery ihany tsy hoafaka mtsy io ra alana.farany noho ny fampianarana eto @tsika koa io izay @teny vahiny hany ka vao misaina hanazava hevitra dia @teny vahiny aloha le hevitra vao adika @teny gasy na azo @teny gasy 'lay hevitra fa teny ilazana azy tsy misy afatsy @teny vahiny na @io teny vao mazava ny tian-kambara ka hoy aho hoe 'lay "education pour tous ny fanjakana"tsara ampidirina ao ity adihevitska ity sa aona hoy nareo:idea:
24. Herimiafina ( 04/10/2005 14:42)
Ndao hianatra kabary sy filozofian'ny teny e.

Kianiko manokana zao le teny hoe "solosaina" satria tsy misaina izany ny ordi fa manantanteraka izay namboarina tao aminy. Machine e.

Ny saiko kosa mbola ambony lavitra ary tsy azo soloin'ny ordi zany an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
25. estine ( 05/10/2005 08:47)
hevitra mety \\\'zny ry herimiafina 8O:D fa atombotsika eto @serasera misotra ny hery aloha namoro azy \\\'ty :P:!:...ny manahirana anie ry hery raha hianatra kabary sy filozofian\\\'ny teny dia ho maty noana eo \\\'zany we mandany andro hono \\\'zany fa izay hinanankanina haingana sy hanarahandamaody izao no malaza.
porfo jereo anie ny eny ambohitsaina e:wink: ny ao @gesta sy eko ary droit 1000 mahery daholo ny mpianatra ao ary jereo koa ireo oniversite tsy miankina any @fitatanana ,fandraharana fanenentanana(seraseraio farany io) no imasoany fa izany linguistique n\\\'ise zany ny mpiananatra ao @malagasy ozy se raha misy500 tsymaripototra tssara io isa io fa omeko eto ihany fa anao fanadiadiana aho.misotra ny FIMPAMAMA5FIKAMBANANA4NY MPIKABARY)aloha fa efa misy tokoa ny ezaka @fampianarana kabary \\\'zay efa hananika an\\\'i madagasikara ato ho ato ,mbola ry RARIHASINA IHANY KOA IO:/LE izy hoa de \\\'zao e, ela vao hoafala @io vary sy anana io tsika satria ny hoaninin\\\'ny maso ,sofina ;saina isan-tsekondra isa -minitra dia teny vahiny ;jero anie ny eny @ \\\"epicerie\\\" vitsy @reny no mitondra anarana hoe tsena kely raha sendra mitondra anarana gasy aza mbola misy vaza fona eo oh:CHEZ RANAIVO\\\" tsy izany ihany fa ny anaranjavatra ,na mifono na tsy mifonno dia ny betsaka dia @teny vahiny (an\\\'ny frantsay aloha ny laka e:-o:!:)jereo anie ny vokariny TIKO e:-o:!::?: orinasa malagasy .....^^
26. xxx ( 05/10/2005 09:35)
ny vary amin'anana :
- misy ireo ankizy nampianarina tamin'ny college de france na tany ampita (FRance) dia tsy mahay miteny gasy izay normaly misy ny gasy mahay miteny gasy tsara izo dia manao vary amin'anana ohatran'izy ireo mba hoheverin'ny sasany hoe "vazazaha, mipetraka any andafy angamba na mianatra amin'ny lycee francè " izany hoe manambola

- misy ireo RAD na RAR miresaka amin'ny teny frantsay ny zanany ao antrano satria tiany hahay io teny io ny zanany mba hahazo tsara ny lesona amin'ny teny frantsay sy hahay hamoaka ny heviny amin'io teny io any aorina.

- mahantra ny malagasy dia mihevitra ny ankamaroan'ny gasy hoe "inona moa ny tombotsoa na mahay miteny gasy ohatran'ny inona aza aho tsy azoko ampiasaina any ivelany akory ary tsy rarahin'ny firenena hafa izay teniko"

- zà rehefa mamaky ny sangan'asa n'y malagasy mpanoratra taloha dia sahira tokoa satria tena fiteny sy voambolana sy haiteny tsy faheno intsony ankitrio , indrindra ireo tononkalo sy soratra tami'nny fotoanan'ny "fitadiavana ny very" 1930 1945

Nomena
27. tsangana ( 05/10/2005 20:38)
Raha misy olona mitahiry ny teny malagasy dia ny any ambanivohitra no hitadiavana azy.Kanefa matahotra aho fa efa mihanaka hatrany ity aretina "vary amin'anana" ity.
28. estine ( 06/10/2005 07:04)
ka isika rht mitsy anie no efa kontamine ,ary ny fanagasina ary de lasa hoe gasy apina vaza oh: vola gasy ,fmg niova ariary nefa refa manonona vola treze mille ariary .
mazana be io virus io ary'ty politikan'ny lalana 'ty mety ampiparitaka azy io be8O:!::?: saria 'zareo eny ambanidasy de teretsika eto andrenivohitra sy isika aty @morotsira @ lay politika "URBANISATION"
:cry: e:oops::!: tô tsy horesy 'ty izy ko ..mahery lavitra no i sida.....:^)
29. sipagasy ( 08/10/2005 09:09)
dia ahoana ny hataontsika izany???? sao lahy ka lasa ho tahakan'ny valalan'amboa ity teni tsika ity e!!!!!
30. tsangana ( 08/10/2005 21:06)
Ireo mpiasa amin'ny haino aman-jery dia aoka hiteny gasy madio.Toraka izany koa ny mpiasan-panjakana izay mifanerasera amin'ny vahoaka.
31. Herimiafina ( 15/10/2005 02:36)
Matiko ze mbola manao vary amin'anana ao an. :-D:-D:-D
32. onjah ( 16/10/2005 12:31)
Amiko aloha dia mahafinaritra tokoa ny miteny @ fiteny malagasy ranoray e.
Nefa mba diniho kely anie fa na any ampianarana aza dia voatery tsy maintsy manafangaro ny fiteny eh, satria ny tanjona dia ny hampitana izay tiana hambara ho voarain'ny mpihaino na ny mpiantra io.
Ny tsara angamba dia ny miezaka ny miteny @ fiteny malagasy tsy mifangaro e.
Samia ary miezaka daholo isika ry zareo an.
33. Herimiafina ( 16/10/2005 13:16)
Ie, marin'any zany mon Kamarady.
Ny lehibe indrindra aloha de ny hevitra miampita sady hain'ny sarababembahoaka.
Manarak'izany de le teny malagasy ranoray.
34. estine ( 17/10/2005 09:06)
ka ny gasy koa efa zatra ampiandrasana ry herya n tsy olana ioe
35. tsangana ( 17/10/2005 19:13)
Ny tena mampiomehy dia izao:Ny teny vahiny tsy dia hay tsara ary ny teny gasy manahirana.Inona no atao?
36. Herimiafina ( 17/10/2005 19:16)
Izay le fisabakana, mivoatra hono ny teny hoy ilay mpandinika iray izay, jereo anie fa tsy mitovy amin,ny tenindRadama ny teny teneninao amin'izao e, misy mahasamihafa azy amin'ny andro taloha ny teny.

Ny olana de le herin'ny avy any ivelany ka lasa misy teny tsy mety intsony raha tsy teny vahiny no hitenenana azy.
37. pitchou ( 18/10/2005 17:48)
ahoana kosa moa no itovizany @ teny fahagola ry heri? misy zava-baovao vao mitranga sy hita nefa tsy nisy fahiny ! ary izay firenena nahita azy voalohany no mametraka ilay voambolana dia lasa iny no ampiasaina satria tsy mbola misy voambolana hafa mahalaza iny zava-baovao iny!
ohatra izao ny voambolana hoe "lavaka" (ilay ayeraky ny fikaohan'ny riaka ny tany) dia ampiasaina eran-tany satria ety amintsika no mazava indrindra ny famaritana azy!!!
38. Herimiafina ( 18/10/2005 20:21)
Ie, misy an'izany mihintsy fa omeko tsiny be dirandoza fadiranovana be kosa enao raha toa ka hainao hoe "lavaka" no anaran'iny zavatra iny nefa mbola hataonao hoe "trou" foana.

Tsy meko tsiny be fandiranovana injay nefa enao raha toa ka tsy hainao hoe "lavaka" ny anaran'iny ka ataonao hoe "trou".

Mazava aminao angamaba hoe inona le zavatra tsy reven'i herimiafina an? :-D
39. pitchou ( 19/10/2005 13:43)
fa meko tsiny be d be dirandoza fadiranovana kousss enao raha fantatrao le izy nefa tsy ahitsinao le olona mandiso!!!:-D
40. Herimiafina ( 20/10/2005 03:45)
Ary meko tsiny fadiranovana lavitra noho izay enao raha miaroaro le olona mandiso nefa mahafantatra, hehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1863