Hasarotampiaro e!

41. Herimiafina ( 28/09/2005 20:32)
Ny ahy kaloungany ilay sipako taloha izay no nampianatra ahy ho saropiaro e. No-former n'ilay sipa nandritry ny enimbolana zah, de mention très bien mahintsiny. hehehehehehe:-D
42. Veloo ( 28/09/2005 20:35)
:roll::roll:
43. xxx ( 30/09/2005 17:27)
za matoky tena fa ra ohatra kosa misy période za mba mila ampisehona we tu tiens à cette personne donc mampiseho enao we sarotiny e...za saropiaro be fa misy catégorie le izy we genre de vhv iza no tokony hi se méfier-na... fa ts we zay vhv rht de mahasaropiaro...zay le limite e..:)

[/quote]


Ha! Ny joba rht amzao ne efa grave b dol e!
Tsy hainareo nga! Efa grave b raha hanodina bandy. Sady ny bandy ohtrany mora vel zan ny azy d tsy voatazona tson....
44. vivi ( 30/09/2005 19:35)
io koa aloa misy catégorie araka teneny xxx satria raha zao sipa rehetra zao no ahasaropiaro d lasa gaigy eo, ary izy koa anie miankina @ taona sy ny experience e, raha mbola tanora b aloa d tsy maha -gerer loatra azy io , fa tsy maintsy afaka foana io!,angamba mety mbola miaina b @lay amour fou be ianao no saropiaro b , fa rehefa tonga ny fotoana indray andro any d ianao ndray aza mihome b za ty koa mampime fa zavatra tsy misy dikany zany !
45. yonikafopl ( 01/10/2005 18:26)
Amiko ny hasarotampiaro dia mampiseho fitiavana, raha tsy saro piaro amiko ny olona iarahako de tsy tia izay amiko.
Marina ny an mamzelkely we tokony hi mefier, fa zaako an, taloha de ny namako akaiky foana no mamadika ahy, ka za klou tsy mba matoky zany tsony eee.Ho an'ireo izay mbola tsy tratrany klou de aza saro piaro na de hitanao miaraka isankariva am oll eny aza le tianareo ee, rehefa tonga ilay fotoana hivadihany de tsarovy za:wink:. Fa za, raha mbola vehivavy koa hafahafa fihetsika am vadiko de hitandremako tokou mou.:-P
46. xxx ( 06/10/2005 12:57)
zao kosa e! ny fahasarontam-piaro misy atao hoe , echellon.... ngamba, misy ny tena mamelaka tahimaina , misy ny tsy mamela ny 1 hivaoka irery , misy ny mitoraka zvtra refa tezitra hoe taiza enao, misy saro-pi maladive sns ... fa aza hampitoviana daholo , miankina ny temperament n' ilay olona io , za aloha nahita grave e! fa normal hoe sarotiny fa ny fasarotam-piaro grave dé ilay miaraka @ violence ....( mety verbale na physique )
47. valie ( 06/10/2005 19:01)
xxx:

zao kosa e! ny fahasarontam-piaro misy atao hoe , echellon.... ngamba, misy ny tena mamelaka tahimaina , misy ny tsy mamela ny 1 hivaoka irery , misy ny mitoraka zvtra refa tezitra hoe taiza enao, misy saro-pi maladive sns ... fa aza hampitoviana daholo , miankina ny temperament n' ilay olona io , za aloha nahita grave e! fa normal hoe sarotiny fa ny fasarotam-piaro grave dé ilay miaraka @ violence ....( mety verbale na physique )


Misy fahamarinany tsara ny voalazanao xxx. Ohatra za zao saropiaro fa tsy misy violence zan...Hihihi, sady za koa tsin sipa koa.Fa ny ahy ndray ny andrarako ny copainko d ty mitchat ty d mampiresaka sipa d ny miresaka ny tsy firesaka amle sipa. Le manao resaka mananihany reny e! Efa nahatratra za d za ndray no lazainy fa tery saina. Ntssss!!!koa raha tsy sipa adala za koa za v d tsy ahafantatra oe mety le ataony am tchat eo.Mampiresaka sipa ohatrany reny bandy manadala sipa reny e! Sa aona nareo amizany rizareo? za v no tena tery saina sa lery mintsy no manararaotre!
48. xxx ( 07/10/2005 05:53)
ny an'ny tary alou de izao ihany e!
aza mijanona ela loatra fa refa miverina tiko ihany hi hi hi ,
fa ny ahy le siii may amina tany reny no mahasaro piaro ahy kle hihihi
49. xxx ( 07/10/2005 12:22)
valie , tsara hoe hitanao ny atao hoe degré an' ny fahasarotam-piaronao , dé géreo arak'izay fotsiny , fa ra izy mitchat ve dé mba mitchat koa enao dé ahoana , nisy zvtra hitako ity an ! tantara marina mihintsy : nisy rangahy mpisotro pi be zay , dé notenenin'ny vadiny fôna izy , tsy nety nijanona , indray andro nody ngama , hitany ny vadiny( lay ramatou io) koula be , katry be , tonga dé sitrana lé ranamana tsy nisotro tsony , nijanona ho azy. mba jereo hoe ra mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3768